bien organisé be ity serasera ity

1. raemtikoela ( 29/06/2006 11:26)
vao nanandrana nanao fitsidihana tato aho, dia zay no tsapako, sa ahoana hoy ianareo?:P
2. Fiffi ( 29/06/2006 12:01)
:)raemtikoela: tongasoa aloha ianao . Tena marina izany lazainao zany an! de mazotoa mi-forum hihihi:)
3. Aino ( 29/06/2006 12:31)
tena marina izany ary hisaoratsika aloha ny pandrindra azy!!
4. prime ( 29/06/2006 12:57)
raemtikoela> tonga soa ianao dia mazotoa...:)
5. raemtikoela ( 04/07/2006 08:42)
somary elaela vao tonga indray, fa tsy hitako mihintsy raha tsy androany indray lay iverenana ato:lol:
6. arson ( 05/07/2006 07:18)
tonga soa enao e! de mazoto miforum e!
tena milay be alo le ato e!
7. raemtikoela ( 12/07/2006 04:17)
:roll:tena ratsy loatra lay andro, teto tana androany,misy erika mihitsy:roll:
8. dadabe ( 12/07/2006 12:25)
nefa eto aminay less 39 degree le :roll:
9. raemtikoela ( 26/07/2006 11:30)
aiza lesy zany 39°degré, zany, gravy be zany.
fa otrany be loatra ho aho lay sujet ato e, nisy nandraisako anjara, dia tsy tadidiko hoe: taiza moa,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1963