sovoka
21. iaviantsoa
(
20/06/2006 06:48)
@ zao fotoana zao eto Tana ho an'izay efa niteraka tao @ Msi (avaradoha) dia 3 heures aoriana ny niterahana dia afaka mandro ( rano mafana kosa aloha an), ny mitsangana indray dia tsy maintsy mitsangana mivoaka ny trano mihitsy 2 jours après izyzay tsy tadidiko tsara , avy eo indray rehefa feno 5 jours ny zaza tsy maintsy hoentina atao BCG dikany tsy maintsy mianga ny reniny mitondra ny zaza atao vaksiny, rehefa nanotaniako ny docteur dia milaza izy fa tsy misy hatahorana ny sovoka satria efa nasiany tsindrona, fa ny olondehibe taloha no matahotra na dia efa misy izany aza dia tsy mamela nao hihetsika eo satria hono na tsy ho voan'ny sovoka aza dia mila haverina daholo hono ny firafitry ny taolana fa mivaha daholo t@ le niteraka , inona tokoa moa ry reto ny maharatsy ny mihainohaino ao antrano raha afaka , fa ny hoe mibonoka lamba kosa aloha tsy lasa e ( fa ny any ambanivohitra hono tena asiana rano mangotraka mihitsy ao ambany fandriana mba ho tsemboka tsara)
22. rurik
(
20/06/2006 11:14)
misaotra anareo fa tena afaka milamitsaina amizay aho , sady mba nahafantajavatra koa eeeeeeeeee.
23. Fiffi
(
20/06/2006 11:49)
fa tsy marina kosa aloha zany hoe tsy mahazo misotro rano mangatsiaka zany an ! nefa isan'andro de tondran'ny infirmière pichet d'eau tena mangatsika tsara ery.
rurik: tsy misy hatahorana akia ny @ io an! jereo fotsiny ny zavatra nolazain'ny dokoterantsika mahay eto ! i wata zany an! :) de bonne continuation akia an! :-*:-*:-*:-*
rurik: tsy misy hatahorana akia ny @ io an! jereo fotsiny ny zavatra nolazain'ny dokoterantsika mahay eto ! i wata zany an! :) de bonne continuation akia an! :-*:-*:-*:-*
30. Fiffi
(
25/06/2006 15:20)
rurik , miantra: ka io nolazain'i wata io hoe tsy mahavoan'ny sovoka de mety hatao tsara koh! nareo koh an! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
31. rurik
(
26/06/2006 08:07)
tena andramana ko aky io Fiffi raha mahatsara mo maninona =))=))=))=))=))=))
33. rurik
(
27/06/2006 06:00)
watafon nareo ve???
:-D:-D:-D nareo sy fiffi manao ody sovoka:-D:-D:-D
:-D:-D:-D nareo sy fiffi manao ody sovoka:-D:-D:-D
36. rurik
(
29/06/2006 06:27)
booboo afakely aky le ody sovoka fa andramana fona aloha sao mahatsara ,
saika adinoko watafon amin'iza aloha no mety hanaovana azy?
sao manko misy karazan'olona fanaovana azy.
saika adinoko watafon amin'iza aloha no mety hanaovana azy?
sao manko misy karazan'olona fanaovana azy.
38. hantajoasy
(
30/06/2006 08:24)
manaona daoly , za ry reto tena manana aretindamosina ary tena marina fa vokatry ny tsy fifanana no mahatonga ny aretindamosina fa @ zao tena mijaly zaho na mba manao kiraro avo kely dia mijaly refa avy eo satria tratry ny sovoka no niatombohany
39. watafon
(
01/07/2006 05:50)
hanta: mbo hazavao aminay oe retsy oviana ianao no teraka ? d ahoana ny fisehon'ilay sovoka ?
rurik: azo hanaovana azy doly ny sipa eto @ serasera k ! hihihihi
rurik: azo hanaovana azy doly ny sipa eto @ serasera k ! hihihihi
