Palmier triedre.

1. Herimiafina ( 22/06/2006 14:31)
Palmier triedre, anarany siantifika Dypsis sp.

http://www.tropicaflore.com/boutique/enter.html?lang=fr&target=d119.html&lmd=38868.580822

Tany Tolagnaro no nahitako maromaro, fa tena mahafinaritra ahy ny manana ireny eo anjaridaina, tsyd ai avo loatra no tsara endrika ny tronc (vatany) satria miendrika telozoro. :P

Ahoana ny hevitrareo?
novalian'i Fiffi ny 25/06/2006 15:34
2. ramialy ( 22/06/2006 15:28)
tsara tarehy be, any ihany ve no misy an'io ? Mbola tsy tany Tolgnaro kou aloha e
3. Fiffi ( 22/06/2006 15:41)
tena manja an! fa aty ivelany aloha efa hahitana an'ireo ary azo vidiana koh, saingy heu...lafo be.
Any @ faritra amoron-dranomasina mafana aloha de efa betsaka mihintsy izy ireny an! mampi-te-hody.
4. agoago ( 23/06/2006 05:15)
Eo @ io faritra anelanelan'Amboasary sy Fort dauphin io ihany no misy io palmier tièdre io na eto Madagasikara aza.Tafiditra ao anatin'ny plante endemique izy io raha tsy diso aho, mila fahazoandalana ny fanondranana azy satria arovana izy.
5. booboo ( 23/06/2006 10:06)
kay ? be raha soa tsy fantatro anarana rô dago zaooo :oops:
6. Fiffi ( 25/06/2006 15:34)
agoago: fa tena nahita an'io zah taty an! ary tena azo vidiana mihintsy io an! De jereo ange ny vidiny hamidihanany azy eh! http://www.baobabs.com/Palmiers.htm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1036