mpilalao breziliana milalao any Angletera na Alemaina?

1. jentilisa ( 01/07/2006 05:35)
Asa na izaho no tsy dia maharaka loatra fa toa tsy dia mahalala mpilalao breziliana milalao any Angletera na any Alemaina aho.Mahalala ve ianareo?
2. sefo ( 01/07/2006 06:21)
lucio any@bayern de munique(allemagne)
ze roberto any @ bayern de munique
juan @luvercussen
gilberto sylva any @arsenal(anglet)
3. mandrindra ( 01/07/2006 06:44)
gilberto ilay défenseur any hertha berlin
4. jentilisa ( 01/07/2006 06:53)
mbola misy hafa ve?
5. sasa ( 04/07/2006 03:43)
misy betsaka milalao any fa tsy voaantso ho ekipa national fotsiny
6. mandrindra ( 04/07/2006 08:20)
ireo ihany raha ny 23 lany ao amin'ny seleçao
7. jentilisa ( 04/07/2006 12:02)
Anisan'ny olana amin'ny ekipa breziliana ihany koa ny manenjika mivoaka mankany Eoropa mba hahalany ekipa nasionaly azy. Tonga dia tahaka ny hoe tsy mamely izany ny boay kely tavela any amin'ny tanàna. Izany araka ny eritreritro no nahatonga an'i Déco, alex ary dos santos(tunisie) nandranto lalao aty an-tanàna.
8. mandrindra ( 04/07/2006 12:14)
ho andry zalahy miova nationalité aloha dia satria tsy siora ny ho lany seleçao. ho an'ireo izay mandeha aty ivelany indray dia resaka saosy io. fa misy ihany koa seleçao roa lahy milalao any bresil ka : i ricardinhio miara-milalao amin'ilay argentin tevez ao corinthians sy ny mpiandry tsatokazo ceni milalao ao sao paulo
9. sasa ( 05/07/2006 02:54)
ary ity Mandrindra ity mahay mintsy an :-*:-*:-*:-*
=D=D
10. mandrindra ( 05/07/2006 14:07)
tsy mahay fa manaraka e :-*
11. sasa ( 06/07/2006 03:12)
mandrindra izany an :-*
12. fijo ( 06/07/2006 03:29)
sady manaraka no mandrindra ka;
13. mandrindra ( 06/07/2006 07:22)
sasa izany an :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3397