Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Aino
(
26/06/2006 15:23)
ary tô!!
lasa hoa ny saiko fa tao isan'taona izoa dia mitombo ny gasy homo hoe!!
nefa t@ izaho tany manda tsy nahita mihintsy fa rehefa tonga aty vao maheno ny vaovao....
tohiny
novalian'i cutie ny 01/07/2006 19:23
hery
(
26/06/2006 12:48)
Sary be hevitra indrindra :-)
Raha te hijery ny sary izay nametrahan'ny namana hevitra be indrindra dia jereo ao amin'ny
Takelaka [url=http://serasera.org/namana]namana.serasera.org[/url] -> Sary rehetra -> Alaharo araka ny hevit...
tohiny
novalian'i fasaly ny 06/07/2006 10:44
xxx
(
26/06/2006 11:33)
Zaza mainty
Tsara kosa alou le film sady mampime, iny zao mba film gasy mba hitako tena tsara fa saingy i Terezy sy le sipa 1 iny toa tsalotsalo be trop :lol:...
tohiny
novalian'i mirambola ny 17/09/2006 20:52
xxx
(
26/06/2006 10:32)
amour et la haine
nanana olona tiana b ilay olona iray ,@zao fotoana d lasa tsy tiany b indray izy io satria nanao zavatra ratsy t@ , nefa na tiany na tsy ho tiany d tsy maintsy misy fotoana tsy maintsy hifaneraseran...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 04/07/2006 10:04
Aino
(
26/06/2006 09:58)
ity hafanana.
tsy hitako hintsony ity izay hatao marina fa tao mafana laotra, ny tena koa efa zatra ny hatsitsika teo aloha!!
atoandro ny andro tao tsy azo hivohana ny trano raha tsy hoe ande ho eny @ plage ihany ...
tohiny
novalian'i prime ny 28/06/2006 08:06
hery
(
26/06/2006 09:58)
Raha mahatratra ambodiomby (1)
Eritrereto hoe ao anaty bus ianareo na ao anaty taxi-be (na aiza na aiza). Dia misy bandy miditra dia mipetraka (na mitsangana) eo akaikinareo. Dia rehefa mandeha elaela dia hitanareo ny tanany (somar...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/06/2006 17:05
lemenakely
(
26/06/2006 08:08)
Atao ahagàga ve raha mandroso kokoa ny sport any ivelany?
Izay mpanazàtra mitondra ny equipe any @ faharesena dia :MIALA ! Izay ny an'ny vazaha !
Tsy nisy tsy nahatadidy ny nahazo an'ingahy ROGER LEMAIRE ilay mpanazàtra ny équipe de FRANCE tany @ mondial...
tohiny
novalian'i lapino ny 29/06/2006 18:16
lapino
(
26/06/2006 06:47)
Fitsarana (mondiale)
Nampanantena hono ny FIFA fa hanolotra fitsarana tsy azo hokianina amin'ity mondiale ity. I Domenech (Frantsa) no efa niteny tamin'ny gazety fa manakiana ny fitsarana (satria hono suisse ny Pdt-n'ny F...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 02/07/2006 17:05
Mifenty
(
26/06/2006 06:35)
cirulaire sarko jojopil
jereo eto e
http://www.interieur.gouv.fr/rubriques/b/b5_lois_decrets/06-00058/INTK0600058C.pdf
...
tohiny
novalian'i prime ny 18/07/2006 11:32
Fiffi
(
26/06/2006 06:25)
Tratrin'ny fety daholo isika rehetra.
Dia faly miarahaba antsika rehetra tratrin'ity fête de l'indépendance an'i Madagasikara ity indray .
Ho ela velona anie Madagasikara
Ny Tompo anie Homba sy Hitahy lalandava an'ity Nosy mamin...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/06/2006 12:03
xxx
(
26/06/2006 04:32)
Fetintsika
Faly miarahaba ny Malagasy rehetra nahatratra izao 26 Jiona 2006 izao.
Mivavaha sy miasà ho an'i Madagasikara sy ny Malagasy :-*...
tohiny
novalian'i Noslid ny 26/06/2006 07:29
Aino
(
25/06/2006 16:56)
ahoana indray ny @ ity vacances ity!
hijanona atrano fotsony sa mba hande kely anao voyages sns.
ny anay izao dia mifangaro ao dol, ny ravombomanga sy ny karoty ko....
tohiny
novalian'i Aino ny 31/07/2006 10:02
booboo
(
25/06/2006 15:52)
androany.....
inona no nahafaly anao androany ? na naha-tezitra anao ?
Zà faly fa nahita zazakely nitsikitsiky beeeee tamiko tany @ piscine ! dia naheno an-dreo nikikiaka faly nilalao rano. tsara eryyyyyyyyyy...
tohiny
novalian'i vale ny 28/06/2006 16:11
Alyson
(
25/06/2006 13:10)
Sary tamin'ny concert Bodo farany teo strasbourg
Aiza no mba misy sary tamin'ny concert n'i Bodo sy Dadah farany teo ato strasbourg. Merci...
tohiny
novalian'i Santiona ny 05/07/2006 12:50
Fanja1
(
25/06/2006 12:44)
Quand une élite mondiale devient un bandit notoire - 23/06/
Un champion d’Afrique de boxe française savate devient un dangereux bandit
Quand une élite mondiale devient un bandit notoire
On le connaissait surtout dans le domaine du sport de combat. ...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 02/07/2006 17:47
lapino
(
25/06/2006 11:59)
Allemagne, Bresil
Iza no alainareo?
http://fifaworldcup.yahoo.com/06/fr/w/photos/index.html?i=179&d=1
http://fifaworldcup.yahoo.com/06/fr/w/photos/index.html?i=449&d=1 ? :wink:...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 30/06/2006 10:13
Fiffi
(
25/06/2006 07:28)
Bonnes vacances daholo.
[img]http://membres.lycos.fr/sgenerator1/06/Glits_bc6f716b19d048da78317a3e527a9970.gif[/img]
Dia ho avy tsy ho ela ity ny fotoana handehanana vakansy ka de [b]bonnes vakances[/b] daholo ary an! :...
tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 11:52
rabaradaka
(
25/06/2006 05:59)
Ndao hanao arendrina
Ny anrendrina na fanala dia fetin'ny ankizy aloha no sady fihaonan'ny lehibe koa. Ndao hanao arendrina e...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2006 06:27
rabaradaka
(
25/06/2006 05:44)
Mba saino iray minitra fotsiny
Tao amin'ny site web rencontre iray izay nisy an'izao soratra izao : "jeune fille manlgache chèrche un homme européen pour relation sexuelle".
Tonga saina aho namaky an'io ary dia hoy aho hoe dia i...
tohiny
novalian'i pissoa ny 26/06/2006 11:56
LazaRandri
(
25/06/2006 03:39)
mitsara tokoa ve?
mitsara = [b]mi[/b]-[b]tsara[/b],
Inona no mahatonga antsika tsy sahy mananatra am-pitiavana ny rahalahy sy anabavintsika na dia hitantsika aza fa solafaka izy ireny?. Lasa toy ny mpiray tsikombako...
tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 11:05
