efa voasoratra
1. mamzelkely
(
28/06/2006 12:45)
manaôna dôly njay :D
za anie ra mbô misy manana an le hira hoe "efa voasoratra" an'i Anyah sy Rotsy azfd eeee mbô tena ankafiziko manko izy iny nefa ts mahita tonony za de misaotra betsaka ô :D:-*:-*
za anie ra mbô misy manana an le hira hoe "efa voasoratra" an'i Anyah sy Rotsy azfd eeee mbô tena ankafiziko manko izy iny nefa ts mahita tonony za de misaotra betsaka ô :D:-*:-*
novalian'i balavava ny 10/08/2006 05:39
2. Fiffi
(
28/06/2006 13:36)
mamz: heu...mba nitady hiany akia zah fa tena tsy nahita . Fa io aloha misy site asa na ao na tsia ? http://fiarakodia.free.fr/anyah/hatanorana.htm
3. Mifenty
(
28/06/2006 15:18)
ar tô tsis anle titre kory ao am le site ry fiffi sa za no tsy mahay mijery
fa merci fona klou a
sa aona mamz?? merci fona fona
fa merci fona klou a
sa aona mamz?? merci fona fona
4. Fiffi
(
28/06/2006 17:06)
Mifenty: heu...indraindray manko ao hiany le hira fa ny titra no tsy mitovy de mba nomeko io koh! sao mba...
5. mamzelkely
(
29/06/2006 04:39)
micii akia fiffi tena micii bcp fa ts ao le hira mais bon tedavina qlq part njay zany :D
Mifenty ;) siora hainao mitry le tokony atao zay mits ny ts afohizako anao ty :-*:-*
Mifenty ;) siora hainao mitry le tokony atao zay mits ny ts afohizako anao ty :-*:-*
7. Originale
(
29/06/2006 08:00)
Ito lé iz
Efa voasoratra any ho any
Ny tantaran'ny fiainanao
Fa lalan-tokana ihany
No tsy maintsy hizoranao
Efa voasoratra any hoany
Ny hafaliana sy ny alahelo tsy maintsy ho lalovanao
ny hazavana sy ny haizina
izay hifandimby hanilo sy hanaloka ny androanao
REF: Na izaho na ianao,tsy misy afaka haminany
ho mba rahoviana ary aiza no hitrangan'izany
tsy misy mahalala, aleo tsy ho fantarina
ka ny lahatra no hitantana ny dianao
Efa voasoratra any ho an
izay ho anjara masoandronao
ka na ho ela na ho aingana
dia tsy maintsy ho sendra azy iano
Efa voasoratra any ho any
fa hisy andro sy ora iray hampifanojo anao
amin'ny olona izay hanambatra ny ho aviny sy ny hoavinao ho iray
REF: Na izy na ianao,tsy misy afaka haminany
............
:D:D:D

8. hery
(
29/06/2006 08:08)
dia mba apetraho ao amin'ny tononkira ange azafady e :-) amin'izay rehefa misy mitady amin'ny manaraka tonga dia mahita
http://tononkira.serasera.org
http://tononkira.serasera.org
9. sarobidy
(
29/06/2006 08:38)
ny anareo ny an'ny anyah fa ny ahy ny an'i Bodo le babonao iny no tedaviko mafy tsy misy ato efa ela mihitsy nefa d atr@zao tsy mbola misy mametraka ko.Mba omeo ko e , raha misy siten'i bodo azany vo may tsara.
10. mamzelkely
(
29/06/2006 10:18)
tena mici bcp original tena merci tena hummmmmmmmmm ts hitako zay lazaina fa tena tiko lôtra io hira io merci bcp :-*:-*
13. sarobidy
(
30/06/2006 08:34)
tsy maninna ,ki mamzelkely a , mba nanontany fotsn a sao de mba misy manana kouh