Fitivana mamela ratra,,,,,
22. majakely
(
03/07/2006 09:56)
marina ny lazain ankizy akia,,mporofoy am vadinao fa otrin mpianadah ianareo sy le bandy io,,zay iahyn no fanafodiny ,,hihihi
23. ds
(
03/07/2006 09:59)
Tsy misy mahalala izay fahamarinan'ny resaka mandeha eto, fa rehefa misy mangataka fanampiana, dia izay tokony hahafahana manampy azy no atao...
Ny olana no tokony hezahina vahana fa tsy ny olona no tsaraina.
Izaho izao,tsy manana vahaolana kanefa toa gravy be izany hoe sms iray (na maro aza) ka hampisaraka. Efa ela angamba ny vadinay no niala, raha toy izany, mahita ahy mifampitolona an-tendrilavitra (an-tsoratra) amin'ny joba be dia be eto isanandro.
Ny fitiavana koa amiko tsy mila porofoina izany, fa rehefa mifankatia mitohoka amin'ny tendany ho azy ny porofo. Mahereza e.
Ny olana no tokony hezahina vahana fa tsy ny olona no tsaraina.
Izaho izao,tsy manana vahaolana kanefa toa gravy be izany hoe sms iray (na maro aza) ka hampisaraka. Efa ela angamba ny vadinay no niala, raha toy izany, mahita ahy mifampitolona an-tendrilavitra (an-tsoratra) amin'ny joba be dia be eto isanandro.
Ny fitiavana koa amiko tsy mila porofoina izany, fa rehefa mifankatia mitohoka amin'ny tendany ho azy ny porofo. Mahereza e.
24. xxx
(
03/07/2006 11:09)
begin
Table1.IndexFieldNames:='NumOrdre';
//revient au tri donné par l'index principal; utilisation de IndexFieldNames
end;
A ce stade, votre source doit ressembler à : source
Lancez votre programme pour le tester...
25. miantra
(
03/07/2006 11:26)
Andoniaina: Miresaha amin\'ny vadinao ataovy carte sur table tsy misy kiafinafina, raha hitanao fa mbola tezitra mafy izy dia aza mi-insiste aloha andraso ho tony ny fony e!!!
mivavaka ho anao
mivavaka ho anao
26. vale
(
03/07/2006 11:45)
andoniaina:tsy tokony nafeninao t@ vadinao ilay fifandraisana misy eo aminao sy i miary! Mitovy hvt @ oul sasany eo ambony koa aho, izay no mety nahatezitra mafy anlay vadinao, tsy nampoiziny ilay izy izany hoe tsy fantany marina fa mpinamana tsotra ianareo!! somary mandatsa nefa ataovy anatra ny @ hoa avy :)!! fa ny hany azo hatao dia manao izay haneken'ilay vadinao ny hifampiresahanareo, izay ihany! ka na ho sarotra na ho mora dia ataovy daholo izay mety rehetra hifampiresahana @ miaraka @ porofo koa! fa mahagaga koa nefa hoe maninona izy no tonga dia misitaka toy izany??!! sa hasarotam-piaro diso tafahoatra? hum!! Izay fa mahereza e, avec le temps ozy ny fitenenana sa va passer:)! na izy koa hitony ao ihany e:D courage :-*:-*
Tojo zava-manahirana aho ry reto fa mba toroy hevitra à!nanao rend car t@n'i miary aho androany(pseudo:__NOFAFAINA__)t@n'ny 10h du matin,de niteny t@n'ny vadiko aho hoe handeha ho any am-pianarana,tsy tonga anefa izy jusqu'à 10h30 de nody aho,kanjo vao tonga tany an-trano aho de nandefa sms izy hoe efa tonga eto aho fa aiza ianao,:roll::roll:de tezitra be ny vadiko hoe iza io,ny farany moa de nisara-toerana izahay mivady @'izao fotoana izao de lasany any ny zanakay.
N.B:marihiko eto fa tsisy nieritreritra zavatra hafa2 izahay sy miary,izy efa manambady ary niteraka izaho koa ohatran'izay fa hanamboatra programme izahay mianadahy hoe samy hitondr ny vady aman-janany de miaraka izahay 6 mianadahy mianaka kanjo zavatra hafa no niafarany,samy mpikambana ato @'ny serasera izahay dahy.De mba mila toro-hevitra avy aminareo namana aho aloha satria mino aho fa tsy au courrant @'izao zavatra izao imiary,miezaka ny miantso azy foana aho fa tsy azoko mihintsy izy,eteint angamba ny telephonany.:snif::snif:=((=((
Nahitsin'i hery
27. lepouta
(
03/07/2006 11:49)
mampahery an-dry aloha izaho ary manoro hevitra am-pitiavana hoe:sao dia nisy resaka hafa²le tao anaty SMS ,ka nahatonga ny vadinao tonga dia nirintona lasa nandeha.Raha tsy izay anefa?sao dia efa nisy antécedent araky ny voalazan'ny namana sasany??ka niandry poinsa fotsiny ny vadinao dia teo ianao no noraisina?:ka izao ê!mivavaha mafy ianao dia ankino @Andriamanitra ny tokan-tranonao fa manana hevitra heverana sy lalana hitondrana anao izy:inty misy verset homeko an-dry:
28. hasinando
(
03/07/2006 12:15)
HOA NAO METY HO EFA TSY kariny ny fifaneraseranao @olona io ary mihevitra izy fa mety ho olon-tinao io .K aamiko di aaleo miresaka na mandehana manantona azy any @zay heverinao fa ahitanao azy.
Aza mana-marintena be loatr fa tsy diso ianao ;eo anatrehany dia diso ianao h@ zao fa ny fanamporofonao fa tia iano ary tsy nievitra ny hamitaka azy akory .MAHEREZA E!
29. mandrindra
(
04/07/2006 09:49)
andoniaina, raha toa ka tena madio sy marina araka io voalazano io dia asaivo vakian'ny vadinao ity lohahevitra ity dia milamina ny tantara
31. andoniaina
(
05/07/2006 16:22)
Miarahaba ny namana retra eto @ ny sera2 ny tenako.Fanamarihana kely alohan\'ny hidirantsika @ dinidinika,izaho dia lehilahy fa tsy vehivavy akory(andoniaina)8)8),raha ny resaka ery ambony mantsy de betsaka aminareo no mihevitra ahy ho vhv.Misaotra anareo BDB ny tenako nanome hevitra,hita fa tena tsy irery ny tena fa mana-namana.Teny kely mbô atsipiko aminareo de zao:nisy ny namana sasany tsy nino an\'iny resaka iny,nefa zao tokantranoko ve de ho sambasambaiko zvtra ratsy toy zany::?:,aoka ianareo no hamaly azy.Izaho manokana aloha de tsy nieritreritra zvtra hafa2 taminay sy miary,ary mbola tsy nisy n\'inona zany taminay 2 taloha,i miary nge mpikambana ato é:tiako raha mbô hitany ity lohahevitra ity,de asaivo kianiny ze diso na lainga @ ireo noteneniko retra reo.Mino ahy nareo fa zvtra tsara no noeritreretinay natao de mbola tsy maintsy tanteraka io,le BLèMtamin\'lay izy de zao:ny fotoanan-dry tery kely une semaine fotsiny ry zareo no eto de andeha hiverina any mjn,nieritreritra zahay dahy hoe mbô hitondra ny vady aman-janakay zahay,de t@n\'ny sabotsy le zahay nanao RDV iny zahay no hanamboatra pro hoe any am\'zareo ve zahay no hisakafo sa any aminay ry zareo no hisakafo,de rahoviana,de aiza ho aiza ny tranonareo sns...,t@n\'ny voalohany koa nge za oa efa niteny anazy hoe nareo maika nde hody an,de maninona raha tonga ianao sy ny vady amanjanakao raha tonga de mankany antrano na zahay mankany aminareo fa mody tsy mifampihafa2 fotsiny tsika dahy,mahasosotra mantsy raha hoe eo zany zahay2 vô mifampanontanintany be,de tsy nety izy fa hoe aleo mbô mihaona 1mande mitsy aloha tsika sy enao hoy izy,de le ery ambony ery @\'zay ny suite le RDVanay,moa t@n\'io fotoana io koa efa nisy blèm kely tamiko sy ny vadiko de mbola+an\'le SMS ndray koa vao maika izy tezitra tamiko,(saro-piaro be mantsy zay vadiko zay,nefa t@n\'ity izy diso toerana ny hasarotam-piarony de mbô tezitra taminy koa aho).:snif::snif::snif::roll::roll:
32. pissoa
(
05/07/2006 16:40)
Hmmmm, raha azoko tsara izany dia mpinamana eto amin'ny serasera ianareo dia naniry hiaona? :roll:
Raha izay no izy ka tsy fantatry ny vadinao izany taloha, dia izay no tena olana fa tsy ilay sms. Ary tsy diso toerana ny hasarotam-piarony angamba amin'izay lafiny izay. Dia tsy haiko ze atao fa mahereza dia henoy ny tenin'ny namana sasany :-*
PS: Azonao atao anie ny mandefa hafatra amin'i miary hoe jereo ity dinika ity raha tianao ho hitany e :roll:
Raha izay no izy ka tsy fantatry ny vadinao izany taloha, dia izay no tena olana fa tsy ilay sms. Ary tsy diso toerana ny hasarotam-piarony angamba amin'izay lafiny izay. Dia tsy haiko ze atao fa mahereza dia henoy ny tenin'ny namana sasany :-*
PS: Azonao atao anie ny mandefa hafatra amin'i miary hoe jereo ity dinika ity raha tianao ho hitany e :roll:
33. andoniaina
(
05/07/2006 16:43)
Ny antony nandaingako tamin'ny vadiko indray de zao,raha hiteny ve za hoe andeha hijery an'i miary tsy ho vao maika grave be satria tsy maintsy hanontany- izy hoe iza koa zany miary zany,de ahoana no nifankahalalanareo2,de raha hiteny ahy hoe namako ao am'zao sy am'zao izany de ohatran'izao no nifankahalalanay tsy vao maika ho ratsy ny sainy,nareo ary eto efa hilazana ny marina mbola misy tsy mino ihany,koa maika fa izy tsy vao maika ho loza,sa ahoana hoy nareo..........:lol::lol:
35. kally
(
05/07/2006 18:18)
Ka teo i Andoniaina dia tokony nanazava rehefa manontany izy hoe iza izany Miary izany? dia lazainao hoe namako avy any ananona fa ho avy hisakafo aty zareo. Dia izay koa! nefa efa vita moa iny hatao ahoana fa dia antsoy izy dia miresaka ianareo. Raha tsy mety hiverina intsony moa ilay vadinao dia mety efa leo taloha izy fa nahita kendry tohana dia lasa.:(
36. vale
(
05/07/2006 21:38)
andoniaina::-D:-D, tena saro-piaro be ange zany ilay vadinao eh! ssss, mampa:( koa ianao izany kah! fa ny tsy mety ho azoko wa dia maninona no tsy hotenenina azy nefa nge ianareo efa hoe hanao programa hiara-misakafo e! avelao ho any izany fa mahereza an!!
37. miantra
(
06/07/2006 11:32)
Ka efa nanomboka nifanazava taminy ve aloha i andoniaina hatramin'izay izy lasa nandeha izay? io koa mantsy raha misy fianakaviana miditra dia mbola raharaha be refa avy eo.
Mahereza e!
Mahereza e!
38. mandrindra
(
06/07/2006 11:40)
andoniaina:
Ny antony nandaingako tamin'ny vadiko indray de zao,raha hiteny ve za hoe andeha hijery an'i miary tsy ho vao maika grave be satria tsy maintsy hanontany- izy hoe iza koa zany miary zany,de ahoana no nifankahalalanareo2,de raha hiteny ahy hoe namako ao am'zao sy am'zao izany de ohatran'izao no nifankahalalanay tsy vao maika ho ratsy ny sainy,nareo ary eto efa hilazana ny marina mbola misy tsy mino ihany,koa maika fa izy tsy vao maika ho loza,sa ahoana hoy nareo..........:lol::lol:
ô lety ry andoniaina, fiarahana madio ve dia andaingan'ialahy amin'ny vadin'ialahy. izay no mahatonga azy kôdy.
ny tena misena anie dia ianareo efa mifanakalo numéro tél nefa ny ao antrano tsy ataonareo au courant an'ilay tantara e.
