GOOGLE EARTH mahavariana tokoa

1. lemenakely ( 20/06/2006 15:11)
asa izay efa nisy nahita ity google earth ity fa dia hitany daholo par satellite ny 5 continent eny fa na i dago aza
http://earth.google.com

na koa
http://www.01madagascar.net/forum-malgache-sujetp-15435.html#15435
2. Fiffi ( 20/06/2006 15:52)
misy mahatsara azy hiany aloha ny fahitana an'izao tontolo izao raha ara-fikarohana sy fiaraha-miasa an! fa kosa heu...raha sanatria ka misy gueguera de tena ho loza angamba eh ? fa enganie ka tsy hisy zany.
Fa zay aloha no tena mahatsara ny teknolozia kosa eh!
3. Fiffi ( 20/06/2006 15:55)
anjekaky ooo :{:{:{:{ tena tsy misy miafina mihintsy fa de hita daholo.
4. vale ( 20/06/2006 16:22)
lemenakely> ahoana io palais en forme de navire io? ihihihi, tena ilay voalazan'ireo oul ao ireo ve io sa??! rah'tsizay manko de ozy zah hoe tena nisy sambo nitondra an'i "dago" mintsy kay :roll:ka tonga t@ ilay fiteny hoe"voatondra an-tsabo doly":P:P;-)
5. lapino ( 20/06/2006 16:59)
Mahafinaritra le izy ka! Mbamin'ny tanimboly fangalaram-paiso taloha hita ao daholo :)
Fa tsy ny faritra rehetra no hita mazava be ohatra an'io. Mananjary izao ohatra mbola ambany be ny resolution.
Fa ny tanàn-dehibe hafa noho izay hita tsara daholo.

nb: ilay kinova farany efa misy natao ho an'ny linux koa( http://infogasy.net/?q=node/1120 ) :)
6. Fiffi ( 20/06/2006 18:48)
lapino: de efa nahazo ve Madagasikara ?
7. little ( 21/06/2006 05:12)
Tsara kosa ty kle, na de any Dago aza zany de efa afaka mihevitra hoe any Paris sy honohono moa sa honolulu, tena milay ka!
andeha kely any Hawaii alou ah kle! misaotra ano ah ry GOOGle earth! mersiiiii
8. LazaRandri ( 21/06/2006 05:17)
tsy ny toerana rehetra akory no hita amin'io noho ny antony manokana mikasika ny "securite".
Ny "tranonay" izao tsy hita ao satria akaiky "point strategique"
9. Simpona ( 21/06/2006 08:29)
Mlay kouasa ty kou, ... kobo eto ndray zany ze mipips eny ambdody poteau :lol::lol::lol:
10. lemenakely ( 21/06/2006 11:02)
ie na ny man... eo ambany sôsety hi hi hi
11. rakaroka ( 05/08/2006 09:38)
na ny misy anao manoratra ato @ serasera!...
Fa tsy hitako ry 'reto ny Fort Boyard" anefa tokony eo akaikin'ny ile Oléron!
12. simplex ( 05/08/2006 10:10)

mbola limite be ilay izy fa misy faritra tsy hita. Manjakandriana zao tsy hita, Arivonimamo kou tsy hita. Kanefa Bira hita, Mahitsy kou hita.

Na izany aza milay eeeee :D:D:D:D
13. Herimiafina ( 05/08/2006 12:58)
O leity ra-simplex an, sao elah dai manana an'ilay version pro iny klé? Mba omeo leisy fa iny tena hita kaiky be sady azo atao 3D tsara mihintsy klé! :^)

Fa ny hitako kao dai ny zone stratejika rehetra dia somary afenina ihany! Mivadika maintsomaintso be, toy ny image virtuel izany! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2185