Joyeux Anniversaire

1. cinthia ( 19/06/2006 13:16)
Joyeux Anniversaire ho an'ireo rehetra manana tsingerintaona nahaterahana androany na lahy na vavy na kely na lehibe.Samy ho tratrin'ny manaraka indray.:D
novalian'i Aino ny 20/06/2006 17:10
2. Fiffi ( 19/06/2006 13:27)
de miarahaba an'ireo namana ireo koh zany! :)
3. booboo ( 19/06/2006 13:28)
mirary fety milay be dia ampitso milay be dia afak'ampitso ohatra zay kounkou etsetra etsetra hihihi
4. pissoa ( 19/06/2006 13:57)
Zoaié zaniversera cinthia :-*
5. fiaritiana ( 19/06/2006 17:59)
mciiii bcp dé mirary soa ho anareo rehetra zé manan annif androany koa:-*
6. Aino ( 20/06/2006 17:10)
ye miarahaba any fiary aho na dia efa las ahomaly aza.:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2649