sovoka

1. rurik ( 19/06/2006 10:43)
misy fanotaniana manitikitika ahy koa mikasika ilay fiterahana ihany.
le any dago we tsy mandray rano mangatsika , mitandrina,tsy mivoaka ny trano sns.... rehefa teraka fa sao voan'ny sovoka voan'ny sovoka ,
marina ve izy io , mahita manko aho ny olona aty ivelany rehefa teraka 2andro na 3 andro dia efa mivoaka . @ tsika gasy aty ivelany rehefa teraka ve dia tokony hifana ?


Nahitsin'i hery
novalian'i booboo ny 10/11/2007 18:13
2. Fiffi ( 19/06/2006 11:17)
de asa tokoa fa any dago aloha de efa henoko koa io hoe tsy mahazo mikasika rano mangatsiaka.
Aty ivelany indray de miankina @ fahaterahana , raha toa ka tsy nisy olana na kely aza de 2 jours de efa afaka mivoaka ny hopitaly.
De rehefa tonga any an-trano de iza no andeha hanasa ny biberon-ny zaza ? sns..? marina fa efa bdb ny karazana stérilisation fa na izany aza , ny aty ivelany tonga de au travail !! :D:D Zah aloha mbola tsy naheno an'io taty an! hoe tsy mahazo mikasika rano mangatsiaka zany an!
3. Fiffi ( 19/06/2006 11:23)
rurik: ny aty ary akia vao herinandro de efa hentina mivoaka anay landeau fa iny eny @ 5 ora hariva iny @ zay tsy de mafana loatra.
Fa le hoe tsy mahazo mivoaka kosa aloha hihihihihi hafahafa be an !
Izany hoe fombantsika malagasy io hoe mifana io fa ny aty ivelany kosa aloha mbola tsy nahita an'io zah an!
4. booboo ( 19/06/2006 11:26)
tsy avy @ hatsiaka ve no mahatonga ny sovoka dia tandremana mafy ny tsy manao mangatsika quite à tsy mikitika rano mangatsiaka :^). dia zay lé antony maha zava-dehibe lé mifana angamba. Fa marary be manohatra ny mihetsi-jaza hono ilay voan'ny sovoka io :/
5. booboo ( 19/06/2006 11:30)
hadinoko, fa tsy hoe mifana ihany no mahatsara lé mifana ange fa refa mifana iny vehivavy dia tena karakaraina be tahaka ny mpanjaka mihitsy. Matetika afarana mihitsy ny renin-dramatoa hampifana. Misy ohatra ny hisy mpampifana indray ve ?
6. majakely ( 19/06/2006 11:33)
:D aty andafy na te hifana de tsy mantsy mitsangana manao raharaha na de vao nody androany avany am matérnité aza,,,,hihihihi...fa any amin-tsika de ao ampanjina fooona na ray volana aza,mitsangana fotsiny refa hisasa rano mamay beuhh de zayy,,:-D..misy manampy ve any koo,,hihihi,,,aty tsisy..ôôhhh...:roll:ooohh,,de aleo mitsangana ,,de mahagaga tsy voany sovoka akoriny ôô.Donc>??,,... aty io aaa,,hihihi...:^):°)
7. bellla ( 19/06/2006 12:07)
zany ve ry majakely, zah alou tsy de ny sovoka loatra no ifanako fa mba hampatanjaka tsara refa avy eo; fa misy fiantraikany ange ky refa lehbe ny tena ra tsy de nifana tsara e! ohatra hoe matetika marary lamosina zany sns...
8. majakely ( 19/06/2006 13:23)
bellla ka aty tsinona tsy misy choix aki koo...tsy maintsy hihihi...mitsangana de manao rahraha...rah tsy zany :{...rah tany dago zah aleoko ihany mifana ka,,,marina eee,,,
9. rurik ( 19/06/2006 13:37)
raha ny fiheritreretako azy ko angamba dia aty ampy tsara ny fikarakarana any @ hopital ka tsy misy olana na dia tsy mifana aza , fa any amitsika mbola maro ny zavatra tsy ampy na indraindray misy tsindrona ohatra tokony atao dia tsy hita any , ka mety izay angamba no ilana le mifana any , fa eto za aloha t@ le voalohany tsy nifana dia tsy nisy olana mihintsy ,
fa aleo aloha mifana raha misy ny panampy eeeeeeeeeee:D:D:D:D na dia ny fanararaotana aza mba miangoty eeeeeeeeee, fa eto aloha tsy misy hifanana izany e.
10. tisera ( 19/06/2006 16:05)
io sovoka io ange tsy hoe ilay tsy nifana na nifana fa aretina mpahazo ny olona vao avy teraka any dago io noho ny tsy fahadiovana tsy tomombana ara-dàlana (aseptie ) : na izany aza hafa ihany ilay afaka mipetrapetraka avy teraka fa ilay avy hatrany dia manao raharaha be manjary mankarary lamosina : izaho moa tsy nanao péridurale nefa izao tena henoko hoe marary ny lamosina ::oops: mifangaro ao moa ny tavy sy ny havizanana ka ts'hita intsony ! Fa hafa ihany ilay misy mampifana eo akaiky eo na izany aza : neny na zoky na zandry na nenitoa!
11. Herimiafina ( 19/06/2006 17:18)
rurik:

misy fanotaniana manitikitika ahy koa mikasika ilay fiterahana ihany.
le any dago we tsy mandray rano mangatsika , mitandrina,tsy mivoaka ny trano sns.... rehefa teraka fa sao voan'ny sovoka voan'ny sovoka ,
marina ve izy io , mahita manko aho ny olona aty ivelany rehefa teraka 2andro na 3 andro dia efa mivoaka . @ tsika gasy aty ivelany rehefa teraka ve dia tokony hifana ?


Nahitsin'i hery


Marina mihintsy io teninao io kah, samy tsy diso izy roa fa samy amrina avokoa ary misy antony avokoa.
Samy hafa mihintsy ny condition fiterahana any amin
12. diamondra27 ( 19/06/2006 18:00)
tsy haiko indray aloha 'zany sovoka 'zany fa 'za vao teraka tonga de may ny handro sy ny se maquiller de ny hody e!

tsy mila mijanona ampandriana zany fa nitsangana sady mandede. 'Za tsy narary zany de @'zao fotoana 'zao misaotra ny Tompo fa mbola en forme tsara.
13. diamondra27 ( 19/06/2006 18:03)
de inona zany le sovoka
de inona le mety complication fa za koa tsy mahazo e
mba atoroy marina
14. majakely ( 20/06/2006 05:10)
euhh,,zah mbola tany amin hopital de nisotro jus d'orange avy any am frigo,,,,saika maty mamanay nilazako azy hihihi,,de zao ko ry reto aaa,,, ny dessert namen'zareo anah aza glace ,,,koi?????' ben oui,,,glace :/,,,:roll:
15. watafon ( 20/06/2006 05:10)
le sovoka= Infections puerpérales , k eo zany no mahasamy hafa ny miteraka any an-trano sy ny any @ hopitaly e! raha any ampita any kosa angamba mety tsy misy an'izy io intsony k ! le "conditions d'hygiène défectueuses" mandritra ny fiterahana no mahatonga an'io sovoka io.
Azo lazaina ho anisan'ny complications azo avy @ fiterahana zany le sovoka e! fa ankoatrany zany d misy le atao hoe "hémorragie de la délivrance" izany oe mande b loatra ny rà, na niakatra tampoka ny tosi-drà nandritra ny accouchement.
Na aty dago aza anie misy 2 jours d mivoaka ny hopitaly e! efa mba misy ihany mantsy ireo toeram-piterahana efa manara-penitra aty e!
16. sipagasy ( 20/06/2006 05:39)
mmhh dia misaotra an'i dokotera "watafon" nanazava e!

fa izaho aloha tsy nifana izany koa e! volana fevrier aho no teraka mbola nandanezy t@ izay fa tsy naninona akory ny zanako aza tsy ampy herinandro dia efa nentin'ny dadany nilalao lanezy teo an-tokontany hono hihih fa tsy naninona kannn, fahazarana koa io e!, ary za indray nefa mahalala tsy haiko aloha fa hoe lazainy fa fombadry zareo avy any avaratra any amintsika any annn hoe tsy mikasika rano mafana indray fa na misasa sy mandro aza ilay reniny dia @ rano mangatsiaka mmhhh "fomba" hono io any amindry zareo sakalava?? tsy haiko aloha e! fa olona nipetraka tao amiko no nahitako izany
17. miantra ( 20/06/2006 06:15)
zah aloha tonga dia nitsangana nanao raharaha fa iza moa no hanampy eo!!!!!!
Fa ny problèmr-ko fotdiny (satria angamba zah nanao péridurale) dia ny lamosina no lasa marary!!!

Ny mijoro ela sy ny miondrika ela, ary mipetraka ela fotsiny no ezahina tsy atao.

Sinon ny zanako vao nivaoka ny matérnité dia lasa nanao course niaraka tamiko.
18. majakely ( 20/06/2006 06:25)
sipagasy ,miantra zay mantsy ,,,hihi,,aty voatery mitsangana ,,ndrooooooooooooooo,,tao ahonééé,,,mafy izy ty,,,
19. sipagasy ( 20/06/2006 06:26)
miantra annn tena mino sy mahatoky ve ianao fa ny peridurale no nahatonga izany??? sao dia tsy mahay miondrikakosa ianao ka tsy mamoritra ny lohalika ohatra fa tonga dia mitsongoloka??? mmhhh ny ahy aloha tsy naninona mihintsy ny lamosiko e!nefa meheno aho ny mitaraina maharary lamosina taorian'io peridurale io?? sao kosa sendran'ny tsy nahay naninjona???, mmhhhh
20. miantra ( 20/06/2006 06:35)
Zay aloha no tsy haiko, fa ilay mianatra miondrika sy mamoritra lohalika dia efa ela no nampianarina ahy tamin'ny asako taloha mantsy mila mibata zavatra dia tsy maintsy mba tsy haratra foana .

Mamanay aloha no niteny tamiko hoe haingana loatra aho dia nanao raharaha be no nahatonga an'io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0791