mba miangavy an'i FIFFI hamaky ity lahatsoratra ity!

1. sareraka ( 22/06/2006 14:00)
Raha ny la gazette de la grande île irery no namoaka ny critique momba ny nividianana ireo 4*4 NISSAN miisa 137 dia efa fanenjehana na koa tsy fitiavana.
Vakio tsara io lahatsoratr'i la sobika io izay site mpomba ny mpitondra kanefa!!
http://www.sobika.com

ilay hoe :INVESTISSEMENT VS FONCTIONNEMENT
2. Herimiafina ( 22/06/2006 14:04)
Tena mba te-haka ny anjarako amin'izany Nissan izany aho klé. :)
3. Fiffi ( 22/06/2006 15:27)
sareraka: tena voavakiko tsara mihintsy ny voalaza tao an! de ahoana hono ? de ho avokako eo daholo ve zany izay voasoratra ao anaty gazety sa ...tianao vakiko fotsiny ?
Dia efa voavakiko ara-dalàna zao izy io de ahoana ? inona hono no tokony hataoko ?:roll::roll:
4. Fiffi ( 22/06/2006 15:38)
sareraka: heu...la sobika ok ! fa ny tiako fantarina koh de inona no anaran'le gazety namoaka an'io ? satria ny olona tsirairay manko afaka milaza izay tiany lazaina , fa ny ahy kosa ny maha-zatra ahy de ny famakiana ny gazety izay mitonona ny anaran'ny mpandrindra.
5. marozevo ( 22/06/2006 22:24)
Vola be tokoa izany ry Sareraka... Vola be ary fantatra tsara ny nampiasana azy.
Fa mba ohatrinona moa ireo volabe tsy fantatra izay nampiasana azy tamin'ny andron-dRatsiraka ? Mikimpia ihany eh...
6. LazaRandri ( 22/06/2006 22:54)
Herimiafina:
Tena mba te-haka ny anjarako amin'izany Nissan izany aho klé. :)
Ny tomobil an'i madama eo misy ampiasaina ka mbola tsy afa-po ihany fa hanangona? hahaha!


7. Fiffi ( 23/06/2006 05:14)
Marina io nolazain'i marozevo io ! Ny azy ary hataony fantatrin'ny be sy ny maro hoe hampihasaina na lany t@ inona ireo vola ireo. Tsy aleo ve tahak'izao toy izay ireo fomba natao teo aloha zay nanjavona tsy misy mahafantatra hoe lasa aiza ireo vola be ireny ?
Ary tsy hamapafirin'ny vola voahodina @ tsy rariny io vola io ? Zao miadana ery ny fiainany !!!
8. prime ( 23/06/2006 07:38)
Sareraka> maro ny zavatra efa tsapa aty dago tsy dia mandeha @ laoniny intsony saingy izao no tiako tsipihina, ity fitondràna ity ihany aloha hatr@ izao no mbola ananan'ny mpamatsy vola fitokiana, eken'ny besinimaro fa mba nisy zava-bita na dia tsy misy fiantraikany mivantana aty @ sarambabem-bahoaka aza ny vokatr'izany, hita sy tsapa fa nampisy arin-karena niakatra. Ireo mpanao politika hafa (mpanohitra) dia tsy misy "crédible" intsony, izay no tena mbola mahalohalarana an-dra8 hatr@ izao aloha...
9. fijo ( 23/06/2006 19:34)
izao fotsiny atao e.
firy taona izay ravalo no teo.dia inona no vitany?
dia firy taona radidi no teo,dia inona no vitany tao anatin'ny efatra taona nitondrany.tsy hiresaka an'i zafy aho,fa iny tena tsy filaza.
10. Fiffi ( 23/06/2006 21:24)
de hain'i sareraka tsara ny valin'ireo!
11. prime ( 28/06/2006 10:09)
Izao koa aloha an! i sareraka kosa tsy miteny hoe radidy an! :°)
12. HESHA ( 06/07/2006 10:25)
fijo ==> Fa maninn no tsy filaza zay nataon i zafy ? hihihihihi
Efa mba miroborobo kosa ny concessionnaire eto amintsika am zao e, be reo fiara milay be mivezivezy eny am arabe vo namboarina. Izay monja de efa ahitana taratra fa niova i gasikara.
Anjarantsika ny mitady ny anjara-masoandrontsika ao anatin zay.
Sareraka ==> Ary tsy tokony atokanao ho an i Fiffi rery le kozy an, zahay ko zao mba liana nijery azy teo. Zahay zao voatery niteny na de tsy voaantso tam le izy aza
13. prime ( 06/10/2006 15:23)
:lol::-D:-D:-D ho an'i fiffi besinimaro zany e...
14. Fiffi ( 08/10/2006 21:34)
prime: zah nga besinimaro ? :roll::-D:-D:-D:-D:-D
15. vakiniadiana ( 09/10/2006 13:58)
i Sareraka anie ry zareo tsy mahay afa tsy ny manohitra e, jereo, n'iza n'iza nitondra teo nanohitra foana, t@ ity fitondrana ity aza izy efa nisy fotoana niaraka t@ fitondrana ihany fa nanohitra ihany nony farany. :lol:

Nefa isaorana azy ihany kosa anefa izany satria mbola eo lalandava izy mijery izay tsy mety ataon'ny fitondrana, OK :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1509