ANDEFI-MANDRY......

1. cherinah ( 30/06/2006 12:57)
Manahoana daholo,

Mety possible ve ahitana vady eto @ ty site ty ? Te hanadrana aho mantsy sao mba mitsiky amiko ny vintana.
novalian'i sarobidy ny 10/08/2006 09:59
2. soanja ( 30/06/2006 13:04)
good luck!
3. Fanja1 ( 30/06/2006 13:52)
andramo ki sé? efa nisy nisy ihany aloha teto e:)
4. dadabe ( 30/06/2006 14:19)
andrio lahaly aro cherinah :°)


zah koa mpitovo de mitady olotina , :wink:raikitra izany ny antsika mitsam raha azoko tsara a:wink:
5. cutie ( 30/06/2006 20:22)
andramo ihany so de mba :lol:
6. bogosi ( 01/07/2006 13:24)
Fanja1:

andramo ki sé? efa nisy nisy ihany aloha teto e:)



mba mety kosa ny valiteninao fa ny sip sasany ato mantsy mizesta mandefa ny sariny ato fotsiny hoe manja si ny sisa nefa rehefa mba adefasana msg otrany tsy mamaly mihintsy dia tsy haiko izay hidirany ato rehefa tsy tay hiresaka @olona sa tay izesta fontsiny !
7. vale ( 01/07/2006 16:43)
cherinah:

Manahoana daholo,

Mety possible ve ahitana vady eto @ ty site ty ? Te hanadrana aho mantsy sao mba mitsiky amiko ny vintana.
Possible izany akia cherinah à, ary misy mihintsy ny efa nahita vady teto kah!! Courage:}:}



8. dailynews ( 05/07/2006 01:36)
masiaka kosa i bogosi...angamba kosa izy ireo nitady namana teto fotsiny fa tsy tena nitady namana mihoatra ny eto e.
mety ho possible izany ry cherinnah a, alefaso ny sary sy ny sisa fa mino aho fa misy foana ny sahaza any e ary aza adino ny milaza ny momba anao sy ny karazan 'ny olona tadiavinao.
9. arson ( 05/07/2006 07:16)
manaona cherinah!
mety ahitana ihany eto ka!miserasera fona de mety ahita.Any @ fitiavana no ataovy ny annonce e!de mety ho poince io.MAHAZO ZE ANJARA E!
10. sarobidy ( 06/07/2006 07:30)
refa mety ve retsy ny tantana tsy ahita ihany nji e hihi .Fa aza kivy fa mahereza hatrany e!
11. cherinah ( 06/07/2006 07:36)
Misaotra anareo rehetra nankahery fa tena korazy tokotrany nge e!Fa mba ilazao ihany a sao d mba mahita ho ahy nareo zany aa! ^:^
12. vale ( 06/07/2006 11:08)
dadabe:

andrio lahaly aro cherinah :°)


zah koa mpitovo de mitady olotina , :wink:raikitra izany ny antsika mitsam raha azoko tsara a:wink:
dadabe: io mananihany io ihany :wink:dia izao tsy azon'i cherinah izay tianao lazaina, ssss:°):°)


13. cherinah ( 07/07/2006 07:42)
vale
14. arson ( 07/07/2006 11:31)
ahahhaahah!
soa iany fa enao no nanoratra azy cherinah.tena tafaray zany ny tia sy ny manina kinona ndray e!tsy ny masoandro mody ve no mampalahelo?
DADABE=CHERINAH:-D:-D:-D:-D(l)(l)(l):*:*:*
ANDRAY RE OLONA O!tena tsara miaraka naereo mitsam
15. cherinah ( 08/07/2006 06:46)
arson
16. booboo ( 08/07/2006 06:51)
cherinah > hihihihihi zaho koa ara ty efa nivonona @ poivre dia ampirimiko ndray ve ? :-D:-D:-D


dadabe aaaaaaaaaaaaaaaaaa ! avia moa nao fa hisy raharaha eto androanyyyyyyyyyyy :lol:
17. tania ( 09/07/2006 15:04)
: Manahoana daholo!
Mamaly fanontaniana ianao hoe:"mety possible ve ny ahitana vady @ itony internet itony " ny valiny dia mety ho possible kanefa sarotra koa ny ahitana vady @izao fotoana izao satria samy matahoatra na ny vehivavy na ny lehilahy.
18. cherinah ( 10/07/2006 08:39)
tania
19. dailynews ( 10/07/2006 16:40)
angamba matahotra sao dia hisaraka ? anefa bonne chance kia a, misy foana io fa amboary tsara fotsiny ny mombamomba andry rehetra hanintona ary aza adino ny sary fa raha vao tsy misy sary hono dia sarotra be ho an ilay iray ny maminavina hoe ahoana ary ny poziny..ka tsy marina kosa ve izany... vady no tadiavina koh ianao kosa be hitsambiki-mikipy..ary ilay sary aza atao sary lavitra be an dia tsy hita akory hoe ahoana ilay tarehy.. ataovy akaiky tsara sy hahitana ny tarehinao rehetra sy ny bikanao..tsy voatery hoe manao bikini akory fa sary lava fotsiny e. mazotoa
20. arson ( 11/07/2006 04:52)
dailynews:hahaahaha!ary le oe tsy votery manao bikiny.otrany hoe mampiomehy be ny mieritra2 azy imagineo anie e!.Marina mitsy alo zany teneninao zany e!farafaratsiny mba misy sarinao manokana mba ho jeren'ilay iray.
tania:tsy hoe matahotra ny lahy sy ny vavy fa fatram-pifidy de farany mahazo ny njola e!
cherinah:hita fa manaikitra de mampatahotra be
hahaahahaha!lasa misy ilay mena2 ireny ny vatana fa voakaikitra.:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8078