Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
gasy4ever
(
16/06/2006 08:59)
famangiana manjo
Manao ahoana daholo !
Mba omeo sopapa (teny famangiana araka ny fomba gasy) ny tenanay satria hamangy manjo namana nodonampahoriana. Dia misaotra mialoha...
suite
répondu par prime le 17/08/2006 12:19
sareraka
(
16/06/2006 08:05)
ry vahoaka malagasy tongava saina !!!SAHIA MIJORO!!!
Efa tena hitsahan'i RAVALOMANANA ny loha ...
-alefa tsy misy droit ao @ MBS ny film mahaleo.
-ao @ MAGRO dia tsy grossiste fotsiny fa tena importateur tsy mpandoa hetra :aiza koa na kiraro sy akan...
suite
répondu par prime le 17/07/2006 12:45
rivelino
(
16/06/2006 07:43)
BAREA
Hono hoa: suppose-na hoe tafakatra hanao mondial ny Barea de Madagascar dia mety manana moyen v n federation hanomanany izany ohatra hoe hanao match amical any ivelany matetitetika? n mampalahelo mant...
suite
répondu par Razouzou le 05/07/2006 06:46
sareraka
(
16/06/2006 07:35)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
-efa may ny ho any ALLEMAGNE ny filoha masina malagasy RAVALOMANANA hijery baolina au frais de l'état malagasy.
-tsy ANTANANARIVO arivolahy intsony fa ANTANANARIV...
suite
répondu par Fiffi le 18/06/2006 15:14
Fiffi
(
16/06/2006 07:16)
Un Malgache de 8 ans sera expulsé.
Miala tsiny raha @ teny frantsay.
Loi Sarkozy : un Malgache de 8 ans sera expulsé, selon le « Washington Post »
La loi Sarkozy fait toujours des vagues. Jusqu’aux Etats-Unis, au Congrè...
suite
répondu par kitjo le 03/08/2006 13:56
victime101
(
16/06/2006 05:56)
Ny fivavahana fialokalofan'ny jiolahy pôlitika!
Isan'ny fahotàna mahafaty ataon'ireo mpanao pôlitika eto MADAGASIKARA nefa eken'ny vahoaka ny fiefenan'ireo jiolahy pôlitika ao anaty fivavahana ,firifiry ireo mpamono olona na t@ raharaha 1972 ,19...
suite
répondu par marozevo le 20/06/2006 21:48
sareraka
(
16/06/2006 05:46)
AIZA NO HISY OLONA MASINA IZANY ETO ANTANY E?
FAHAMARINANA FAHAMASINANA ? FAMENOANA PAOSY ho an'ny TIKO ,MBS ...izany no zava-misy .
Avy eo gaga daholo raha misondrotra ny zavatra rehetra hoe nahoana ?
Ny vahoaka gasy efa kilalaon'ny mpanao pô...
suite
répondu par Fiffi le 18/06/2006 18:02
iaviantsoa
(
16/06/2006 04:56)
ny fanaovana didipotra hono an'isan'ny miaro @ sida
ahoana ny fahitanareo izany, zany hoe le zavatra lavalava miforiporitra iny ve no mpitahiry ny aretina sa ahoana, henoko t@ journal RTA manko io ka somary gaga ihany aho....
suite
répondu par fijo le 11/07/2006 20:04
soanja
(
16/06/2006 02:16)
Mpitondra idealy?
Amin'ny hevitrao, izay manana, inona no tokony ho toetra sy traikefa ary drafitr'asa sy tetikasa mahomby tokony hananan'ilay mpitondra idealy an'i Madagasikara, raha hisy io indray andro any. Mba mano...
suite
répondu par marozevo le 05/07/2006 21:29
soanja
(
15/06/2006 23:12)
Mbola tena tsy voavaha ilay olako taloha?
Hono hoy aho azafady mba omeo hevitra anie aho fa miady saina mafy. Ilay resaka vehivavy miasa ao aminay ihany ity, izay mitady handrava ny orinasa iray manontolo satria azony ny fon'ny zaodahiko. Ny ...
suite
répondu par soanja le 20/06/2006 00:01
marozevo
(
15/06/2006 23:06)
Sa reraka ?
Ao amin'ny "candidat favori" ao misy olona roa miresaka, mampihomehy....
Misy misandoka ho lahiniriko... Nefa mampiady foko sy firazanana... Iza angaha no naniry an'izany.
Misy misandoka ho Sare...
suite
répondu par marozevo le 24/06/2006 08:46
Herimiafina
(
15/06/2006 20:43)
Vadin-joky kilalaon-jandry?
Inona no tena hevitr'io e? Resaka fampirafesana ve sa inona? :roll:...
suite
répondu par Fiffi le 25/06/2006 04:49
fijo
(
15/06/2006 19:12)
tovo andrianandrainy.
raha misy mahay ny tondrom peon'ilay hra he"any andro iray",i silo sy SDF no nanao azy.dia mba zarao e.
misaotra...
suite
répondu par cutie le 21/07/2006 17:14
vivi
(
15/06/2006 18:12)
rubis
tsy aiko aloha fa mba efa nahita anilay rubis v nareo e? hotrany marimar sy rosalinda reny e! telenova lay izy , toa mba mahafinaritra ihanyn fa mba miala @ mahazatra ! ...
suite
répondu par pitchou le 17/06/2006 17:10
OLPolonaleopolitika
(
15/06/2006 17:15)
TSY HIFIDY AHO @ 03 /12/06 satria nahoana?
Dia miàla tsiny aminareo namana malagasy aloha fa dia tsy hifidy ny tenanay @ 03 désambra 2006 ho avy izao noho ny antony maro.
Lasa ny assassins t@ 2002 nefa dia tonga ny tueurs avy eo.
Noeritre...
suite
répondu par arson le 19/06/2006 13:05
fasaly
(
15/06/2006 17:07)
FINTSA
Hono ho aho ry reto?????
mba ahoana no fanaovana fintsa ireny e!???
ny ahy tsy mety maina kely sy mamy tsara a lasa
otran'ny haninm-boalavo de ariana foana:x
mila masoandro sy hafanàna be ve sa ...
suite
répondu par mirana5 le 05/07/2006 18:35
fetrakens
(
15/06/2006 16:18)
FIFIDIANANA MIARO TETIKA??
Maro ny antoko politika eto Madagsikara.Angamba tsy misy lalàna marina mametra ny isan'ny antoko na dia izany aza dia be loatra ny eto Mada.Fa raha ny mikasika ny fifidianana 'ndray dia ny fahabetsah...
suite
répondu par marozevo le 17/06/2006 13:25
trinity
(
15/06/2006 15:42)
fanasana
jvou invite a visité mon blog laisse vos coms gros bisous a tout le monde
http://www.lovely53.skyblog.com
mci ...
suite
répondu par Fiffi le 19/06/2006 09:20
kalamity
(
15/06/2006 15:40)
mitady tononkiran'i Nono "fito taona"
slt daolo tsika ato e!!! mba mila tononkiran'i Nono le "foto taona" iny ny lohateniny ry ireto rah mba mis manana, d misaotra betsaka antsika mialoha e!!!!...
suite
répondu par Fiffi le 24/06/2006 03:09
diamondra27
(
15/06/2006 15:30)
FISAORANA
Dia misaotra an'ny site serasera fa nahitàna namana isankarazany tato. Misaotra ny mpandrindra sy ny mpanentana.
Misaotra anareo izay nifandray tamiko sy mbola mifandray hatr@izao.
Nahafinaritra ny...
suite
répondu par mbotakely le 08/08/2007 16:11
