la frantsa
21. mpanarivo
(
06/07/2006 18:50)
marina fa tsy nidiran'ny mpilalao hafa ny araton'i talie! fa saingy andraso amin'io farany io! tsarovy fa mbola tsy i henry ny teo anoloany! hitanareo t@ ireny asasa-dalana amboaran'ny ekipa europeanna iny! hidiran'ny baolina in-2 misesy ry zareo aminio!
allez henry le melleur buiteur 2fois en europe succ et 3 fois succ en engletaire.
france zahay satria mainty! allez makoa:D
allez henry le melleur buiteur 2fois en europe succ et 3 fois succ en engletaire.
france zahay satria mainty! allez makoa:D
22. fijo
(
07/07/2006 18:46)
za wa tsy tia ekipa frantsay,fa mba mihaiky kosa fa mahay ry zalahy.ny atahorako fotsiny,dia raha toa ka misy prolonga.satria efa soara mantsy ry zalahy,ka raha vao misy prolonga dia ,izay aho,vao siora fa lasan'ny italia io.fa homano aloha ny kaly sy ny 3,14,fa misy azy io famaranana io e.
23. naughtyboy
(
09/07/2006 13:00)
Andrea:tsy gravy be ve ny mpisam ra T.henry no ministra mirifatra be tsy azony polisy daoly ry zalah..? ministre ny sport ohatra de mety @ lery refa tapitra ny career ny
24. vale
(
11/07/2006 23:19)
ramialy::wink:le ekipa tohanako voakasik'io dia mba arako aky e!:°):-D:-D:wink:
vale : ary ndry zany maharaka tsara am ny antsipiriany a, za na footbaleur iray aza tsy fantako, anarana malaza fotsiny hoe Zidane e sns ...:roll: