ahoana ny fahitanareo an' izao kay ?
1. xxx
(
14/06/2006 09:34)
Tsy manampotoana hijanonana ao antrano mintsy ny vadiko fa de any @ havany foana ,ny hatory fotsiny no hatongavany ao antrano,
raha mba misy zvt simba izany mo ao antrano de tsy mba misy fahavitany izany fa de apetraka fotsiny rehefa tsy ampanamboarina olona,nefa raha vao ny an' ireo havany no misy simba tsy maintsy vita miaraka ny vavan' ireo havany izay miteny ,
rehefa mba miteny azy @ toetrany izay hitako ratsy aho de manaiky izy hoe marina ny lazaiko ary tsy mety ny nataony ,ka nefa tsy mety miova izy fa ny nataony ihany no nataony ,
de ny tiko ho hanotaniana anareo de hoe tsy tiany ve ny tokatranony sa izahay vady aman-janany mintsy no tsy tiany ?
de miandry izay mba hevitrareo e!

novalian'i dailynews ny 30/06/2006 19:30
2. diamondra27
(
14/06/2006 09:42)
ny hevitro de 'zao: apetraho ny fanontaniana hoe: inona no tsy itiavany hijanonana ao antrano?
rehefa tsy hita de apetraho aminy ny kestion; de ho hita eo ny suite-ny

3. xxx
(
14/06/2006 09:53)
ka efa nanotany azy foana ankia za fa izao foana no navaliny hoe tiany ny mijanona ao antranony ,ka nefa tsy izay no zavatra ataony an,fa any antranon' ny havany foana no ahitana azy , tsy ao ny havany matoa izy mba hita ao antranonay izany ,de raha tonga ao antranonay aza ny havany ka eo za de avy de teneniny hoe mandehana fa ho avy any za,de lasa any indray izy de alina vao miditra ny trano
4. diamondra27
(
14/06/2006 10:00)
andraso fa hamaly aho @ manaraka fa mbola maika
atoro teknika njy
de anoraty any ambadika fa tsy atao xxx 'zany fa tsss, manjary tsy miteny ny marina eto za satria miafina njy
siora fa oe: tsy tianaho hita le ps satria personnel , je te comprends fa mila resaka serieux 'ty dinika 'ty

5. Fiffi
(
14/06/2006 10:47)
wadrayyy! mba normal kosa izy raha miafina xxx ry diamondra an! ary nahoana akia no hoe tsy hiteny ny marina ndry satria miafina xxx izy ? nefa mba mila fanampiana izy ary mety de mety tokoa ny hihafenany @ xxx io kosa eh!
Nga koa moa ny any ambadika any azo hidirana xxx ?

6. iaviantsoa
(
14/06/2006 10:48)
salut, ny zavatra hitako fotsiny dia hoe sao tsy misy communication tsara eo @ nareo 2, io foana manko no mametraka prèques 90% ny problème ao antokatrano, tsy voatery hoe inona ny olana fa jerena koa hoe inona ny mety
7. mandrindra
(
14/06/2006 10:50)
omeo ny direkta izy ry xxx a, raha izao no mitohy hoe dia andehana vadio ny havanao.ary raha mihomehy mihitsy dia lazao izy hoe andeha koa izaho sy ny ankizy ho any amin'y havako fa dia eo ianao aloha mieritrereta elaela eo. rehefa te hiova dia hilazao ihany zahay
8. Fiffi
(
14/06/2006 10:56)
mandrindra: heu....mba hasiana diplomatie ksa eh! mba lazaina tsotra fotsiny aloha izy hoe " iza kay no vadinao na aiza kay ny tokatranonao , any @ havanao sa ato an-trano ? de ho hita eo aloha izay havaliny . De miankina @ izay valinteniny ao no hilazana azy ny marina sy ny tsy tanty rehetra.
9. sakaizakely
(
14/06/2006 11:08)
Tena misy olana be ao aminareo mitsam zany ary mila vahana satria tsy mi-convenir ny iray aminareo ilay izy. Inn no nivadiana raha hanao fotsy varavarana fa anontanio izy raha mbola tia anao na tsia. Fomban'ny olona efa tsy tia intsony izany tsy mahatombina antrano izany ka fakafakao tsara. Fantany tsara fa tsy mety ny ataony sady mampalahelo anao nefa mbola tohizany ihany. Tia tena izy izany amiko. Ny tenany tiany kokoa noho ianao. Anjaranao ny mandray ny fepetra mifanaraka amin'izany.
xxx:
Tsy manampotoana hijanonana ao antrano mintsy ny vadiko fa de any @ havany foana ,ny hatory fotsiny no hatongavany ao antrano,
raha mba misy zvt simba izany mo ao antrano de tsy mba misy fahavitany izany fa de apetraka fotsiny rehefa tsy ampanamboarina olona,nefa raha vao ny an' ireo havany no misy simba tsy maintsy vita miaraka ny vavan' ireo havany izay miteny ,
rehefa mba miteny azy @ toetrany izay hitako ratsy aho de manaiky izy hoe marina ny lazaiko ary tsy mety ny nataony ,ka nefa tsy mety miova izy fa ny nataony ihany no nataony ,
de ny tiko ho hanotaniana anareo de hoe tsy tiany ve ny tokatranony sa izahay vady aman-janany mintsy no tsy tiany ?
de miandry izay mba hevitrareo e!
10. MTN
(
14/06/2006 11:42)
Atahorako ho misy routine ao an-tranonareo. Dia leo izy no farany. Satria izy manda ny tsy hamaly ny antony dia tsy tia hanisy olana izy. Matoa koa havany no alehany dia tsy tena lehibe ilay olana.
Mba asio hafalifalina ao an-trano eh. Ohatra hoe mikiakiana pazzappa, na tsy haiko hitanao foana izay atao. Ohatra koa hoe ovana kely ny toeran'ny entana ao an-trano dia anontaniana ny heviny etc.

11. Fiffi
(
14/06/2006 11:51)
Na izany na tsy izany de mba rehefa manambady de mba manaja ny tokatrano eh! rehefa tsy hahavita an'io de aza manambady aloha fa mbola tsy matotra ary tsy mbola vonona hisaraka @ fianakaviana. Nefa tsy hoe tena fisarahana akory aza zany fa mba mahaleo tena eh!
12. Zina
(
14/06/2006 15:39)
Fomban'ny olona efa tsy tia intsony izany tsy mahatombina antrano izany ka fakafakao tsara
ity no tena marina @ ilay olana...
13. diamondra27
(
15/06/2006 04:40)
fiffi: euhhhhhhhhh ... @ le xxx
ny lehikahy raha tsy tamana ao antokantrano dia misy dikany ao. Na izy mbola te-hanao fiainana celibat mbola tsy matotra , na izy lazainao izany hoe: mbola tsy nahatapaka ny cordon omblical @ RAD, na ihany koa ianao sy ny ankizy no tsy mahatamana azy.
Hazavaiko ity cas farany ity: raha avy miasa ve ramose d'efa any @ chambre-ny daholo ny ankizy sa mbola mikikakika sy agité, mivezivzey atsy sy eroa nefa izy aza efa lanaky ny asa iny? Raha hoe: tonga ramose de manao bonjour ny ankizy mitsena de refa avy eo samy makany a@ chambre-ny , de mety mba courage kely ihany izy ka afaka mi se détendre kely aloha , avy eo vao afaka miara-misakafo sns...
Raha mbola tamàna any @ havany any izy de tsy azonao tapahina mihitsy iny relation iny satria il en a besoin, fa dia anjaranao ny mampiditra tsikelikely azy ao antokantranonao mba ho tamana , izany anefa dia tokony natao taminareo mbola mpisipa fa tsy efa alohalika ny ranombary vao hanao an'izany fa manjary henjana ny effort vao mety hivadika izy. Dia tsy maintsy manaraka ny onjan'ny fianakaviany ianao satria efa nanaiky t@ voalohany tsy nametraka condition e! ny hany sisa azo atao dia mba mi-proposer azy commencer par une demi-jornée miaraka aminao ao antrano , de raha mety de ampitomboina tsikelikely ny dose=1journée etc...
Tsy maintsy misy zavatra tian'ny vadinao aminao kosa na dia zavatra iray monja de iny travaviller-na = ohatra hoe: mankanesa any @ fianakaviany de jereo tsara hoe: inona ny zavatra tiany ao? Le resaka ve, sa sakafo sa inona?
Raha resaka de henoina hoe: concerne à quoi?
Raha sakafo: dia jereo , dia maba mianara na asaivo ampianarin'ny mamany na baviny de mba manaova ianao rehefa tonga any antrano de jereo ny fihetsempony na interessé na tsia ?
Conclusion: mila observation be aloha @izay zavatra tiany vao afaka manao action hahatamana azy
de bon courage

14. mandrindra
(
15/06/2006 06:17)
Fiffi:
mandrindra: heu....mba hasiana diplomatie ksa eh! mba lazaina tsotra fotsiny aloha izy hoe " iza kay no vadinao na aiza kay ny tokatranonao , any @ havanao sa ato an-trano ? de ho hita eo aloha izay havaliny . De miankina @ izay valinteniny ao no hilazana azy ny marina sy ny tsy tanty rehetra.
ka i xxx anie efa milaza hoe efa manao an'io diplômatia diplômatia io e. dia rehefa tenenina i lery dia dia manaiky hoe tsy mety (mba mody diplômaty koa)nefa mbola manohy ihany avy eo. ka amiko efa tsy mandeha ny diplômatia dia mila asianazera bômba kely. fa zera bômba fampitandremana aloha ny voalohany fa tsy avy hatrany dia zera bômba mahafaty.
15. miantra
(
15/06/2006 06:37)
Raha tianao ny tokantranonao dia tsy maintsy entina mora ilay izy fa tsy hoe isan\'andro izao dia voagidragidra fona i lery.
Fais avec humour la remarque.
Rehefa misy zavatra tiandry ataony dia azon-dry atao koa ny mi-propose hoe andao isika hiraka hanamboatra ilay .... atsy ohatra dia indry no mba manao mise en place dia tariho mora izy hiara-miasa amin-dry dia féliciter-na kely izy @ bisous sns... sady resahina ka na dia mnolotra clé aza sisa no ataon-dry tsy maninona fa somary hiareto kely , hohitan-dry fa tamana izy .
Na koa hoe ilay \".........\" ange ka tsy mbola vita andao andramatsika atao e!
Ny ankizy koa mba ampianaro hampiseho fitiavana azy, mba ampianaro miara-milalao aminy na miara-manao découverte io ohatra miara-manamboatra papango sns...
Dia mba respecter-na koa ilay caprice kely-ny dans la limiten\'izay tatindry an!
Hihena tsimoramora ny fotoana handehanany any ivelany rehefa avy eo.
Izay aloha ny ahy no azoko atoro andry sao mba mahasoa e!

16. Aino
(
15/06/2006 15:28)
Tsy manampotoana hijanonana ao antrano mintsy ny vadiko fa de any @ havany foana ,ny hatory fotsiny no hatongavany ao antrano,
raha mba misy zvt simba izany mo ao antrano de tsy mba misy fahavitany izany fa de apetraka fotsiny rehefa tsy ampanamboarina olona,nefa raha vao ny an' ireo havany no misy simba tsy maintsy vita miaraka ny vavan' ireo havany izay miteny
midika izany fa ny havany no hataony ambony noho ianao!!
raha izaho izany de tsy manaiky aho ko, efa ao 2 tokan'trano nao izy fa efa tsy any @ havana tsony ko maninona mbola any indray no andaniny andro, raha mba indroa na na indray mande isankerin'andro tys maninona fa de any faona kosany ve ny tontolo andro ko.

18. diamondra27
(
15/06/2006 15:49)
fiffi: le voalaza aiza moa izy 'zay ry fiffi, misy maro² manko ireo
19. Fiffi
(
15/06/2006 16:06)
Fiffi:diamondra: io akia an!