mi-existe ve!!!!!!!!!!!
21. Zina
(
21/06/2006 19:05)
mety ho marina ve fa mitovy ny fitiavany olona ray any sipany maromaro dia tsy afaka mifidy izy
misy degré ny fitiavanao an'ireo sipa betsaka reo fa misy iray amin'ireo no tena tianao indrindra.. dia tadiavo
22. sakaizakely
(
21/06/2006 19:42)
Andray ry HM ! Tena mba sambany indray no ahenoako an'izany vadiable sy taingenable izany :-D:-D
Dia tena sokajinareo toy izany tokoa ve ny vhv ry HM ? Tena mampalahelo mintsy enay tony sendra anareo.
Fa zao kosa e ! Amiko ny lhl manana sipa maro izany dia tsy mahay manaja vhv ary tsy valahara tsisy ilana azy. Mora fantatra ihany ny lhl mampirafy. Mandaingalainga, manafinafina, tsy transparent izany ny mikasika ny fiainany. Rehefa hoatr'izay ny lhl ry tovovavy isany tonga dia ialao fa raha mijanona eo nareo ataony taingenable fotsiny. Marina e ! Mailomailo ihany !
Azafady fa tsy vita dika teny gasy : Quels sont les points communs de l'homme avec la lettre Q ? C'est juste une gros rond avec une toute petite queue.

23. diamondra27
(
21/06/2006 19:52)
tsy mitovy ny fitiavan'ny olona iray ny sipany maromaro izay no valin'ny fanontaniana
manaraka izany de:
ra misy oul 1 mitia olona maromaro de misy zavatra tsy ananan'ny iray @ le hafa de tina ho azo doly babaiso lovohitsa, de de tia ny atsy fy ny eroa.
Jereo fotsiny ny RAD mananjanaka maromaro, samy tiany ireo zanany fa tsy mitovy ny fanomezany fitiavana ny tsirairay
voilĂ
ny sipa ataovy maromaro refa samy hanao ihany fa refa tonga ao antokatrano kosa de tokony hanaja ny vadinao @izay

24. Herimiafina
(
21/06/2006 20:54)
sakaizakely:
Andray ry HM ! Tena mba sambany indray no ahenoako an'izany vadiable sy taingenable izany :-D:-D
Dia tena sokajinareo toy izany tokoa ve ny vhv ry HM ? Tena mampalahelo mintsy enay tony sendra anareo.
hehehehe=))
Zah tsy manasokajy kah, fa juste mi-rapporte zavatra misy, sy olona misina toa izany fotsiny, valable amin"ny lahy koa io ka.
25. sasa
(
22/06/2006 04:52)
tena kamo be hamaly fa tsy tonga ny inspiraka aleo rehefa rampitso miverina :-D:-D:-D:-D
26. Silo
(
22/06/2006 05:32)
Taiza koa ny nisy olona tsy afaka ny hisafidy izany manoloana zvt 2 na +, Fa ny lhlhy de tia-tena, refa tratranao @ sipa hafa izy de mody miteny hoe: ianao ve ve efa mba sendran'izao e! sady te hinana pomme ianao no te hinana akondro ? Zany heo fy ny atsy fy ny aroa,
Ka misaotra ny namana izay nilaza fa tsy possible izany tsy hisian'ny safidy izany.
Ka misaotra ny namana izay nilaza fa tsy possible izany tsy hisian'ny safidy izany.
27. mandrindra
(
22/06/2006 07:26)
hoy i silo :
tsy hoe tsy afaka ny hisafidy fa tsy voatery ny hisafidy. tsy hoe tsy maintsy maka iray fa azo alaina daholo izay tiana.
Taiza koa ny nisy olona tsy afaka ny hisafidy izany manoloana zvt 2 na +,
tsy hoe tsy afaka ny hisafidy fa tsy voatery ny hisafidy. tsy hoe tsy maintsy maka iray fa azo alaina daholo izay tiana.
28. Silo
(
23/06/2006 05:13)
hoy mandrindra :
de tsy maintsy alaina daholo tokoa izany ny rehetra ? De aza manatena olona sahalamin'izany isika ry vhvy, fa sarotra be izany amiko
tsy hoe tsy afaka ny hisafidy fa tsy voatery ny hisafidy. tsy hoe tsy maintsy maka iray fa azo alaina daholo izay tiana.
de tsy maintsy alaina daholo tokoa izany ny rehetra ? De aza manatena olona sahalamin'izany isika ry vhvy, fa sarotra be izany amiko
29. mandrindra
(
23/06/2006 07:57)
silo, tsy hoe tsy maintsy alaina, fa afaka maka iray, na roa , na telo, na zato.
fanontaniana ho an'i silo : ny lehilahy milaza fa tsy mitia afa tsy vehivay iray ve no atao hoe idealy ?
fanontaniana ho an'i silo : ny lehilahy milaza fa tsy mitia afa tsy vehivay iray ve no atao hoe idealy ?
30. hasinando
(
23/06/2006 09:35)
AZa manaiky ho ovy zany akia ,ny vehivavy ange no fiainan'ny lehilahy e!
Tsy velona ireo raha tsy eo isika sady rehefa mampirafy akia izyhaditrany fa be resaka fotsiny hoe ianao irery rehefa tratra, tia tena araky ny voalazan'iSilo
31. poupounesana
(
25/06/2006 07:23)
1 alo, efa tsy normal zany manana sipa bdb zany e. aza mba miesona mitsy leretsy e. raha ohatra ka we misy olana @ sipa iray d mitady reconfort @ le iray hafa, d ekeko we zay zany no antony mampiodina azy, fa izy ane d mitsotra zany we samy tiany le sipa e, tsy vitan'ny we samy tiany fa lazainy fa mitovy koa hono ny fitiavany. hahahaha. ny tena marina d samy tsymisy tiany fa ataony fitaovana eo fotsiny. ny iray mitondra ny biriky, ny iray ny ciment, ny iray ny fasika,.... vita ihany ny trano ny farany e.,fa iray @ ireo ihany no hipetraka ao fa tsy ireo retraretra ireo akory
32. dailynews
(
03/07/2006 03:12)
raha roa aloha dia possible hoe samy tianao ilay izy e, tsy mahafinaritra ny mihaino izany saingy possible izany..... fa raha mihoatra izany dia .....tsy haiko....nijery ilay fandaharanahoe bachelor na bachelorette aho ( usa aloha ilay izy no mandeha e. mialatsiny raha tsy nahita ianao) fa resaka sipa na bandy mitady vady dia amin' ny volohany 25 no olona hisafidianana dia miha mihena izy io ..ary indraindray tena samy tara amin ilay olona efatra( aty amin ny faramparan ny fandaharana ) ilay bandy ary sahirana be no mifidy anefa tsy maintsy iray ihany no alaina amin ny farany fandaharana, io dia maharitra amambolana ilay fandaharana.