espaniôla no hitsara ny lalao Brezil-Frantsa?
1. jentilisa
(
01/07/2006 07:55)
Araka ny hitako any ambadimbadika any dia Epaniôla no hitsara ny lalao andrasan'ny maro anio. Mpitsara Eoropeana saingy fantatra mazava fa vao resin'i Frantsa i Espaina. Ahiana ny fitongilanana raha izao no izy sady i Brezila sisa no amerika atsimo eny an-dalana ho amin'ny famaranana...io indray FIFA!!!!
répondu par sasa le 04/07/2006 03:44
2. lapino
(
01/07/2006 08:34)
Soa ihany aza fa tsy avy amin'ireo firenena mbola mety hifanandrina amin'izay mandresy eo: Alemaina, Portugal, Italia na Angletera.
4. lapino
(
01/07/2006 22:01)
cutie, mbola tsy raraka i Angletera tamin'ny 01-07-2006 13:34:53 ka :wink:
Jentilisa, nitongilana ho an'i Bresil ilay mpitsara teo ...
Jentilisa, nitongilana ho an'i Bresil ilay mpitsara teo ...