diso ve aho raha!!!!!!!!!

21. sasa ( 22/06/2006 04:49)
:D tssssssss efa fantatrao izao hoe misy miaraka aminy, sady fantatrao le miaraka aminy d inona ihany no mbola hiarahanao aminay, mitadiava vaovao ry xxx an
22. Silo ( 22/06/2006 05:39)
zaho aloha de milaza aminao hoe aza miditra @ olona fantatrao fa mana ny vadiny na sipany izany e!, Raha mbola @ voalohany aloha ianao mety hahazaka ny mahita azy 2 miaraka eny, fa rehefa mandroso ny andro, mety tsy ho zakanao izany ka lasa harary eo ny fonao.

Raha tsy hoe angaha tsy mihevitra ny hitia azy maharitra ianao fa filana fotsiny no ilanao ilay olona de mety ho azonao atao ihany izany. Nefa tsy kilalao ny fitiavana !!!!
23. arson ( 22/06/2006 07:20)
nareo ve reto tsy mahatsikaritra fa xxx de mahita ho lazaina fona? tena tsisy hevitra mihitsy ngamaba mamorona mitsy.hahahhaah:-D:-D:-D:-D:-D
diniho tsara anie e!
24. mandrindra ( 22/06/2006 07:20)
xxx, rehefa iny no tianao dia hiarao. tsy diso mihitsy ianao ka. tsy misy propriété exclusive ny olombelona.
25. paingotra ( 22/06/2006 15:11)
sakaizakely:

xxx zany kou tsy mahay mamita fanontaniana akory dia lasa mipa tssss !

ny tinao lazaina ve dia hoe mifankalala nareo mpirafivavy ? Fa dia misy inn re ao andohanao no manaiky hiaraka aman'olona efa manana olontiana izany ? Tsy tiany izany ianao, nefa dia manaiky hataony taingenable fotsiny eo (CF Herimiafina). Tena vendrana enao zany lany zara eo aminy eo. Tohizo fa tsara ary

oay, azafady, hadinoko ny namaly ny fanontaniana tapaka. Diso ianao.

xxx:

misy olona iray zay miaraka amiko dia izy efa manana olona tiana, sady fantatro!!!!! zay sy ila





tsy diso ianao satria matoa ianao nisafidy ny hiaraka aminy dia misy (mahasoa, mahafinaritra) anao ny fiarahana aminy, ny olona manana ho lazaina foana, na mety na tsia ataona, izay heritreretinao hatao, fa aza mandany fotoana maka ny hevitr'olona satria vao maika aretin'andoha no ho azonao.
26. Lalah ( 26/06/2006 19:19)
ory mandrindra an in ty lazainao aza gaga aza raha petahan ny olona ny vadinareo any aoriana any an. raha izany manko tsy tokony nasiana ny fanambadiana sy ny voady etsetra, satria tsy ny zavatra lazainao dia azo hazavaina hoe tsy ilaina ny fifanajana entre ny olona miaraka satria tsy misy topmony ny olona. Sao mba efa mivoaka ny orbite terrestre kosa aza nareo zany ilay aka an! m imposer loi vaovao injay.
Na manana sipa io na vady tsy tokony hiarahana intsony satria migacher bonheurn olona ianao raha minia manao nefa mahafantatra
xxx DISO BE MIHINTSY IANAO, ARY MIDANADANA HOANAO NY VARAVARAN NY AFOBE RAHA VAO MANAO PAS IRAY EO IANAO,
27. mandrindra ( 30/06/2006 07:47)
lalah ô, raha mety ho petahan'ny olona ny vadiko tsy blema ho ahy izany. izay rehetra mitranga any ivelan'ny tokatrano dia zone de liberté individuelle samy afaka manao izay tiany.
raha ny hoe fanambadiana dia io indray contrat io, ary rehefa mamaky an'io contrat io dia lazao ahy daholo hoe izay zavatra voarara ao antin'ilay contrat. ny voady koa dia toy izany, androany no miaramiteny hoe hiaramizotra fa rahampitso mbola tsy hay izay direction ho raisina.
28. dailynews ( 30/06/2006 19:22)
diso indroa ianao satria olona efa manana olontiana izy en plus olona fantrao..mino aza aho fa mety ho namanao akory aza io.....tandremo izany, ny olana anefa dia samy miteny hoe diso fa be dia be ihany ny mandalo eo.
29. xxx ( 27/07/2006 14:52)
raha enao no ao @ ilay toeran'ny tena tompony de ahoana?:-D
30. Herimiafina ( 27/07/2006 14:55)
Eny hoa ry cutie klé! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4291