ANDEFI-MANDRY......

21. sarobidy ( 11/07/2006 07:42)
Mety ho marina tokou nge znay ry cherinah e!le anarana aloha de mambabo e , mino aho fa tsy handiso fanantenana ny endrikao an!
22. arson ( 12/07/2006 10:58)
alefao ny sary so mba mety izay no mampety azy e!mba ho jerijeren'izay mpakafy.Aza menatra zany mandefa sary e!
Mba ataovy anle sary mistyle tsara de babo lery :-D:-D:-D:-D
23. lovaniaina ( 14/07/2006 06:18)
slt aza maika fa mahareta hatrami'ny farany fa tsy maintsy mahazo eo i se e! ok
24. arson ( 14/07/2006 10:46)
:roll::roll::roll::roll:
vodin-tsobika ary ve manan-tandrify?
25. cherinah ( 17/07/2006 08:15)
arson < iny njay no saika tsy hitako aaaaa, halefako eo ihany izy eee , refa ohatra ka tsy tafiditra eto izy de halefako ho an'zay namako any @ mail e !
26. sarobidy ( 17/07/2006 12:25)
ary mba haingana mou e!
27. sarobidy ( 28/07/2006 05:58)
cherinah , nankaiza ôôôoô sa efa nahita ? :wink:
28. papala ( 28/07/2006 10:52)
Tena ahita ato ianao, fa ilazao zahay rehera mahita an ? hony an!
29. arson ( 02/08/2006 05:01)
sarobidy< mety efa nahita angamba izy matoa tsy hita2 e!=D=D=D=D
30. sarobidy ( 10/08/2006 09:59)
tsita tsony njy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2786