Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
21/06/2006 14:48)
diso ve aho raha!!!!!!!!!
misy olona iray zay miaraka amiko dia izy efa manana olona tiana, sady fantatro!!!!! zay sy ila...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 27/07/2006 14:55
xxx
(
21/06/2006 14:45)
mi-existe ve!!!!!!!!!!!
mety ho marina ve fa mitovy ny fitiavany olona ray any sipany maromaro dia tsy afaka mifidy izy:D...
tohiny
novalian'i dailynews ny 03/07/2006 03:12
Fanja1
(
21/06/2006 13:51)
Zato taona mahery velomina amin'ny tsakarano
tsy haiko na eto fa de eto aloha no asiko azy!http://www.hebdomada.com/index.php?p=display&id=348
:(:(:snif::snif::snif::snif:...
tohiny
novalian'i prime ny 29/06/2006 12:15
Fanja1
(
21/06/2006 13:35)
mmhhh
[img]http://www.madagascar-tribune.com/images/dessin935[/img]...
tohiny
novalian'i sasa ny 27/06/2006 04:01
lalamiad
(
21/06/2006 13:13)
Tu m'as donné
Mba mangataka antsika izay manana ny hiran'ny tarika Ndriana Ramamonjy hoe "Tu m'as donné" mba hampiditra azy ato eee..Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/06/2006 13:26
Mifenty
(
21/06/2006 12:55)
Mivoaha i Lahiniriako e
Mba mivoaha ilay miseho ho lahiniriako namorona sujet ma krizy ao ambany io fa toa tady ampiady ol fotsin e
Mivoaha e...
tohiny
novalian'i marozevo ny 30/06/2006 21:06
bonaventure
(
21/06/2006 11:40)
zany hono dia alefa mody any dago
kozy mba henoko teny @ sisiny,fa hoe alefand-Ravalomanana mody daholo ireo gasy any andafy tsy manana fahazahoandalana mipetraka any ivelany marina ve izany...
tohiny
novalian'i prime ny 25/08/2006 13:24
dadabe
(
21/06/2006 10:54)
bezoro doly
zah nalahelo an'i fasaly :(:(
bezoro doly klou e(l):°)...
tohiny
novalian'i dadabe ny 09/07/2006 10:34
Aino
(
21/06/2006 08:47)
na dia tsy hita aza tsaroana faona
Miarahaba any akamatiana fa rapitsony ny anniversair-ny .:-*:-*
dia miarahaba any hireo namana tsy tapaka sasany ihany koa.:-*:-*...
tohiny
novalian'i nyrsi ny 22/06/2006 07:57
ja
(
21/06/2006 07:39)
depuis qd les gasy st homo??pfff
Tena gaga be mihitsy aho androany maraina raha nijery site gasy iray izay!nisy ramatoa homo nisoratra anarana tao ary niteny mazava mihitsy izy fa homo ary nampiseony amasombahoaka ilay site
tsy haik...
tohiny
novalian'i prime ny 01/09/2006 11:23
Fiffi
(
21/06/2006 06:22)
Tsy mahasarika olona intsony ny Paositra eto Madagasikara.
Tao anatin'ny tatitra nataon'ny ministry ny Paositra sy ny fifandraisana ary ny fifandraisan-davitra omaly teny Tsimbazaza no nahafantarana fa tsy mahasarika olona intsony ny Paositra eto Madagasika...
tohiny
novalian'i Papoose ny 24/09/2006 05:33
tiasia
(
21/06/2006 03:10)
FO VAOVAO ( MAGE4)
Salut dhl ny namana serasera rehetra!!!
Izay tsra fanahy sy tsara sitrapo mba omeo ny tononkiran'i MAGE4 ( FO VAOVAO ) aho fa tena tiako be mahalasa adala ahy mihintsy iny ry ireto a.
Mbo marina e!m...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/06/2006 03:59
madazikart
(
20/06/2006 18:41)
Sary "hiaraka isika"
Manao ahoana daholo!
Misy sary vitsivitsy nalaina t@ fampisehoana narahina alim-pandihizana, natsoina hoe "Hiaraka isika" izay nahita an'i Bekoto, Bodo, Dadah ary Nanah eto @ ity rohy eto ambany ity....
tohiny
novalian'i xxx ny 13/07/2006 02:52
lapino
(
20/06/2006 17:04)
bizna
http://cgi.ebay.fr/ws/eBayISAPI.dll?ViewItem&item=8831061183
:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i sasa ny 27/06/2006 04:03
petsambava
(
20/06/2006 15:36)
iza no ra8 ary iza no radeba ianareo 2 mitsangàna avokoa!
tsy misy izay tsy mahay iny hatsikan'i GABY RATSITO iny angamba!fa dia hovaiko kely e
-KOFFI ANNAN: iza no RA8?
-ra8:izaho tompoko
-K.A: ary iza no DEBA?
-deba:izaho tompoko
-K.A: ianareo 2 la...
tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:54
lemenakely
(
20/06/2006 15:11)
GOOGLE EARTH mahavariana tokoa
asa izay efa nisy nahita ity google earth ity fa dia hitany daholo par satellite ny 5 continent eny fa na i dago aza
http://earth.google.com
na koa
http://www.01madagascar.net/forum-malgache-suje...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 05/08/2006 12:58
midjoh
(
20/06/2006 13:04)
Misy fiangarana ny fiainana mba marina !!!
Za rery vé no mahatsapa an'izany sa misy ihany olona hafa fa tsy mahasaha miteny 8O ? Raha jerena @ fo tsy miangatra ny fiainan'ny zanak'olombelona de tena azo lazaina fa tena natao zara-vilana mihit...
tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 11:34
diamondra27
(
20/06/2006 12:31)
CALCUL
indray mande hono izany dia nisy ramatoa voan'ny calcul de nakany @ dokotera.
De hita tokoa izany le izy fa oe: tena calcul no mahazo azy.
De hoy le madama oe: fa inona radoko no mahatonga ny calc...
tohiny
novalian'i dadabe ny 10/07/2006 07:36
xxx
(
20/06/2006 11:16)
sos telechargement sous linux
slt dhl, sao mba misy afaka manampy ahy @fanaovana download @linux(firefox) fa tena tsy mahita mihitsy za, flashget foana no fampiasako @internet explorer fa rehefa linux dia tsy mahita mihitsy za, sa...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2006 10:23
MTN
(
20/06/2006 10:13)
boky
Fa maninona kay ny vehivavy no mahay mamaky boky noho ny lehilahy eh?
Dia maninona koa ny lehilahy no mahay mamaky endrik'olona noho ny vehivavy?
nefa ny maha-samy hafa ny lhl sy y vhv ve tsy reny ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/06/2006 11:31
