iza no ra8 ary iza no radeba ianareo 2 mitsangàna avokoa!

1. petsambava ( 20/06/2006 15:36)
tsy misy izay tsy mahay iny hatsikan'i GABY RATSITO iny angamba!fa dia hovaiko kely e

-KOFFI ANNAN: iza no RA8?
-ra8:izaho tompoko
-K.A: ary iza no DEBA?
-deba:izaho tompoko
-K.A: ianareo 2 lahy mitsangàna avokoa
--ra8+deba: eny tompoko!
-K.A:ity misy fitoriana,
-ra8+deba:eny tompoko!
-K.A: raharaham-pianakaviana
-RA8:azafady aminao MR le prezidà ,tsy mbà hiresaka amin'io raha izaho ,lehilahy maditra ratsy fanahy,25 taona nitondràna ,nampanantena ny mana,etc..
-deba:azafady aminao MR le president ,tsy hamitra-pihavanana amin'io raha izaho ,hatrizay tsy mbola niaina t@ izany delestazy ny fiainan'ny gasy lasa rain'azy.Dévaluation ,inflation sakafo lazainy fa mahasoa ny gasy i MADAGASIKARA anie mbola isan'ny firenena mangasihasy...

-e! izy 2 lahy izany no miady ka ny malagasy no voaporiporitra e! loza izany
novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:54
2. pissoa ( 20/06/2006 16:26)
Hihihi, nampoiziko zah no anontanian'i petsambava :roll::-D:-D:-D
3. Fiffi ( 20/06/2006 16:36)
petsambava:
-RA8:azafady aminao MR le prezidà ,tsy mbà hiresaka amin'io raha izaho ,lehilahy maditra ratsy fanahy,25 taona nitondràna ,nampanantena ny mana,etc..
-K.A: Tohizo fa aza hatao hoe ect....


4. MTN ( 20/06/2006 17:56)
:-D
5. Fiffi ( 20/06/2006 18:18)
:-D
6. Fiffi ( 20/06/2006 18:22)
petsambava:

-RA8:azafady aminao MR le prezidà ,tsy mbà hiresaka amin'io raha izaho ,lehilahy maditra ratsy fanahy,25 taona nitondràna ,nampanantena ny mana,etc..
-
K.A: marina tokoa izany ary ho tena lava dia lava ny tohiny , 25 taona zany , tsy azo hatao hoe ect...fa tanisao ........


7. marozevo ( 20/06/2006 21:20)
Efa fantatra ny fomba fiadin'i petsambava, ankoatra ny maha mpisandoka azy. Manokatra sujet izy dia iny no lasa... tsy miverina mijery izay réaction'ny olona akory.

Sens de la responsabilité : 0.

Crédibilité : 0
8. MTN ( 20/06/2006 21:36)
marozevo: marina ialahy
petsambava: :-@
fiffi: (l)
za: :wink:
9. Fiffi ( 21/06/2006 04:01)
:-D
10. Fiffi ( 21/06/2006 04:06)
marozevo:

Efa fantatra ny fomba fiadin'i petsambava, ankoatra ny maha mpisandoka azy. Manokatra sujet izy dia iny no lasa... tsy miverina mijery izay réaction'ny olona akory.

Sens de la responsabilité : 0.

Crédibilité : 0
marozevo: sur fa mamaky ny réaction'ny olona izy, fa hitany fa marina ny valin-tenin'ny olona de tsy mamaly izy. Efa mahazatra indray io.
Na koh marina hiany ny anao hoe mametraka sujet izy be menomenona de iny izy no nanjavona......


11. ravatorano ( 21/06/2006 06:38)
petsana zany raha vava an ntsssss
12. xxx ( 21/06/2006 07:30)
ny dikan'ny we petsambava ve we mando foana ny vavany e ?
13. Fiffi ( 21/06/2006 07:31)
:-D:-D:-D grave! :-D:-D:-D:-D
14. pika ( 21/06/2006 08:42)
tohizo ihany fa :-D:-D:-D=))=))
15. prime ( 21/06/2006 09:15)
=))
16. Fiffi ( 21/06/2006 09:32)
=))
17. prime ( 21/06/2006 09:36)
xxx> mandon'ny inona aloha e??:-D:-D:-D dia raha mando dia ahoana?:-D:-D
18. Fiffi ( 21/06/2006 09:41)
mandon'ny petsana koh! :-D:-D:-D:-D
19. prime ( 21/06/2006 09:43)
=))=))
20. arson ( 21/06/2006 11:18)
K.A:fa le delestazy ne re olona tsy oe ra8 no nahatonga azy fa ny fiovaovany zava-boahary e!ohatra ny tsy fisian'ny orana de tsy miodina ny motera manodina ny herinaratra.tena jamba marina enao ry deba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1041