Araka ny hitako any ambadimbadika any dia Epaniôla no hitsara ny lalao andrasan'ny maro anio. Mpitsara Eoropeana saingy fantatra mazava fa vao resin'i Frantsa i Espaina. Ahiana ny fitongilanana raha izao no izy sady i Brezila sisa no amerika atsimo eny an-dalana ho amin'ny famaranana...io indray FIFA!!!!