Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 20/06/2006 06:17)
nôfa be
:xi tovo jhay nge efa ela no bina2 sy ratsy b toy izao e! sa zay nareo vô kôpy kosa? za alou tsoriko fa tsy tia an'lery iny mitsy eh! ny anay hardrock hatrany e ... tohiny
LazaRandri ( 20/06/2006 06:07)
défaite imminente des islamistes
sombintsombiny nalaina tamin'ny vaovao avy any Moyen Orient: Le réformateur jordanien Dr Shaker Al-Nabulsi: les récentes attaques d'islamistes contre les Arabes progressistes sont un signe de dé... tohiny
Fiffi ( 20/06/2006 06:03)
Fête Nationale du 26 juin.
Fête Nationale du 26 juin: Ny invitation de efa azo halaina ao @ -Ambassade de Madagascar, 4 avenue Raphaël 75016 Paris, de 14h30 à 16h30. (Prière de se munir d’une pièce d’identité.) ... tohiny
novalian'i hery ny 26/06/2006 06:22
Fiffi ( 20/06/2006 05:51)
Visa pour les Etats-Unis
« L’Amérique n’est pas une forteresse ! » Vivre aux Etats-Unis est un rêve pour tout le monde. Pour les Malgaches, c'est presque impossible d'avoir le « green card ». D'après le consul... tohiny
novalian'i Papoose ny 24/09/2006 05:39
Fiffi ( 20/06/2006 05:47)
La benjamine des candidats à l’examen du Cepe âgée de 6 ans.
Examen officiel - La benjamine des candidats à l’examen du Cepe âgée de 6 ans. Fenozo Andriamisandrasoa (au premier plan) n’est pas plus haut que trois pommes, mais a une tête bien faite.... tohiny
novalian'i prime ny 06/11/2006 08:56
soanja ( 19/06/2006 23:47)
Ny Finoana Islam
Islam dia mihevitra fa izy no faran\'izay hiparitaka indrindra eran\'ny vazan-tany efatra satria izy no mitondra ny teny farany nomen\'Andriamanitra (Allah) sy fanazavana ny fiafaran\'ny fiainan\'ny z... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/07/2006 19:04
lemenakely ( 19/06/2006 20:43)
mitady izay manana ny tononkiran 'i JEAN NICO
raha mbà misy manana tononkiran'i JEAN NICO e isan'ny mbà mpihira gasy mbà ankafiziko koa ity ranamana ity izay nodimandry t@ accident na môto indrisy. Izay misy dia raisiko an-tanadroa e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/06/2006 06:10
Herimiafina ( 19/06/2006 17:24)
Akanjo vao sy lamba tonta, divay vao sy divay tranainy.
Misy tenin'i Jesuah iray izay, rehefa niresaka ny momba ireo mpianatr'i Jean-Baptiste Izy ka manao hoe: "Tsy misy olona ka andeha hanampina akanjo vao amin'ny ravindamba nalaina tamin'ny akanjo ton... tohiny
novalian'i prime ny 10/07/2006 08:55
andoniaina ( 19/06/2006 16:21)
Ny fitiavana sy ny taona !!!!!!!!
Nisy tovolahy kely 1 notezai-ndrenibeny,15 taona izy mbola mianatra,mipetraka eto tana,efa maty R.A.DR,tsy misy 1tampo fa tokana,ny havana any amoron-tsiraka dôly,nisakaiza tamina tovovavy mitovy tao... tohiny
novalian'i Aino ny 22/06/2006 19:53
xxx ( 19/06/2006 15:22)
Titres hira albums HOBIO
Manaona daholo! Sao mba misy afaka manome ahy ny titres n'ireo hira ao amin'ny album Hobio 1 - Hobio 2 - Hobio 3 ary Hobio 4 ianareo azafady indrindra. Raha miaraka amin'ny filaharany vao maika tsara... tohiny
xxx ( 19/06/2006 15:14)
inn ny atao?
miaraka @ol zay aho,efa ho roa taona zahay zay niaraka,mandé tsara ny @nay alo! nisy fotoana nisy sipa ray zay nahafinaritra anléry nefa aveo ts nisy inona ny t@zareo!!lasa mpinamana zareo ary zaho... tohiny
xxx ( 19/06/2006 14:32)
Hafatra hafakely
Hafa kely ity hafatra ity fa mety hanampy be dia be anao ilay kilalao ao anatiny. Andramo ange e. ---- Ny hantagakaho animao dia izao fotisny. Aza manao izay retehra mazahatra anao eto amin'ny f... tohiny
Fiffi ( 19/06/2006 13:37)
Kambana
Hono hoa ry zareo: sao de mba misy kambana @ nareo ato ? Mba te-hahafantatra hoe ahoana kay ny fiainan'ireny kambana ireny aho. Misy mahasamy hafa azy @ tsy kambana ve ? Ohatran'ny naheno aho hoe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2006 18:27
cinthia ( 19/06/2006 13:16)
Joyeux Anniversaire
Joyeux Anniversaire ho an'ireo rehetra manana tsingerintaona nahaterahana androany na lahy na vavy na kely na lehibe.Samy ho tratrin'ny manaraka indray.:D... tohiny
novalian'i Aino ny 20/06/2006 17:10
soanja ( 19/06/2006 12:26)
Misy mazoto hamaky ve?
Misy mazoto hamaky ve raha toa ka hazavaiko sy halaliniko eto ny fivavahana Silamo na hoentiko any amin'ny dinika manokana? ... tohiny
novalian'i soanja ny 07/07/2006 22:31
rurik ( 19/06/2006 10:43)
sovoka
misy fanotaniana manitikitika ahy koa mikasika ilay fiterahana ihany. le any dago we tsy mandray rano mangatsika , mitandrina,tsy mivoaka ny trano sns.... rehefa teraka fa sao voan'ny sovoka voan'ny... tohiny
novalian'i booboo ny 10/11/2007 18:13
OLPolonaleopolitika ( 19/06/2006 10:40)
FAUT PAS REVER les malgaches..aza manonofy ra-malagasy o!
Betsaka no nanakiana iny reportage izay nataon'ny FR3 izay nalefa tao FRANTSA t@ alalan'i FR3 ny 06 martsa 2006 lasa teo.Isan'izany moa atoa ambasadôro ao FRANTSA izay nandefa ttasy . Raha hijery fo... tohiny
novalian'i papala ny 09/10/2006 12:57
diamondra27 ( 19/06/2006 09:48)
n'dao hitsiky kely
Manokafa "doc word" page vaovao dia tapeo eo @ voalohany vao misokatra iny ity =rand(20) tsy misy espace dia entrée avy eo dia inona no hita? ... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/07/2006 02:23
jajaf401 ( 19/06/2006 09:19)
PRIVATISATION
Miarahaba antsika jiaby aloha eh! Hono wah : Sao de mba efa tokony hialana amizay ny privatisation fa averina @ Fanjakana amizay ny fitantanana; Ny antony manko tsotra fotsiny, Mpandraharaha ny Fil... tohiny
novalian'i prime ny 28/06/2006 13:11
baroda ( 19/06/2006 09:15)
adresse email eclaireuse
faly miarahaba anareo rehetra namana ny tenako, saika mba mila adresse email na scout zazavavy eto mada sy any an-dafy aho sao misy afaka manome ahy ianareo, hankalaza ny 30 ème anniv nay mantsy iza... tohiny
novalian'i baroda ny 12/07/2006 09:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7951