Fête Nationale du 26 juin.

21. caloh ( 22/06/2006 15:17)
diamondra27:

fiffi: hitanjy ve?

ao @ base de loisir de st- quentin en Yvelines


raha tsy mahadiso nge azafady ry diamondra27 , base de loisir akaiky ny trappe ve io sa? de ny 26 sa 24 juin , azafady indrindra zay mantsy ety versaille no mipetraka ok! merci bcp
22. diamondra27 ( 22/06/2006 21:23)
caloh:ié le ao TRAPPES io de @ 10H no tonga any ny olona, de mitondra sakafo kely daholo de miara-komana mifampizara ze nentiny.

Mitondrà matavy
23. diamondra27 ( 22/06/2006 21:25)
caloh:24 juin le izy fa adinoko
24. caloh ( 23/06/2006 07:34)
misaotra an'i diamondra27 de any zany mihaona sa?
25. Fiffi ( 23/06/2006 21:15)
diamondra , vale: de aiza hiany no halehanareo eh ??
26. diamondra27 ( 25/06/2006 20:22)
fiffi: le eny mahamasina akia no alehako a!:wink:
27. hery ( 26/06/2006 06:22)
Ny anay taty? http://malagasy.it/?rub=pages/page&page_id=p449f0836aae78 :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6396