hira sy dihy vako-drazana ara-pilazantsara

21. Samoana ( 03/07/2006 12:40)
efa nanatrika ny tenanay 2 taona lasa izay fa milay tokoa kah ! Milay na ny sakafom-panahy arahin-kira sy dihy ary milay toy izany koa ny sakafo tsakitsaky nomanina ho an'ny mpijery:wink:
22. xxx ( 05/07/2006 15:32)
zay tsy hijery raha vao minotsika ara-pilazantsara no eo a ! reny koa mantsy vakodrazana
23. MioraArielle ( 17/07/2006 08:11)
Ho avy e!
24. prime ( 17/07/2006 12:14)
xxx> minotsika ara-pilazantsara??? ahoana indray zany?:lol::-D
25. xxx ( 17/07/2006 13:34)
Ny minotsika koa anie vako-drazana e koa refa falifaly mandiha eo ve tsy handeha koa ny minotsika sy ny salegy kilalaka :-D mba vazivazy ny ahy sao misy tezitra be eo ndray a :°)
26. naritsimba ( 18/07/2006 05:42)
XXX> tongava dia hahita enao hoe ahoana tokoa mou izany, @ 6 Aout 2006 no fotoana @ 3 sy fahefany eny @ FJKM Ambohipo.
27. prime ( 19/07/2006 06:45)
Naritsimba> Tena miala tsiny fa ts afaka t@ io, dia aiza indray ny manaraka? :lol:
28. naritsimba ( 20/07/2006 05:42)
prime> ireo efa voalaza ery ambony ireo aloha fa matetika misy eny anelanelany eny dia tsy ho araka ny andefa azy eto fa matetika efa vita vao afaka manoratra eto!
misaotra @ fankaherezana eh
29. naritsimba ( 16/08/2006 09:12)
Misaotra betsaka an'ireo namana izay tonga nanatrika e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3219