Fitivana mamela ratra,,,,,

1. andoniaina
(
01/07/2006 15:30)
Tojo zava-manahirana aho ry reto fa mba toroy hevitra à!nanao rend car t@n'i miary aho androany(pseudo:__NOFAFAINA__)t@n'ny 10h du matin,de niteny t@n'ny vadiko aho hoe handeha ho any am-pianarana,tsy tonga anefa izy jusqu'à 10h30 de nody aho,kanjo vao tonga tany an-trano aho de nandefa sms izy hoe efa tonga eto aho fa aiza ianao,:roll::roll:de tezitra be ny vadiko hoe iza io,ny farany moa de nisara-toerana izahay mivady @'izao fotoana izao de lasany any ny zanakay.
N.B:marihiko eto fa tsisy nieritreritra zavatra hafa2 izahay sy miary,izy efa manambady ary niteraka izaho koa ohatran'izay fa hanamboatra programme izahay mianadahy hoe samy hitondr ny vady aman-janany de miaraka izahay 6 mianadahy mianaka kanjo zavatra hafa no niafarany,samy mpikambana ato @'ny serasera izahay dahy.De mba mila toro-hevitra avy aminareo namana aho aloha satria mino aho fa tsy au courrant @'izao zavatra izao imiary,miezaka ny miantso azy foana aho fa tsy azoko mihintsy izy,eteint angamba ny telephonany.:snif::snif:=((=((
Nahitsin'i hery

novalian'i mandrindra ny 06/07/2006 11:40

2. booboo
(
01/07/2006 15:41)
:/ ...rehefa misindasinda ny hatezeran\'ny vadinao dia miresaha mazava dia valio aby zay fanontaniany miaraka @ porofo :°) madio fa tsisy n\'inona n\'inona aminareo dahy fa mpinamana tsotra fotsiny.....
Bon courage :?
Bon courage :?

3. cutie
(
01/07/2006 19:33)
Mpandefa : andoniaina [ Valio ] 01-07-2006 20:30:34
Lohateny : Fitivana mamela ratra,,,,,
Tojo zava-manahirana aho ry reto fa mba toroy hevitra à!nanao rend car t@n'i miary aho androany(pseudo:__NOFAFAINA__)t@n'ny 10h du matin,de niteny t@n'ny vadiko aho hoe handeha ho any am-pianarana,tsy tonga anefa izy jusqu'à 10h30 de nody aho,kanjo vao tonga tany an-trano aho de nandefa sms izy hoe efa tonga eto aho fa aiza ianao,de tezitra be ny vadiko hoe iza io,ny farany moa de nisara-toerana izahay mivady @'izao fotoana izao de lasany any ny zanakay.
grave koa zany
mitovy hevitra @ booboo za
Nahitsin'i hery
novalian'i cutie ny 03/07/2006 05:48

4. fasaly
(
01/07/2006 19:49)
ié! ataovy anzay! de ataovy mazava tsara ny resaka mifanatreha nareo aby aby mihoatra de hilamina ny resaka de lasa mpinmana beuh:wink:

5. rdc
(
02/07/2006 08:13)
Ny fijeriko azy ra tena nadio teny ampiandohana ny fonao dia ho nambaranao ny vadinao mazava fa tsy namitaka azy enao hoe hiantra.
Mino aho fa misy "antécedents" bedebe matoa zavatra kely toy izany dia nasahiany nanapakevitra ny hisaraka aminao.Tsy misy olona maniry ny hisara-bady.
Mety ihany koa anefa efa tsy mifandray intsony ny tadin-dokanganareo ka "coups monté" avy amin'ny vadinao ihany io resaka io hananany "contexte d'action".
Ra ny hevitro dia jereo ifotony ny olanareo roa dia resahina manokana avy io io tranga io.
Mirary soa ho an'ny tokatranonao

6. Tokinao
(
02/07/2006 10:17)
andoniaina:
nanao rend car t@n'i miary aho androany
in kay r'zareo izany "rend car" izany ?
courage Andoniaina ! ( de mivavaha koa e ).

7. pissoa
(
02/07/2006 10:30)
Izaho miombon-kevitra amin'i rdc.
Dia ireo antecedents ireo tadiavina sy fakafakaina. Fa raha resaka sms iray izany no handaozana ny tokantrano dia tena tsy matotra mihitsy :roll:
rdc:
Mino aho fa misy "antécedents" bedebe matoa zavatra kely toy izany dia nasahiany nanapakevitra ny hisaraka aminao.Tsy misy olona maniry ny hisara-bady.
Dia ireo antecedents ireo tadiavina sy fakafakaina. Fa raha resaka sms iray izany no handaozana ny tokantrano dia tena tsy matotra mihitsy :roll:

8. xxx
(
02/07/2006 10:56)
Amiko aloha tsy manome _tsiny le vadinao aho tsy voatery hoe nihaona mintsy ko nge nareo nanaovana le rendez_vous eh!nefa ko zavatra tsy mety lay hoe tonga de miala ao an_trano @ze resaka sms (ny vadinao io) tokony andinika aloha zavatra tsy gravy zany fa zavatra azo hifampiresahana ngamba ataoko oe mila fahamatorana kely @vadinao!mila mifanazava milamina aminy enao satrai raha resaka madio lay izy an tsy hitakoze tokony ho olana!mahereza de aza kivy!Ataoko ngamba fa hilamina zao resaka zao atsy ho atsy ! satri araha dinihina le izy de resak tsy tokony ampisy olona

9. andoniaina
(
02/07/2006 12:03)
Misaotra bdb anareo aloha tamin'ilay soso-kevitra,efa niantso an'i miary moa za de niala tsiny tamiko izy,rdc a:tena madio ny foko satria zao efa niteny t@n'i miary aho hoe ho ento ny vady aman-janakao de tongava nareo any an-trano de mody ataovy ohatran'ny hoe efa ela tsika sy enao no mpinamana(tsy hoe ela ahoana akory no tiko tenenina fa tsy mifampihafa2 zany é),de tsy nety izy fa hoe aleo aloha mihaona mintsy tsika sy enao de avy eo manao pro,ka raha notsoriko taminy ary ny marina tsy ho vao maika hafa2 be,sady en plus'izay ve reto zahay 2 samy efa manambady aman-janaka de ahoana,ry miary juste hoe passage no eto mipetraka any amoron-tsiraka any,,,:cry::cry::!::!:

10. xxx
(
02/07/2006 16:35)
hafa hafa koa izany tantaranai izany
otrany tsy dia mino ny zavatra lazainao aho,raha tena tsy nisy eritreritra ambadika ianao maninona no tsy notantaraina t@ vadinao t@ voalohany ilay resaka?
maninona no tsy talohan'ny nanaovana fotoana t@ i miary ianao no niteny azy?
mmmmmmmmm

11. sipagasy
(
02/07/2006 18:08)
............tongava nareo any an-trano de mody ataovy ohatran'ny hoe efa ela tsika sy enao no mpinamana(tsy hoe ela ahoana akory no tiko tenenina fa tsy mifampihafa2 zany é)..........
fa ahoana koa io hoe "mody atao hoe.........." mmhh marina ny an'ny vadinao fa mety misy zavatra nokandraninao tao na an-kolaka, ary efa mety efa nisy fihetsika tsikariny ihany koa tany ho any taminao fa dia niandry porofo sisa izy de izayyyy
fa izao e! rehefa madio izany ny sainareo sy i miary dia izay ny zava-dehibe rano raraka tsy azo raofina intsony iny fa ny manaraka no tandremo e! ianao koa anie tahakan'ny tsy nanaja ny tokan-tranonao e! inona ny antony nandainganao hoe ho any am-pianarana nefa kay misy RDV hihihihih soa lavo hahay hamindra e!
Mahereza

12. pissoa
(
02/07/2006 18:22)
Oooo, aza tomany aloo :-*:-*:-D
Raha tsy nisy na inona na inona talohan'io dia mandehana any aminy dia miresaha e. Azavao aminy tsara (indray), hatramin'ny nifankafantaranao sy miary fa hoy ianao oe tsy vao ela. Tsy tokony misy olana giravy izany sms iray izany, fa mba mety taitra sy diso fanantenana be fotsiny izy nahita ilay izy ohatra fa hendry kely ny nahafantarany anao hatram'zay :-*
Raha mazava daholo ny ao an-tsainao dia ho afaka manome azy an'ze profo rehetra angatahiny ianao.
sipagasy, efa nazavainy io kosa ny tiany tenenina tam'le oe mody efa ela sns e

tsy hoe ela ahoana akory no tiko tenenina fa tsy mifampihafa2 zany é

13. sipagasy
(
02/07/2006 18:28)
ka tokony ho tsoriny @ ilay vadiny anie ny zavatra iainany e! fa matoa nisy izao dia nisy ny ankinafinafina t@ izy mivady kouuu

14. dailynews
(
03/07/2006 02:46)
bon marina daholo ny resakareo fa ny mba mahasosotra ahy koa dia ity miary manao fotoana amin' ny 10 dia tsy tonga ara potoana dia tsy mba mampilaza akory hoe ho tara aho fa sady tys miala tsiny no heo aiza ianao izao fotsiny fa eto aho nefa ny tena tara. eny e, tsy any aloha ny olana fa mba fampahatsiahivina antsika ihany ity ry reto a, hoe rehefa manao fotoana dia mba tongava ara potoana ary raha tsy tonga ara potoana dia mba milaza hoe ho tara aho fa mba fanajana ilay olona manao fotoana aminao izany. tsy efa manana portable daholo izao ny ankabeazan ny olona indrindra ny olona ao mkara ?

15. dailynews
(
03/07/2006 02:56)
manaraka izany, izaho aloha tsy mino hoe innocent ilay fotoana e, mifona amin i andoniaina aho miteny izany fa na hitsotra ianao na tsy hitsotra dia ao ihany ilay hoe hifanena ami i miary aho tahaka ny nanao fotoana voalohany amin' ny bandy ihany. raha innocent ilay resaka dia tena tonga dia niaraka daholo ianareo efatra mitsam ...,mialatsiny fa tsy mino izany aho hoe mianadahy .....efa aty aoriana ianao vao manao izany fa raha tena nifanena teo ianareo roa irery tsy nisy nanakantsakana mety zavatra hafa mihitsy no nitranga, mety tsy ianareo mianakavy rehetra nolasa nanao vakansy fa mety nareo roa irery....mialatsiny fa masiaka be angamba aho fa hita be sahady ny fiangan n' ilay resaka matoa ianao nanafina tamin ny vadinao h@ voalohany......nisy zavatra taminareo sy miary na dia tsy mbola tsy nisy nahasahy nifampitsotra aza hoe tara aminao mangina aho......azafady aloha raha masiaka loatra aho e...mbola namana ihany fa milaza ny tena zava misy fotsiny raha ny fahalalako kely ny fiainana

16. dailynews
(
03/07/2006 03:01)
ny sisa azonao atao modia gisa be hoe tena tsy nisy na inona na inona mihitsy tamiko sy i miary ary mifona aminy raha azo atao ary lazao izy fa hadalana iny ary fahatahorana azy fotsiny ihany no nandainganao taminy fa tena madio nareo sy miary ary tsy hamerina ny tahaka izany intsony. dia na asaivo miresaka aminy mihitsy i miary hoe tena anabaviko no nandraisako an i andoniaina sns....reseho lahatra izy e...asivo tomnany kely mihitsy!!!
bonne chance !
bonne chance !

17. sasa
(
03/07/2006 04:01)
Ny fahadisoana ho anao aloha ry Andoniaina d tokony ho nolazainao hatramin'ny voalohany tamin'ny vadinao, ny fifandraisainao amin'ny Miary, za lazaiko anao fa efa mihaona matetika amin'ny namana eto am serasera aho, ary maro amin'izy ireo no manambady, za koa manana ny sipako, fa maro amreo bandy ireo no tsy manafina amin'ny vadiny ny zavatra rehetra miseho, misy aza mitondra ny vadiny rehefa misy fihaonana toy izany, matetika mifanena eny analakely d tsy misy mifampihafahafa izany fa d raikitra ny présentation hoe ity ny vadiko ary ity namako ao am serasera, d mahafinaritra foana le fihavanana tsy misy olana satria tsy misy mifanafina.
ka matoa izany ny vadinao lasa d'efa mety zavatra maro no niseho taminareo ary efa tsy matoky anao tsony izy, na koa hoe ny vadinao mintsy no efa te-handé ka zarany aza nisy sms mba handehanany. ka anjaranao ny mandamina an'io samy irery, mety ho vao maika tsy ho tian'ny vadinao raha entinao any amin'ny le Miary, fa enao no miezaha mandresy lahatra azy.

18. mamzelkely
(
03/07/2006 05:52)
mampalahelo ny situation anareo fa zany we ny tsara ataonao angamba de miôna am vadinao enao de eo ianareo 3 mifanazava tsara we mpinamana je veux dire enao, ny vadinaoo ary I miary zay zao no hitako hoe mety indrindra de mazava tsara le resaka
fa na izany aza de bon courage:)
fa na izany aza de bon courage:)

19. kally
(
03/07/2006 05:59)
Io kiafinafina sy resaka amboamboarina io anie hoy aho ka hahitanareo loza e! Rehefa tsy ny vady no namanao indrindra eto an-tany dia ho iza indray? Inona no maha-mpivady raha resaka ohatr'izany dia ifanaovana an-kiafina? Fampatsiahivana fotsiny iny ry Andoniaina fa na izaho aza no teo amin'ny toeran'ny vadinao mba sorena ihany aho.Mety tsy dia ianao ilay nifanao fotoana tamin'i Miary loatra no nahatezitra azy angamba fa mety efa hitany fa mandaingandainga aminy matetika ianao ka mahasorena azy.tsy misy afa-tsy ny fifonana amin'ny vadinao sy ny fifanazavana no vahaolana:hazavao amin'ny vadinao izay antony nahatonga anao hamboamboatra an'ilay resaka sns...porofoy amim-pahatoniana ny maha olo-marina anao
Dia mahereza !
Dia mahereza !

20. xxx
(
03/07/2006 07:40)
efa ts mahatoky anao koa ange zany vadinao izany e!
enao rahateo tsy mba milaza izay zavatra ataonao any ivelany any de lasa surprise aminy ilay izy ko aiza izy no ts hisitaka nefa tsy afa tsy ny fifampiresahana e resaho moramora izy rehefa tony tsara iny de mahaiza ianao manazava aminy tsara raha azo atao de ampifanatrehana mihitsy ry zareo raha izay no hampilamina ny raharaha de mamaphery anao