Fetintsika

1. xxx ( 26/06/2006 04:32)
Faly miarahaba ny Malagasy rehetra nahatratra izao 26 Jiona 2006 izao.

Mivavaha sy miasà ho an'i Madagasikara sy ny Malagasy :-*
novalian'i Noslid ny 26/06/2006 07:29
2. miantra ( 26/06/2006 06:36)
Naninona no natao XXX???

Miarahaba antsika rehetra tratry ny asaramanitra moa no fiteny?!?!?
Mba ahitsio izay mahay azafady raha diso ilay fiteniko azy oh!!!

3. Noslid ( 26/06/2006 07:29)
Za koh aza mba gaga amin'io xxx io koh! Fa angaha toi menatra ny maha Malagasy?
De miarahaba antsika rehetra eh! Samy ho tahian'ny Tompo dia mba handroso amin'ny fahamarinana hatrany. Samy hahatsiaro ho olona afaka daholo ka ho afaka amin;'ny fitiavan-tena aloha de hanafaka tanteraka an'i Madagasikara avy eo! Bzzz daholo de MIFALIA FA MALAGASY EH!!!!!!!!=D=D=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0656