Lambam-paty ao Turin.

21. Fiffi ( 29/06/2006 12:19)
heu....nijerenareo ve le vidéo tao ? t@ io vidéo natao io de hoe "dans 20 ans" indray zay vao azo jerena.
22. cutie ( 29/06/2006 12:22)
fiffi non :-D:-D:-D:-D
23. prime ( 29/06/2006 12:29)
cutie> tsy tratrako izany!!! en tout cas mazotoa mijery e!:-D
Fiffi> Vao ni-installer aho dia vizana fa ela be... dia misaotra @ ilay voalaza tao... ka raha 20 ans izany, mahaandry ve ianao????:lol:
24. cutie ( 29/06/2006 12:31)
prime tsy mahandry za , fa any ankafa njay no mijery e :-D:*
25. prime ( 29/06/2006 13:01)
cutie> f'angaha misy hafa??:-D
26. cutie ( 29/06/2006 13:02)
le lazain'i hery ary ambony ary koa:-D
27. prime ( 29/06/2006 13:11)
hery> aiza koa no mbola misy???:)
28. Fiffi ( 29/06/2006 13:39)
prime: installer inona ? tonga de le hoe "haut débit" noklikena de misokatra fa tsy misy zavatra installena ange le izy an! sa...?
29. cutie ( 29/06/2006 15:03)
Mpandefa : prime [ Valio ] 29-06-2006 18:11:42
Lohateny : Re : Lambam-paty ao Turin.
hery> aiza koa no mbola misy???

any italie e :-D
30. Fiffi ( 29/06/2006 20:37)
cutie: heu...mbola ho ela be vao afaka jerena indray hono io an! :(
31. cutie ( 30/06/2006 00:40)
fiffi tsy hijery za zany
32. prime ( 04/07/2006 05:53)
Fiffi> asainy mi-télécharger realplayer ah dia miesona b... :?
cutie> mampanahelo enao zany...:(
33. cutie ( 04/07/2006 18:35)
Mpandefa : prime [ Valio ] 04-07-2006 10:53:02
Lohateny : Re : Lambam-paty ao Turin.
Fiffi> asainy mi-télécharger realplayer ah dia miesona b...
cutie> mampanahelo enao zany...

non ka io ve de hampalahelo e :lol:
34. prime ( 05/07/2006 10:10)
cutie> tsy te hijery indray ianao izany?? sa tsy quoi na tsy mahita aza... :-D
35. cutie ( 05/07/2006 12:22)
tsy quoi na tsy mahita aza:-D
36. prime ( 06/07/2006 11:42)
hafa ihany ny mahita ho'a, na d @ vidéo fotsiny aza...:-P:-D
37. cutie ( 06/07/2006 12:15)
zany ve:-D
38. prime ( 06/07/2006 12:59)
zany mihitsy!!! tsara aloha ny mahita mivantana, mikasi-tanana mihitsy aza... mampieritreritra tsara kokoa...:wink::-D
39. cutie ( 06/07/2006 17:57)
zany an>?
alefa aiza ndray zao ny eritreritra @ zany?:roll:
40. prime ( 12/07/2006 11:34)
any @ izay tianao eritreretina kah!!! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5178