Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
sareraka
(
22/06/2006 20:49)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
Inona no vaovao manerana ny tany?
-Nitombo avo 2 heny ny isan'ireo séropositifs eto MADAGASIKARA,zavatra atao ahagàga ve moa izany raha ny zava-misy eto @ tanàna e?
-propagandy ihany vao mbà...
suite
répondu par cutie le 23/06/2006 19:08
Aino
(
22/06/2006 20:11)
ray ihany no azoko fidina.
¿ny fitiavana no alefa voalohany sa ny saina?
raha tena tia azy be aza aleo aloha eritreretana tsara izay hoavy fa tsy maika ny ho tia fotsony, saode misy fihovana tampoka....
suite
répondu par mandrindra le 06/07/2006 08:34
victime101
(
22/06/2006 19:26)
Manaiky be fahatàna na beni- oui oui toetra efa fahagola!
Raha sendra mbà namaky boky ny tena dia hay efa toetran'ny gasy efa ela mihintsy ity beni oui oui ity ka nitarika ny olona fataliste.
Raha nasain'i GALLIENI sy ry LABORDE nanamboatra ny rova sy nia...
suite
répondu par Fiffi le 24/06/2006 03:20
Aino
(
22/06/2006 19:26)
malahelo ny foko milaza aminao
ianao namana izay nantenaina fa hitondra ny mamy, tao indro tonga manitraka ahy, manosy ahy.
ireo soa izay nantenaina ho avy, tao lasa nivarina any akady.
indrisy fa ilay fitiavako mandio feno ho an...
suite
répondu par Aino le 27/06/2006 19:25
OLPolonaleopolitika
(
22/06/2006 16:42)
Nahoana no notambazana 4*4 ny HCC tsotra ny antony?
Aoka aloha mbà hazavaina ho an'izay tsy mbola mahalàla fa miisa 6 ny faritany eto MADAGASIKARA:ANTSIRANANA ,MAHAJANGA, TOLIARY ,FIANARANTSOA , MAHAJANGA, ary ANTANANARIVO.
Raha ny zavatra hita ...
suite
répondu par marozevo le 25/06/2006 11:49
xxx
(
22/06/2006 16:35)
Les amoureux!! Ra8<>Radeba
Tsika rehetra dia amidin'i Ra8 sy Radeba fotsiny.Ry lerony kay vazah mody miady fotsiny,ny tsy hainareo dia olona tsy mifankafohy mitsy reo(l)(l)(l).Nanadino ny phone mantsy ra8 d hitan'ny mpanolotsa...
suite
répondu par marozevo le 24/06/2006 08:21
xxx
(
22/06/2006 16:33)
t-shirt serasera
ohatrin'ny lafo loatra ilay t-shirt 22euros-n'ny serasera io an...
suite
répondu par sipagasy le 26/06/2006 13:22
soanja
(
22/06/2006 14:45)
Ny Quaran na Koran - Ilay Mpaminany
Ny Koran dia ivom-pinoana'i Islam, izay mitondra ny tenin'Allah amin'ny alalan'ny vavan'ilay Mpaminany Muhammad ka nentin'ny Arkanjely Gabriel taminy. Ny namany no nanoratra azy rehefa nitranga io ata...
suite
répondu par andrianasolosudickhassan le 02/10/2015 06:33
Herimiafina
(
22/06/2006 14:31)
Palmier triedre.
Palmier triedre, anarany siantifika [i]Dypsis sp[/i].
http://www.tropicaflore.com/boutique/enter.html?lang=fr&target=d119.html&lmd=38868.580822
Tany Tolagnaro no nahitako maromaro, fa tena mahaf...
suite
répondu par Fiffi le 25/06/2006 15:34
Herimiafina
(
22/06/2006 14:15)
Mpanao dressage sy retapage - Tolier mahay.
Malaza misy tolier mahay izay ao antananarivo ao ry zareo, sao dia misy mahafantatra. Misaotra mialoha. :wink:...
suite
répondu par AndryGTI le 13/11/2006 10:30
booboo
(
22/06/2006 14:01)
tongotra mivonto
Sao misy afaka manoro ny raha tokony hataoko mandra-pandehako any @ doko kay azafady ? Ndraindray mivonto ny tongotro dia refa avy teo dia ngoly ohatra misy vitsika kely be dia be ny sandry iny dia mi...
suite
répondu par fijo le 14/07/2006 18:00
sareraka
(
22/06/2006 14:00)
mba miangavy an'i FIFFI hamaky ity lahatsoratra ity!
Raha ny la gazette de la grande île irery no namoaka ny critique momba ny nividianana ireo 4*4 NISSAN miisa 137 dia efa fanenjehana na koa tsy fitiavana.
Vakio tsara io lahatsoratr'i la sobika io iz...
suite
répondu par vakiniadiana le 09/10/2006 13:58
zah
(
22/06/2006 13:56)
Nivoaka ny site web ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy
Miarahaba antsika rehetra!
Navoaka omaly 21 Jona izay nanamarihana ny faha 171 taonan\'ny Baiboly Malagasy voalohany ny site web ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy. Natao tao @ Foibe tao Antani...
suite
répondu par prime le 04/07/2006 08:03
Samoana
(
22/06/2006 13:41)
Lalao kanetibe
Mitady namana mpilalao "pétanque de compétition " 1 ny tenako raha sendra mahafantatra ianareo hiaraka hanao championnat de Madà aminay mianaka @ faran'ny volana jolay izao.
Antson'ny fo ity fa ts...
suite
répondu par booboo le 23/06/2006 09:44
gasypantin
(
22/06/2006 13:39)
RAVALOMANANA ataovy président à vie !!!!
Raha izao zava-misy ankehitriny dia tsy hitako izay andaniandry :HERIZO , RAJAKOBA , NY HASINA ,ROLLAND RATSIRAKA,MONJA ROINDEFO... vola sy aina @ propagandy @ 03 desambra ho avy izao. Ny HCC efa voa...
suite
répondu par prime le 14/07/2006 10:45
4mimananelatra
(
22/06/2006 12:38)
IZANY NO MALAZA ?
Avo ny lanitr'i GASIKARA
manga jerena o
miaka-midina ny dolara
tsy hay fefena o
IZANY NO MALAZA ,IZANY MALAZA
Resa-dresaka importé
ny afera mandeha eto amintsika
sisa-tsalàkan'ireo vazah...
suite
répondu par papala le 09/10/2006 12:41
tsoupou
(
22/06/2006 12:25)
RONTOKBRO
[b]RONTOKBRO[/b] dia virus tena mampijaly izay voany. Ny fichier .exe rehetra ao anaty ordinateur no tafihiny. Mba toetra tsara ve zany ??? Sady izay ndray tsis fanafody...
suite
répondu par arson le 12/07/2006 11:23
tsoupou
(
22/06/2006 12:16)
Tchat gasy
[b]Tchat gasy[/b]
Niditra tamin'ny salon de tchat-n'ny radio télévision iray lehibe eto amintsika aho dia gaga nahita ny teny ratsy sy fifanaratsiana samy Malagasy nisy tao, nefa ny fahalalako azy ...
suite
répondu par Keromah le 30/03/2015 18:02
rabaradaka
(
22/06/2006 12:15)
Inona marina ny olana
Nisedra ary mbola misedra olana ny FJKM eo amin'ny fomba fandaminam-piangonana. Dia sanatria tanora fanahy ve ny mpitarika no mahatona izany satria 10 na 20 taona lasa dia nilamina tsara ny FJKM. Sao ...
suite
répondu par xxx le 11/07/2006 04:44
rabaradaka
(
22/06/2006 11:23)
Mety ve raha mampiasa économiseur d'energie
Lafo zao ny jiro, misy mahay mamboatra anefa ilay économiseur d'énergie. Sarotiny ve ny Jirama raha ampiasaina io fitaovana io. Mba diniho kely hoe radadatoa a...
suite
répondu par mandrindra le 23/06/2006 06:58
