la frantsa

1. fijo ( 05/07/2006 20:25)
na dia tsy nanohana ny ekipa frantsay aza ny tenako,tamin'ity tompondaka eran tany farany ity,dia mihaiky kosa fa hoazony io amboara io amin'ity,ary tsy hisy hafaka hilaza intsony,fa novidiany io,fa tena azony aradalana.
mahay ry zareo ka mendrika azy izany.
novalian'i fijo ny 12/07/2006 19:25
2. Zina ( 05/07/2006 20:34)
Fijo a ekeo ny frantsay satria tsy frantsay no nilalao fa ny afrikana e...
3. fijo ( 05/07/2006 20:35)
an an frantsay no soloiny tena to,ka frantsay no resahana.
4. Zina ( 05/07/2006 20:38)
hahahahha
5. vale ( 05/07/2006 21:20)
fijo: mmhhh, zà kosa alou tsy tia ny filalaon'i Luluan Thuran e, ssss, agressif tsssss, Zidane ihany ny alaiko ao dia i Drogba:°):°)
6. zandikely ( 05/07/2006 22:27)
Mbola iadiana io fa tsy misy mbola sahy milaza hoe azon'ny France zany io. Heverinao fa hisangasangana ve no dian'ny squadra azzurri any Berlin.
FORZA ITALIE, FORZA ITALIE, FORZA ITALIA
7. sasa ( 06/07/2006 02:53)
zandikely za koa maka Italie e:-D:-D:-D:-D:-D
8. fijo ( 06/07/2006 03:09)
tsy hitsangatsangana izy no hoany ,fa hitsilailay ka,eny ambony bozaka sady.
9. sasa ( 06/07/2006 03:17)
fijo Italie wa e =))=))=))
10. hery ( 06/07/2006 04:13)
Nahamonamonaina ny lalaon'i Frantsa omaly. TSisy zavatra nahafinaritra mihitsy. Mazava ho azy moa ny vokany fa penalty no mba baolina matiny.

Raha toa ireny ny filalaon'i Frantsa dia ho lasan'i Italia io.

Ho hita eo ihany.
11. fasaly ( 06/07/2006 05:07)
ié! zà kounkou manao hoe mety ho lasan'i italy io à 90°/°:^):^)
12. Ralay ( 06/07/2006 05:46)
Ahoana ihany ary isika ireto lazaina fa ny frantsay tsy alehany nefa tonga finale ihany.Ny resultat ihany no mikoty fa ny maniere dia samy manana ny azy na penalty io na coup franc ....
Allez les bleus :lol::@=D
13. mandrindra ( 06/07/2006 07:14)
manavy, manavy, marary mihitsy ny lohako fa mbola nandresy indray ry mangamainty :twisted::twisted:
14. vale ( 06/07/2006 07:25)
allez les bleeeeeeeus, fa bleus italiana fa tsy bleus frantsay an!:°)
15. andrea ( 06/07/2006 08:00)
Hery> Allez les bleuuuuuuuuuus France , ve Sa Italie nareo ???????

ZIZOU Président ... Ilay Thierry Henry mpangarompaosy 1er ministre !!! :wink:
16. ramialy ( 06/07/2006 09:37)
Lasan'i Italie kosa io e, na de tsy tena mpakafy foot aza ny tenanay:lol:
17. radriana ( 06/07/2006 10:31)
Hery , Marina fa penalty no matiny fa justifié tsara fa tsy hoe nangalatra ny arbitre donc na penalty na but tsotra maty foana. Ka tsy hitako izay hoe nahamonamonaina teo, fa marina kosa aloha fa tena nilalao tsara ny portugal mais matoa izy tsy nahafaty baolina na iray dia nahay koa izany ny frantsay surtout ny goal sy ny défense sa ve tsy marina izany. Ho hita eo indray ry zareo @ Italie, hatramizao aloha dia bravo les bleus et Zidane il a marqué
18. vale ( 06/07/2006 10:49)
:? fa ny frantsay nge vao kintana raika fotsiny e,:°), nefa italie efa 3 beuu zao!!:°), tena tsisy fosika aloha lay penalty sy ilay but maty e, fa ny arbitre hita fa maka kely france:°),forza italiaaaaaaaaa:lol:
19. zandikely ( 06/07/2006 10:52)
Italie ihany hatramin'izao equipe mbola tsy nahatafidirana adversaire baolina. Ny défense italienne tsara rindra, ary Gatuso zany moa tsy mety reraka mihitsy , eo ampovoany eo Totti sy Pirlo no hanjakazaka eo, sady efa hain'ireo mpilalao italianina ireo daholo na ny filalaon'i Zidane, Viera, Thuram, satria olona beazina tao amin'ny Juventus daholo ireo.

Omaly zay ange dia hita fa dia nanjaka mihitsy i Portugal, nampalahelo foana fa tsy nahatafiditra baolina izy, France, tsy nisy tir cadré hafa tsy iny penalty iny ihany.

20. ramialy ( 06/07/2006 15:27)
vale : ary ndry zany maharaka tsara am ny antsipiriany a, za na footbaleur iray aza tsy fantako, anarana malaza fotsiny hoe Zidane e sns ...:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0857