iza no ra8 ary iza no radeba ianareo 2 mitsangàna avokoa!
1. petsambava
(
20/06/2006 15:36)
tsy misy izay tsy mahay iny hatsikan'i GABY RATSITO iny angamba!fa dia hovaiko kely e
-KOFFI ANNAN: iza no RA8?
-ra8:izaho tompoko
-K.A: ary iza no DEBA?
-deba:izaho tompoko
-K.A: ianareo 2 lahy mitsangàna avokoa
--ra8+deba: eny tompoko!
-K.A:ity misy fitoriana,
-ra8+deba:eny tompoko!
-K.A: raharaham-pianakaviana
-RA8:azafady aminao MR le prezidà ,tsy mbà hiresaka amin'io raha izaho ,lehilahy maditra ratsy fanahy,25 taona nitondràna ,nampanantena ny mana,etc..
-deba:azafady aminao MR le president ,tsy hamitra-pihavanana amin'io raha izaho ,hatrizay tsy mbola niaina t@ izany delestazy ny fiainan'ny gasy lasa rain'azy.Dévaluation ,inflation sakafo lazainy fa mahasoa ny gasy i MADAGASIKARA anie mbola isan'ny firenena mangasihasy...
-e! izy 2 lahy izany no miady ka ny malagasy no voaporiporitra e! loza izany

novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:54
3. Fiffi
(
20/06/2006 16:36)
petsambava:-K.A: Tohizo fa aza hatao hoe ect....
-RA8:azafady aminao MR le prezidà ,tsy mbà hiresaka amin'io raha izaho ,lehilahy maditra ratsy fanahy,25 taona nitondràna ,nampanantena ny mana,etc..
6. Fiffi
(
20/06/2006 18:22)
petsambava:-
-RA8:azafady aminao MR le prezidà ,tsy mbà hiresaka amin'io raha izaho ,lehilahy maditra ratsy fanahy,25 taona nitondràna ,nampanantena ny mana,etc..
K.A: marina tokoa izany ary ho tena lava dia lava ny tohiny , 25 taona zany , tsy azo hatao hoe ect...fa tanisao ........
7. marozevo
(
20/06/2006 21:20)
Efa fantatra ny fomba fiadin'i petsambava, ankoatra ny maha mpisandoka azy. Manokatra sujet izy dia iny no lasa... tsy miverina mijery izay réaction'ny olona akory.
Sens de la responsabilité : 0.
Crédibilité : 0
Sens de la responsabilité : 0.
Crédibilité : 0
10. Fiffi
(
21/06/2006 04:06)
marozevo:marozevo: sur fa mamaky ny réaction'ny olona izy, fa hitany fa marina ny valin-tenin'ny olona de tsy mamaly izy. Efa mahazatra indray io.
Efa fantatra ny fomba fiadin'i petsambava, ankoatra ny maha mpisandoka azy. Manokatra sujet izy dia iny no lasa... tsy miverina mijery izay réaction'ny olona akory.
Sens de la responsabilité : 0.
Crédibilité : 0
Na koh marina hiany ny anao hoe mametraka sujet izy be menomenona de iny izy no nanjavona......
17. prime
(
21/06/2006 09:36)
xxx> mandon'ny inona aloha e??:-D:-D:-D dia raha mando dia ahoana?:-D:-D
20. arson
(
21/06/2006 11:18)
K.A:fa le delestazy ne re olona tsy oe ra8 no nahatonga azy fa ny fiovaovany zava-boahary e!ohatra ny tsy fisian'ny orana de tsy miodina ny motera manodina ny herinaratra.tena jamba marina enao ry deba