Lambam-paty ao Turin.

1. Fiffi ( 28/06/2006 19:15)

Tompokolahy Jean Paul II hono nilaza hoe Ny Lambam-patin'i Jesoa no fitaratry ny evangile .Nefa ny Vatican tsy mbola nanaiky mihintsy ny "autenticite-ny.

Mahalasa saina sy tena mampiheritreritra tokoa izany.

Azo jerena eto ny vidéo de klikeo ny hoe " Peut-on cloner Jésus" http://www.france5.fr/cdanslair/D00063/1/44674.cfm
novalian'i prime ny 17/07/2006 12:13
2. marozevo ( 28/06/2006 20:51)
Fa iza àry moa no Jean Paul II moa iza no Vatican ?

raha tsy diso aho dia efa nandeha teto io loha hevitra io. Ahoana, ry mpikarakara, no atao mba hahafahana mijery ilay efa lasa taloha be tany... Sa nuy lasa momba ny lasa fa tohizina ity. Sao dia mba misy hevitra azo tovozina ihany any.

Fiffi > Nosokafako ilay lazainao, fa tsy mety mandeha ilay vidéo. Sa ny computer-ko no tsy mety ?
3. dadabe ( 29/06/2006 01:07)
resaka efa nandeha teto marina ity le:roll:
4. LazaRandri ( 29/06/2006 01:20)
Resaka tsy dia misy ilana azy loatra izy ity. Ny lamba namonosana an' i Jesoa ve no ilainao (raha tena izy) sa i Jesoa?
5. dadabe ( 29/06/2006 01:24)
mba niombo-kevitra isika mirahalahy t@ iny :lol:
6. Fiffi ( 29/06/2006 05:21)

ianareo zany efa nahita an'io dinika io fa zah aloha mbola tsy nahita . Ka raha toa ka efa nandeha teto io de tsy maninona na de tsy hiadina hevitra aza fa ho jereko any an-kafa zany ny document ho ahy.

LazaRandri , dadabe: heu...amiko aloha de tena misy ilana azy io .
Marina fa i Jesoa no ilaina ny tena marina , saingy amiko , izay mikasika an'i Jesoa rehetra dia mahaliana ahy.
Nahoana ary hoy nareo no tazomina na tehirizina anaty vata misy volamena sy volafotsy ary nanaovana musée mihintsy , ary isakin'ny tonga ny fotoana hahazahoana mijery an'io no firy ! firy ny olona liana hijery an'io . Nohon'ny inona ? Ny finoana.
7. Mifenty ( 29/06/2006 07:38)

film efa nandeha fa mafinaritra dia tiana horesahana fona kou

d isy jesus junior v zany le
8. hery ( 29/06/2006 08:23)
Eo amin'ny Fiangonana katolika dia be dia be ny pratika izay tsy mbola ekena ofisialy (anisan'izany ohatra ny fisehoan'i Masina Maria ammin'ny toerana maro)... kanefa tsy lavina kosa.

Dia toa izany koa ny lambampaty ao Turin. Araka ny resaka efa nandeha teto taloha dia tsy iray ihany ny lambam-paty nolazaina fa namonosana an'i Jesoa amin'izao fotoana izao, anisany fotsiny io ao Turin io. Ary samy manana ny lanjany izy ireo. Ny Fiangonana (io angamba ilay tianao holazaina hoe Vatican) dia tsy mbola nitonona momba ny authenticité-n'ny lamba. Fa tsy misakana izay ataon'ny olona raha toa ka mampitombo ny finoany an'i Jesoa izany fa tsy mandrava.

Dia io no nolazain'i Joany Paoly Faharoa (ny papa rehefa maty dia tsy asiana itompokolahy) hoe Fitaratry ny Evanjely. Ny dikan'io dia tsy hoe io no tena lamba namonosana azy... fa hoe rehefa mahita an'io lamba io dia tokony hitondra antsika hibanjina ny nahafatesana sy ny nitsanganan'i Jesoa... araka ny Evanjely. Fitaratra fotsiny io ary ny fitaratra dia tokony hanampy antsika hijery ilay tena izy.
9. sarobidy ( 29/06/2006 08:56)
hummm mahaliana be izy zany , tohizo oe ....:-w
10. Mifenty ( 29/06/2006 10:49)
(ny papa rehefa maty dia tsy asiana itompokolahy)


zany tkou kay mou e?
11. cutie ( 29/06/2006 10:54)
mba te hijery an'zany lamba zany za :-D
12. Fiffi ( 29/06/2006 11:09)
marozevo: le eo @ hoe " Peut-on cloner Jésus" de eo amaniny io soratra io misy hoe "bas débit , sy haut débit" de eo no klikena fa misokatra io.
Hery: miaotra anao , io ary fa tsy mbola nahafantatra an'zany zah hoe tsy hatao hoe "Itompokolahy"
13. prime ( 29/06/2006 11:20)
cutie> mmmhh!!!:-D
Fiffi> rien qu'à lire le titre "le culte du linceul" dia efa mazava... :°)
LazaRandri> totalement d'accord avec toi...:)
14. cutie ( 29/06/2006 11:32)
prime in zao ny dikan'io:roll:
15. prime ( 29/06/2006 11:43)
cutie> dikan'io? te hijery koa zah!!!:-D
16. cutie ( 29/06/2006 11:52)
za anie te hijery mivantana fa tsy @video e :-D
17. prime ( 29/06/2006 11:59)
ka zah koa tehijery mivantana koh!:-D:-D
18. cutie ( 29/06/2006 12:00)
rahovina:-D
19. prime ( 29/06/2006 12:15)
rahoviana ianao no ho any??? :-D
20. cutie ( 29/06/2006 12:18)
za @aout e, miaraka @le fihaonana any italie e,de hanararaotra :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4642