mi-existe ve!!!!!!!!!!!
1. xxx
(
21/06/2006 14:45)
mety ho marina ve fa mitovy ny fitiavany olona ray any sipany maromaro dia tsy afaka mifidy izy:D
novalian'i dailynews ny 03/07/2006 03:12
3. pissoa
(
21/06/2006 14:59)
Tsy mety.
Tsy ovy akory ny fitiavana akory ka ho hita ampitahaina hoe samy iray kilao dia samy dongadonga :-D:-D:-D
Ka rehefa tsy hita izay toetra hampitahana azy, dia tsy mety mitovy izy izany. Kamo fotsiny hieritreritra izay tokony ataony dia mody izay no lazainy.

5. Fiffi
(
21/06/2006 15:02)
mbola tsy nahita aloha ka tsy afaka milaza hoe ahoana ?
Fa na izany aza heu...tsy possible kosa angamba zany an!
Fa na izany aza heu...tsy possible kosa angamba zany an!
6. lapino
(
21/06/2006 15:12)
pissoa:
Tsy ovy akory ny fitiavana akory ka ho hita ampitahaina hoe samy iray kilao dia samy dongadonga :-D:-D:-D
Ovy ahoana àry, am'zay ve azo tsofina rehefa avy napasaka? :wink:
9. pissoa
(
21/06/2006 15:21)
Vao mahita le hoe ovy dia efa hitsoka no ao an-tsain'ny sasany :-D:-D:-D
10. lapino
(
21/06/2006 15:24)
Fa dia naninona mihitsy koa ary no ovy fa tsy paiso ohatra na mangahazo e? :-D:-D:-D
11. pissoa
(
21/06/2006 15:25)
Ka ny mangahazo lavalava, moa ny paiso tsy dongadonga fa kely :-D:-D:-D
15. pissoa
(
21/06/2006 15:39)
Hay! mersii ary e :-D:-D:-D
Raha mbola misy mamerina ity fanontaniana ity dia saonja indray no ataoko ohatra :wink:
Raha mbola misy mamerina ity fanontaniana ity dia saonja indray no ataoko ohatra :wink:
16. lapino
(
21/06/2006 15:45)
Ataovy hoe ovy ihany e! Ilay saonja tsinona toa diso fanoratra :wink:
20. Herimiafina
(
21/06/2006 16:45)
xxx:
mety ho marina ve fa mitovy ny fitiavany olona ray any sipany maromaro dia tsy afaka mifidy izy:D
Amiko dia mety ho marina! Izay no antony tsy hampirafesana be loatra, satria manana maminy sy ny mangidiny avokoa ny olondrehetra ka mety sady voatana ary amin'ny ilany no voatana ary amin'ny ilany.
Tandremo koa anefa fa fikan'ny mpitsetsitra ny mamy any aminao io rehefa tsy ahitany interet hafa ankoatrízay any aminao.
Misy mantsy olona "vadiable" misy sipable misy ny "tengenable" fotsiny no mahatsara azy, dia ilay vadiable no tena tazoniny maharitra fa le ambiny passe-temps satria mety ho sans interet hafa amin'azy. ahummm :-w