iza no ra8 ary iza no radeba ianareo 2 mitsangàna avokoa!

21. prime ( 21/06/2006 11:40)
arson> Marina ny anao amin'ny lafiny iray... fa "circonstantiel" ihany ny antony ara-javaboahary, fa ny tena tao ambadiky ny delestazy dia tsy fahaiza-mitantana nandritry ny fotoana maro, fanodinkodinana, fangalarana jiro sy rano ataon'ny mpanjifa, fiakaran'ny vidin-tsolika, fianteheran'ny fandraharahana ny jiro sy rano any amin'ny faritany hafa @ mpanjifan'Antananarivo, fa nisy fotoana ela anie ny mpanjifa eto Antananarivo no mi-"supporter" ny jiro lany tany @ faritany sasany e! ampiakarina foana ny faktiora eto anaronana ny "perte" sy ny "manque à gagner" @ "exploitation" jirama any @ faritany satria vitsy ilay mpanjifa any e!!! Ka rehefa "negatif" be tsy tafavoaka intsony dia anisan'ny vahaolana mandalo hita fotsiny ny delestazy...
22. tranokely ( 21/06/2006 13:52)
AMPIDIRO ETO MADAGASCAR I PIERROT RAJAONARIVELO FA INY IZAO NO TIANAY e!
23. Fiffi ( 21/06/2006 13:54)
arson: :-D:-D:-D:-D:-D
24. Herimiafina ( 21/06/2006 17:10)
Tsy tokony natao hatsikana sy lalao ve ity size ity ry zareo? :wink:
25. pissoa ( 21/06/2006 17:35)
Fiffi:

petsambava:
-RA8:azafady aminao MR le prezidà ,tsy mbà hiresaka amin'io raha izaho ,lehilahy maditra ratsy fanahy,25 taona nitondràna ,nampanantena ny mana,etc..
-K.A: Tohizo fa aza hatao hoe ect....
=))=))=))


26. fijo ( 21/06/2006 20:21)
na izany az apentsam bava kosa tsy manao resaka mampiady,fa mitsikera toa ny rehetra mahita lazaina e.avelao izy hanao.fa tohano koa ny hevitsika
27. Fiffi ( 22/06/2006 06:45)
tranokely:

AMPIDIRO ETO MADAGASCAR I PIERROT RAJAONARIVELO FA INY IZAO NO TIANAY e!
Nahita an'ity tao anaty gazety zah ka de hataoko eto.

Fisamborana an’i Pierrot Rajaonarivelo


Ralay
22-06-2006
Niteraka resabe teto amin’ny tany sy ny fanjakana hatramin’ny talata teo ny lahatsoratra nivoaka teto amin’ny «La Gazette» momba an’ilay antsoina hoe «hafatra» na «baiko» (message) nampitaina ho an’ny tompon’andraikitry ny filaminam-bahoaka eny amin’ny seranam-piaramanidina sy ny seranan-tsambo manerana ny Nosy.

Io «hafatra» na «baiko» io moa dia milaza hoe « araho maso tsara ny mety ho fidirana an-tsokosokon’i Pierrot Rajaonarivelo amin’ireny vavahadin’i Madagasikara ireny, ka aza misalasala mihitsy ianareo misambotra azy ary manolotra azy ny manam-pahefana ara-pitsarana».
Omaly alarobia, nandritra ny fifanatrehan’ny mpikambana ao amin’ny governemanta tamin’ny loholon’i Madagasikara no nametrahan’ny loholona Jean Félicien fanontaniana mivantana ny praiministra Sylla momba an’io resaka io.
La Gazette de la Grande Ile


28. arson ( 22/06/2006 06:53)
Prime:ekeko koa alo zany, kanefa miteny aminao za eto fa tsy hitako ze idirandra8 amizany,fa anjaran'ny mpiaramiasa aminy no tokony hamaha izany olana izany.anisanizany ny maire,....ne ndra8 valo anie teny midina fotsiny fa ny hafa no tokony hanatanteraka e!
29. prime ( 22/06/2006 07:26)
arson> ok chef!!!8)
tranokely:
AMPIDIRO ETO MADAGASCAR I PIERROT RAJAONARIVELO FA INY IZAO NO TIANAY e!
Ampidiro hono eeee!!!!!:-D:-D:-D
30. Fiffi ( 22/06/2006 11:09)
pika:
tohizo ihany fa :-D:-D:-D=))=))
aleo tohizana marina le hatsikana fa izy aza tsy niseho intsony :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D


31. prime ( 22/06/2006 11:14)
Fiffi>=))=))=))
32. marozevo ( 22/06/2006 13:41)
Ity no porofo anankiray fa tsy manana hazon-damosina i petsambava. Efa olona telopolo no nifandimby niteny teto, dia tsy mba miditra akory izy--- Ho an'ny olona misaina sady tompon'andraikitra, dia zava-dehibe ny fitsidihana sy fifanakalozana eo amin'ny lohahevitra nosokafan'ny tena.
Dia asakasak'izay mbola hihaino ny olona toy izany.
33. prime ( 22/06/2006 13:56)
34. vetsoko ( 22/06/2006 14:41)
tsy mahafinaritra ny debat nareo eto miampy le fomba firesaka
35. marozevo ( 22/06/2006 22:55)
Fa angaha debat-nay irery indray ity eh ? Fa ianareo maninona eto ?
36. prime ( 23/06/2006 05:13)
vetsoko> faly miarahaba anao... tena mbola miandry an'i petsambava foana hatr@izao e!!! mba tariho ary ilay débat dia mandeha e!!! :!:
37. marozevo ( 24/06/2006 08:54)
vetsoko > Inona kay no fomba firesaka tsy mahafinaritra anao eto? Manolora ary ianao fomba firesaka mahafinaritra eh....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0477