INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?

1. sareraka ( 16/06/2006 07:35)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
-efa may ny ho any ALLEMAGNE ny filoha masina malagasy RAVALOMANANA hijery baolina au frais de l'état malagasy.
-tsy ANTANANARIVO arivolahy intsony fa ANTANANARIVO marivo salosana.
-mifaninana hampiteraka an' AMBATOBEVOHOKA ny mpanao pôlitika malagasy fa ho avy ny fifidianana.
-tsy ampy intsony ny seza zaraina !!
-tapa-kevitra ny 4 mi fa hifidy an'i mon pére PEDRO ho filoham-pirenena .
-tsy misy fantatry ny mpitondra afatsy 20% .

LEVEZ VOUS ESPECE DE CADAVRE tena vahoaka malagasy be marenina !
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 15:14
2. Fiffi ( 16/06/2006 08:08)
sareraka:

LEVEZ VOUS ESPECE DE CADAVRE tena vahoaka malagasy be marenina !
TOI-MEME !! mandehana aloha manao méditation !!!


3. Fiffi ( 16/06/2006 08:20)
sareraka:

LEVEZ VOUS ESPECE DE CADAVRE tena vahoaka malagasy be marenina !
:evil: TOI-MEME !!! io zao no vaoavao manerana ny tany !!!


4. Zina ( 16/06/2006 13:31)
tsara zany raha ande any allemagne ny filoha-tsika il le merite
5. marozevo ( 16/06/2006 19:20)
Sareraka ah...
Taloha ianao, tamin-dRatsiraka nitondra, dia nitarika ny maro taminay hilahatra avy eny Ankatso ho eny Analakely na ho eny Tsimbazaza... Nasainao nitondra casserole sy sotro izahay tamin'izany, noheverina fa hizara vary sy laoka ianao, kay moa nasainao novelivelesina avy eny Ankatso ilay izy... Dia nanao tokoa izahay satria te hihinan-kanina fa noana.
Amin'izao fotoana izao, avereno ny fanentananao toy ireo nataonao ireo. Raha misy oolona 100 azonao hanao toy iny dia miaky aho fa mbola tena Sareraka ianao, fa raha tsy izany dia ataoko hoe : Sa reraka ?
6. Fiffi ( 16/06/2006 19:56)
O! ry marozevo aaahh !!!! ka tsy le sareraka tena izy ange io fa le fopla eh !! ka tsy mahagaga raha manao an'izao!!!
7. pika ( 17/06/2006 05:17)
ilay sareraka tena izy ve ilay mpihira iry no tianareo lazaina e
anarana mitovy izany :lol::lol:anarana tanimboanjo a:-*
8. sariaka ( 17/06/2006 06:23)
dia misy foana ny tsikera an. raha mpitondra vaovao hafa ve dia tsy hisy tsikera intsony ? :(:(Ny fiainana tsy maintsy hanao lanja miakatra hatrany :(:?
9. Fiffi ( 18/06/2006 15:14)
pika: tsy le tena sareraka mpanankanto io be menomenona ato io fa le fopla !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0841