diso ve aho raha!!!!!!!!!
1. xxx
(
21/06/2006 14:48)
misy olona iray zay miaraka amiko dia izy efa manana olona tiana, sady fantatro!!!!! zay sy ila
novalian'i Herimiafina ny 27/07/2006 14:55
4. lapino
(
21/06/2006 15:09)
diso ve ...
"Saingy ilay talohanao no tsy maintsy tiako kokoa , satria izy no efa tiako taloha" ozizy ilay tononkira izay :wink:
5. pissoa
(
21/06/2006 15:16)
Izany ve no mahatonga an'i xxx manontany hoe "mi-existe ve" http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44995b9eea2e6
:?:
Henoy tsara ny tenin'i lapino an :-D:-D:-D
:?:
Henoy tsara ny tenin'i lapino an :-D:-D:-D
6. lapino
(
21/06/2006 15:24)
Fa ahoana no anaovan-dry hoe xxx iray ihany ireo? :wink:
tenin'ilay mpihira io ka :)
tenin'ilay mpihira io ka :)
18. Herimiafina
(
21/06/2006 16:42)
xxx:
misy olona iray zay miaraka amiko dia izy efa manana olona tiana, sady fantatro!!!!! zay sy ila
Arakaraky ny contexte no maha-diso anao na tsia! Dia arakaraky ny systeme de valeurs misy ao aminao.
Ny conscience hanananao noho ny fanabeazana nomena anao sy ny fomba fijerinao ihany no afaka manameloka anao ho diso na tsia. izahay aty ivelany mantsy mpitazana fotsiny.
Apetraho ny fanontaniana hoa inona no tena tadiavinao aminío fiarahana io dai inona koa no tena tadiavinílay vadinólona raha efa manambady. :wink:
20. sakaizakely
(
21/06/2006 19:48)
xxx zany kou tsy mahay mamita fanontaniana akory dia lasa mipa tssss !
ny tinao lazaina ve dia hoe mifankalala nareo mpirafivavy ? Fa dia misy inn re ao andohanao no manaiky hiaraka aman'olona efa manana olontiana izany ? Tsy tiany izany ianao, nefa dia manaiky hataony taingenable fotsiny eo (CF Herimiafina). Tena vendrana enao zany lany zara eo aminy eo. Tohizo fa tsara ary
oay, azafady, hadinoko ny namaly ny fanontaniana tapaka. Diso ianao.