Ahoana ny fampiasana yahoo messenger na messenger

1. rabaradaka ( 06/07/2006 10:48)
Tsy mety mahay mampiasa azy io mihitsy aho sady ny téléchargement azy io elabe. Mba tehampiasa messenger aho fa tsy afaka sady tsy mahay. Iza no afaka hanampy dia misaotra mialoha
novalian'i nambina ny 10/07/2006 11:27
2. rapala ( 06/07/2006 11:44)
aiza i lapino, iny no dokoteran'ny ordi:)
3. hax ( 06/07/2006 11:59)
momba nio messager io ndray dia mila maharitra te i telecharger enao ry rabaradaka a:D aza mora reraka ra mi telecharger zany de raha ao atrano no misy ordi ka ao enao no i techarger de telechargero aolha de mitsangana kely manao zavatra afa de mora izy amin'zay e
eo @ fampiasana azy ndray de amidirinao ao fotsiny ze namano efa manana messanger de ampidirinao ao ny contactny ataonao @ lé oe contact de rehefa ao io de appeler nao fotsiny ka raha connecter lé namanao de mamaly ano izy moa raha tsy kosa de lazainy eo e mbola tsy en connect lé ranama e !
zay aloha fa tsy aiko ra mazava aminao lé izy de @manaraka ndray de tsiky kely de ampy rehefa mi telecharger enao e :D :D
4. lapino ( 06/07/2006 15:37)
rabaradaka: http://fr.messenger.yahoo.com/newtoim.php;_ylt=AmSg6XiFpowGxHn6uXHUUK4u5skF

rapala, diso adiresy nareo ny farany kle! ;)
5. rapala ( 06/07/2006 19:51)
lapino: tsy diso adiresy zany é, nomemao solution nge zao rabaradaka fe faly be:D
6. dadabe ( 07/07/2006 00:48)
lapino sao dia mba miankina @ ilay firenena hipetrahany kosa e!

ohatra hoe raha any frantsa izy dia mety ny manao download ny yahoo messenger .fr sady haingana no malaky , fa raha ivelan'ny la frantsa izy dia tsaratsara kokoa raha manao telechargemtn ny yahoo any 2 ilay firenena misy azy .

ohatra hoe chine izao , ny messnger any chine dia alaina ao @ www.yahoo.com.cn fa raha any japan izy dia alaina ao @ www.yahoo.com.jpde raha ny angletera dia alaina ao @ www.yahoo.com.uk , ny tiko holazaina ny hafainganan'ny fanaovana telechargemnt , azo atao ihany ny hoe manao telechargement messengr yahoo.com @ izay toerana misy anao , saingy mety ho miadana be izany noho ilay distance angamba .
7. rapala ( 07/07/2006 11:57)
dadabe: izay za vao nahita an'i dadabe tena nandray anjara serioux:wink:
8. rabaradaka ( 09/07/2006 06:56)
Merci daholo ry zareo a, izany ange no lazaiko hoe sambatra ny manana namana.
9. nambina ( 10/07/2006 11:27)
rabaradaka> mazotoa ary e, fa tandremo so manao propanga politika be ao indray=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3049