Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
14/06/2006 12:09)
Chorale aleloia anosisoa
Misy olona tiako ao aminareo ao ho'aho fa na ny anarany aza tsy fantatro e ! Angaha tsy lalina....
tohiny
novalian'i sarobidy ny 24/07/2006 10:06
iaviantsoa
(
14/06/2006 11:48)
namana madio possible ve ?
Raha efa manambady, possible ve hoe mpinamana madio ny lahy sy vavy iray , mifankahita isanandro mifampizara ny manta sy masaka ... tokony ho saro-piaro ve ny tompombady ? Mila valiny e...
tohiny
novalian'i arson ny 11/07/2006 05:15
little
(
14/06/2006 10:03)
voyage!!!!
:lol:
mitady namana ho any @ pole sud!!!!:lol::lol::lol:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 13:34
xxx
(
14/06/2006 09:34)
ahoana ny fahitanareo an' izao kay ?
Tsy manampotoana hijanonana ao antrano mintsy ny vadiko fa de any @ havany foana ,ny hatory fotsiny no hatongavany ao antrano,
raha mba misy zvt simba izany mo ao antrano de tsy mba misy fahavitany i...
tohiny
novalian'i dailynews ny 30/06/2006 19:30
Dezy
(
14/06/2006 07:57)
nga???
Mahavelom-panotaniana ty fitiavana ty .Mitombo vé ny fitiavana an'oul iray,sa mitovy @ taloha ,sa mihena.Ohatra:t@ vao mifapisipa mitsena azy eny an-tsekoly,manao zay mahafinaritra azy sns....Vao miv...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 30/06/2006 08:11
hery
(
14/06/2006 07:13)
Aina
Sao dia mba misy mahalala kay hoe inona avy kay no hiran'ilay Aina mihira ny hoe Rahoviana iny?
Ny lohatenin'ny hirany no ilaina.
Misaotra an'izay afaka mamaly....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/06/2006 10:38
lemenakely
(
14/06/2006 06:44)
FOOT afrikanina misy lesoka !!!!
Raha nijery ireo match izay nilalaovan'ireo equipe afrikanina(COTE D IVOIRE, GHANA ,ANGOLA, TOGO) @ ity mondiale 2006 ity dia misy lesoka ny fomba filalao :maro ireo tirs non cadrés ,dia ny gestion d...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 15/06/2006 06:02
LazaRandri
(
14/06/2006 05:58)
Europe en 2015 - hahaha!
[img]http://fuckfrance.com/images/i888/16395.135eurabia.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/06/2006 15:02
LazaRandri
(
14/06/2006 04:27)
Ny Politika
Ny politika dia [b]maloto[/b]...ary natao ho an'ny olona "mendrika" azy.
:arrow: tsy mahagaga raha mifandrombaka ny mpanao politika. hahaha!...
tohiny
novalian'i marozevo ny 30/06/2006 21:22
LazaRandri
(
14/06/2006 01:13)
fiainana ara-nofo sy ara-panahy
* maninona no tsy tsapan'ny olona maro fa [b]ZAVA-POANA[/b] ny fiainana ara-nofo (materiels) raha tsy misy fiainana ara-panahy?
* raha tsapany indray izany, maninona izy no tsy mikatsaka ny hiaina ...
tohiny
novalian'i prime ny 10/07/2006 08:41
LazaRandri
(
14/06/2006 00:56)
an' Andriamanitra ny fotoana
Atreho miaraka amin'ny Tompo ny ankehitriny, ary ankino aminy ny ho avy.
Rehefa repotra be iny ny fandaharam-potoanantsika matetika dia manararaotra miditra ny fakam-panahy:
- Azafady fa rehefa ma...
tohiny
novalian'i LazaRandri ny 16/06/2006 03:33
lapino
(
13/06/2006 20:23)
Mba sary inona ... ?
Mba sary inona hoà no tiana haseho amin'ilay baolina lalaovina amin'ny mondiale io e?
Sary inona no eritreretinareo vao mahita an'ilay baolina ? :)
[img]http://www.mmsports.com/world_cup_2006_jer...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/06/2006 08:17
fiaritiana
(
13/06/2006 18:42)
Tononkalo ho ahy!!
Miarahaba antsika rehetra namana eto @ serasera indrindra ireo mpanoratra tononkalo mavitrika
Mba mangataka aho: mba hanoraty tononkalo aho momba ny anniversaireko mba ataoko fahatsiarovana anaty bok...
tohiny
novalian'i helitiana ny 13/09/2006 19:53
fameusecousine
(
13/06/2006 18:14)
SARY
IALAIN VE NY MAMETRAKA SARY EO @ SERA2 RAHA JUSTE MIRESKA NO ATAO ..SA INONA NO METY TANJONA AMETRAHANA SARY KA FA ZA TE HAMETRAKA KOA:roll:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/06/2006 18:18
xxx
(
13/06/2006 17:47)
mbola fitiavina ihany
hatraminizay d niaraka t@ olona tiako foana za nefa tsy d mampiseho fitiavana loatra ry zareo , ary tsy fantako akory we tia ahy izy ireo, fa mametraka fanontaniana foana za we tia ahy v ity bandy ity...
tohiny
novalian'i miantra ny 16/06/2006 13:44
victime101
(
13/06/2006 17:18)
Fihetsiky ny mpitondra ankehitriny mahalasa saina tokoa!!!
Mampanontany tena tokoa ny zava-misy ankehitriny izay MAHAMENATRA ihany .Tany démocratique ve i MADAGASIKARA sa république bananiére toy ny any afrika?
Raràna ny fanehoana hevitra par téléphone...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 15:19
fasaly
(
13/06/2006 16:31)
"ou sont les hommmes?????"
tena mba roviana ihany ity "world cup" ity no ho vita e! tena tssssss:twisted::twisted::twisted: "délaisseés" dooly ny andriambavin'ny lanitsa rehetra.....:^):^)...
tohiny
novalian'i prime ny 10/07/2006 08:49
Aino
(
13/06/2006 16:16)
akamatatra
inn ary izany!!
tanora aho pokaty antitra aho matanjaka ny zanako azo hanina!...
tohiny
novalian'i Aino ny 26/06/2006 15:50
Aino
(
13/06/2006 15:36)
fa inn no tena dikany ilay ditra?
tadidiko tsara izany t@ izaho 14 handray 15ans, de le mandende miaraka @ namana hireny, telo mirahavavy izahay no niaraka tenyandalana, znay hoe sady nandende izahay no nande naka zavatra tany atrano ...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 29/06/2006 08:43
arson
(
13/06/2006 11:56)
POOPY HIVERINA AO @ TARIKA NJILA
Tena ahoana ny hevitrareo @ io fa rha izaho aloa no eo @ toeran'i poopy de menatra satria ny zavatra nataony t@ NJILA taty m/car ireny anie ka henjana e!tsy haiko iny t@ taona vao haingakaingana ihany...
tohiny
novalian'i arson ny 05/07/2006 12:45
