hira sy dihy vako-drazana ara-pilazantsara

1. naritsimba ( 29/06/2006 06:11)
Miarahaba antsika rehetra.
Ny Tarika HANITRA NENTIN-DRAZANA dia manohy ny fitetezana ireo faritra maro eto Madagasikara. Tarika miezaka ny manao asa fitoriana filazantsara amin'ny alalan'ny hira sy dihy vako-drazana ara-pilazantsara.
Ireto ireo toerana efa naleha tamin'ity taona 2006 ity: Sadabe, Ambositra, Ambovombe centre-Manandriana, Sanganoro-Analavory, Ambohipeno-Arivonimamo ireo aloha no tadidy.
ireto kosa ireo toerana izay mbola andehanana :
06 Août 2006 FJKM Ambohipo
13 Août 2006 Manalalondo-Arivonimamo
26-27 Août 2006 Ambohibemanjaka-Andramasina
1-2-3 sept 2006 Marovoay,Mahajanga
Izay mila fiaraha-miasa dia afaka manoratra @ ity adresse e-mail ity hanitranentindrazana@yahoo.fr na manantona mivantana eny @ FJKM Zoara-Fanantenana Ambohipo isaky ny Alahady hariva ao @ Mpitandrina raha @ fotoana tsy maha eo an-toerana ny Tarika. Na koa afaka miantso
Ny Filoha 0320265007
Ny tompon'andraikitry ny hetsika sy ny serasera 0324267992 na 24 509 49
Ny mpitahiry vola 0324009328
Manantena ny fanohananareo am-bavaka ireo asa maro miandry azy ny mpikambana rehetra.
2. dadabe ( 29/06/2006 06:44)
tena ato ve ity no mipetra ra naritsimba??? asa anefa...:roll:
3. Fiffi ( 29/06/2006 06:50)
zah aloha de tena anisan'ny mpankafia an'ireny asa fitoriana filazantsara amin'ny alalan'ny hira sy dihy ireny an!
De mba rahoviana hono no hanao an'io fampisehoana io aty ivelany ? :)
4. sarobidy ( 29/06/2006 07:36)
naritsimba < ary fangah wà tsy mbo ho tonga aty aminay e hihihi.Mijery an'le programa aho mantsy de toa tsy misy ny tananay mihitsy :P :P :P
5. prime ( 29/06/2006 11:47)
naritsimba> mahereza fa tena asa lehibe tokoa izany ataonareo izany... ianao angaha no filoha? mety ilainay ny fiaraha-miasa aminareo dia misaotra betsaka @ ireo coordonnées ireo..:D
6. cutie ( 29/06/2006 12:00)
mankasitraka e
ohtran'ny milay zany :P
7. prime ( 29/06/2006 12:10)
cutie> mety milay mihitsy izany...:-P
8. cutie ( 29/06/2006 12:13)
:-Deritrereto anie
9. prime ( 29/06/2006 12:20)
cutie> eritreretina ahoana indray ary? cutie koooohh!!!:-D:-D
10. cutie ( 29/06/2006 12:22)
le milay no eritreretina koa:-D
efa tsy afaka ny hahita ihany tsinona :-D
11. prime ( 29/06/2006 12:34)
cutie> inona le milay???? :-D
12. cutie ( 29/06/2006 12:36)
le hira koa lol
13. prime ( 29/06/2006 13:10)
aaaahhh! ary ilay dihy??:-D
14. vetsoko ( 29/06/2006 13:11)
niheritreritra aho,fa milay marina
15. prime ( 29/06/2006 13:13)
vetsoko> f'ahoana ilay fomba fieritreretana azy e??? tena very aho marina an!!!:-D:-D:-D
16. cutie ( 29/06/2006 14:49)
Mpandefa : vetsoko [ Valio ] 29-06-2006 18:11:04
Lohateny : Re : hira sy dihy vako-drazana ara-pilazantsara
niheritreritra aho,fa milay marina

:-D:-D:-D:-D
17. cutie ( 29/06/2006 14:49)
Mpandefa : prime [ Valio ] 29-06-2006 18:10:40
Lohateny : Re : hira sy dihy vako-drazana ara-pilazantsara
aaaahhh! ary ilay dihy??

in njay no tsy tao an-tsaiko:-D:-D:-D:-D
18. naritsimba ( 30/06/2006 08:28)
sarobidy> aza matahotra fa na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy handalo any @ tanananareo any ihany e!

prime> tsy zà no filoha ka, fa afaka manapa-kevitra aho @ fandaminana rehefa fantatra ny fotoana hanaovana fiaraha-miasa.

dadabe> ny nahatonga anà hametraka an'io tato dia ny mba hampahalala ny olona bebe kokoa hoe : manana ny fomba hitoriany filazantsara mampiavaka azy ny Malagasy, fa tsy voatery hanaraka be fahatany ny fomba nentin'ny vahiny izay nampiditra ny fivavahana Kristiana teto Madagasikara.
19. prime ( 30/06/2006 12:47)
naritsimba> misaotra anao... dia mahereza ary fa raha vao misy ny occasion dia manatona anao izahay... misaotra indrindra...:D
20. naritsimba ( 03/07/2006 08:37)
prime> tsy misy hisaorana fa dia zahay vonona foana raha mbola misy ny fotoana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1486