tsy aiko lazaina eh!!

21. xxx ( 07/07/2006 10:23)
voa enao zay
22. vale ( 07/07/2006 10:47)
xxx:

yeee marina izany

http://www.youdontneedlove.com

pro-vale
8O:twisted:ô ry xxx à, ps nao io "pro-vale" io sa tady hisandoka ny ps "vale" -ko enao???!! tssss:twisted::twisted::twisted:


23. vale ( 07/07/2006 10:50)
fasaly:

hummmmmm! io njay misy xxx manome virus klé iza njay re io e!:roll::-w:-w:-w:-w
masosotsa mintsy wa aky fasaly an!!ssss:twisted::twisted::twisted:ho an'i xxx>> pro-vale :evil:


24. xxx ( 07/07/2006 11:06)
booz: rehefa tsy tiana ny olona iray tonde tsorina oe tsy genre-ko enao na izay azonao tenenina any e, afa-tsy ny ompa:twisted:, fa tsy hiarahanao ihany izy nefa tsy rarahiana,adala kosa ve izy tsy hahatsapa hoe efa tsy tina zah izany koa aleo mandeha!ianao nge izany égoiste e, te ho tiavina fotsiny fa tsy mba mahay mitia:twisted:, rehefa tsy tinao izy dia aza rebirebena intsony fa aleo izy mba hitady izay olona tena tia azy kah :evil:. Io familafilana sy tsy firarahiana io ange tena tsy tokony hatao mihintsy eo @ resaka fitiavana e, na lahy na vavy! mbola hotsaraina @zany daholo fa ataovy ihany! marina e:-D:-D:P
25. stephane197 ( 07/07/2006 11:10)
aza mi insiste b loatra, kanefa hialao nenina ihany(nohon'ilay fitiavanao azy ), dia rehefa tsy anjaranao dia adaboy e!(avereno ilay tsy misy sira...)
26. mandrindra ( 07/07/2006 11:17)
booz, ilay lohateny dia efa mahavaly ny fanontanianao, "tsy haiko lazaina eh!!", dia aza mikôzy intsony zany fa aelo izy hipa dia mandrimandry ny tany
27. vale ( 07/07/2006 11:27)
stephane197:

aza mi insiste b loatra, kanefa hialao nenina ihany(nohon'ilay fitiavanao azy ), dia rehefa tsy anjaranao dia adaboy e!(avereno ilay tsy misy sira...)
ssss teo kosa ve izy tsy nasiana sirany de,,,, koa raha tsy manan-kambo izy koh! nefa asa:roll:! raha mifona i booz mety hanaiky ihany marina izy kah!


28. ikalakintina ( 07/07/2006 14:08)
aleo izy ho any!, fa ra tia izy miverina si non!, mahità njy e!,
fa inona reto zany hiran'i rija zany?mba valio oe, na omeo toniny!
29. booz ( 07/07/2006 16:42)
xxx:

yeee marina izany

http://www.youdontneedlove.com

pro-vale



merci bcp fa tena faly b za naazo anle sary tonga d adinoko mits iz
30. xxx ( 07/07/2006 17:01)
tsy sary fotsiny iny fa misy klikena dia :-D
31. booboo ( 08/07/2006 07:00)
=))=))=))=))=))=))=))...manin'enangany lé !
32. ninimalala ( 11/07/2006 06:08)
booz: ianao zany zao le tonga @ hiran'ny poopy hoe "tsy noheveriko, tsy nohenoiko zay anatranatrao lasa enao vao tsapako ny fahabanganao", tsy maninona fa tsy ny toa ahy no andatsa anao sanatria fa mbola io hira io ihany no torohevitra omeko anao, misy izao andininy izao ao hoe " MAMELA AHY RAHA MISY FIHETSIKO INDRAINDRAY, MAMPISY ALAHELO AO AMPO, MAMELA AHY FA IZAHO TSY FENO RAHA TSY EO IANAO"

Mahereza
33. mirana5 ( 20/08/2006 18:44)
booz:

mba ampio reto a!!!!nis ol zay manko niarak tamiko nef tena tsy nasiko sira mitsy fa itako iz oe ti ana kanjo tampoka teo nandray decision iz fa o faranana ny aminay fa mijaly lotra iz miarak amiko.teo vo tsapako ny tena fitiavako az,ef nambarko az zany saingy otran'ny tsy iova evitra tsony iz.in ny ataoko??


voa ndray ndriko zany, lasa nanidina ny vorona zany fa dia mionona mandehana mitady vorona hafa ndray é!:wink:
34. mirana5 ( 20/08/2006 18:51)
booz:

mba ampio reto a!!!!nis ol zay manko niarak tamiko nef tena tsy nasiko sira mitsy fa itako iz oe ti ana kanjo tampoka teo nandray decision iz fa o faranana ny aminay fa mijaly lotra iz miarak amiko.teo vo tsapako ny tena fitiavako az,ef nambarko az zany saingy otran'ny tsy iova evitra tsony iz.in ny ataoko??


Zay ny tonga @ fitenenana koa hoé tano ny azo fa sarotra ny mila, mahereza é!
sA MIAVO TSY TIA VARY MOAKA KOSA IANAO KANEFA MALANY MASISO RAY VILANY E:(:(:(
35. booboo ( 21/08/2006 14:07)
ho ho ho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8628