Fête Nationale du 26 juin.
1. Fiffi
(
20/06/2006 06:03)
Fête Nationale du 26 juin: Ny invitation de efa azo halaina ao @
-Ambassade de Madagascar, 4 avenue Raphaël 75016 Paris, de 14h30 à 16h30. (Prière de se munir d’une pièce d’identité.)
l’Ambassadeur de Madagascar en France Monsieur et Madame Razafy-Andriamihaingo dia faly manasa ny Communauté Malagasy @ 26 juin 2006 de 19h à 22h à la Résidence de Madagascar, 1 bd Suchet 75016 Paris.
novalian'i hery ny 26/06/2006 06:22
2. sipagasy
(
20/06/2006 06:45)
Fiffi ann de rehefa avy any dia aza hadinoina ny aty aminay du 30/06 au 03/07 annn tongava maro e!
http://festival-dagonpc.ifrance.com/ tongava maro e!
http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n448886d458e0d
http://festival-dagonpc.ifrance.com/ tongava maro e!
http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n448886d458e0d
3. Fiffi
(
20/06/2006 06:58)
sipagasy: tsy hadino akia io an! io indrayaloha efa vita efa ela be ny programako kah! fa ho any zah :)
4. diamondra27
(
20/06/2006 08:02)
fiffi: misaotra akia a!:-*:-*
mazotoa akia de mba tantarao anay ny fetinareo a!
ary le @ 24 juin angah tsy azo andehanana:wink:?
mazotoa akia de mba tantarao anay ny fetinareo a!
ary le @ 24 juin angah tsy azo andehanana:wink:?
5. Fiffi
(
20/06/2006 08:14)
diamondra: fa aiza akia zany @ le 24 zany ? Nga ndry tsy ho any koh @ le 26 io ? nefa tsy lavitra io an! :-*
6. diamondra27
(
20/06/2006 11:24)
any @ base de loisir akia a!
jereo ao @ site TIM
De TIM France de hitanjy ao le izy
fête champetre etc....
Fa ny ora lazaiko eto rahampitso , izay vao décidé, ok!
:-*:-*:-*
jereo ao @ site TIM
De TIM France de hitanjy ao le izy
fête champetre etc....
Fa ny ora lazaiko eto rahampitso , izay vao décidé, ok!
:-*:-*:-*
7. diamondra27
(
20/06/2006 11:34)
fiffi: ny 24 juin ao @ ambassade aloha natokana ho an'ny diplomates e!
fa le any @ base de loisir no an'ny public fa tongava any.
fa le any @ base de loisir no an'ny public fa tongava any.
15. Fiffi
(
20/06/2006 20:27)
fijo: heu...sur zah fa tsy maintsy misy koh any @ nao any an! toa hatraiza hatraiza toa samy mankalaza an'io koh!
16. lolarivelo
(
21/06/2006 08:43)
Ie, hatraty afrika io e.
Ny anay aty ny alahady 25 no anaovana azy fa miasa daholo ny 26 ka manomboka ny maraina, amin'ny paillote eny amoron-dranomasina, manao barbecue, mandihy, milomano, misakafo ... cool e !
Ny anay aty ny alahady 25 no anaovana azy fa miasa daholo ny 26 ka manomboka ny maraina, amin'ny paillote eny amoron-dranomasina, manao barbecue, mandihy, milomano, misakafo ... cool e !
17. xxx
(
21/06/2006 11:14)
ary ny programme ny aty allemagne ve tsy mba misy mahafantatra , sa le any berlin iany ,
ra mba misy fety any am ny ville hafa dia mba lazao zay eh ok ,
ra mba misy fety any am ny ville hafa dia mba lazao zay eh ok ,
18. Lalosy
(
21/06/2006 11:53)
Bjr!
Ny aty M/ga indray de mankalaza ny faha-50taonan'ny Hotel de Ville. Maresaka be aty aminay an! Zay no vao2 aty aminay.
Ny aty M/ga indray de mankalaza ny faha-50taonan'ny Hotel de Ville. Maresaka be aty aminay an! Zay no vao2 aty aminay.