ahoana ny fahitanareo an' izao kay ?
21. soanja
(
16/06/2006 05:13)
Vady tsy tamana antrano izany dia tsy sambatra izy ao an-trano ny antony. Satria nahoana? anjaran-dry ny mamaly azy.
22. hery
(
16/06/2006 05:23)
xxx> Mety tsy olana avy aminao ilay izy fa aza tonga dia manamelo-tena aloha. Mety i leiry mihitsy no tsy matotra. Mbola tsy tapaka tadim-poitra sy mbola tsy nisara-nono. Tsy haiko hoe inona no antony nanambadiany.
Ny olona ohatra an'izany tsy mety raha tsy faizina kely aloha. Tahaka ny nolazain'i mandrindra io hoe miala kely mihitsy aloha... izany akory tsy miteny hoe mi-divorce fa maka saina. Mety tsy tsapany sy tsy tadidiny ilay antony nanambadiany. Rehefa tsy miaraka aminao elaela izy vao ho tonga saina hoe ny aiza no important kokoa.
Fa misy marina ihany ilay lazain'i diamondra27 hoe manorata manokana any aminy fa mety manana solution (d'expériences) izy nefa tsy tiany holazaina eto fa mety zavatra personnel be aminy. Ianao anefa tsy fantany ka tsy maintsy ianao no manoratra any mialoha.
(Nazavaiko io zavatra ambany io fa angamba tsy azon'i Fiffi no tian'i diams holazaina)

24. xxx
(
16/06/2006 08:11)
Misaotra anareo rehetra izay namaly sy nanoro hevitra ,azo raisina tsara daholy izay nolazainareo,no misy hisainana izay mba hatao,
za aloha tsy midoka tena fa mba vhv tena tia mikarakara tokantrano sy manao sakafo ,fa na ny havany vadiko aza de tonga mangataka ao amiko foana ,fa tsy haiko mintsy izay tsy hipetrahany antrano e,
ny hevitro de ny hoe mifindra eo akaiky ny havany no mety ho vahaolana nefa rehefa noteneniko izy de milaza fa tsy hifindra tao mintsy hono izy , fa aleo za no mandeha raha te hifindra ,@ izao nefa tena tapankevitra aho ny hifindra ary vonona ny hiatrika izay miseho eo, aminareo ve mety ho ratsy izay fanampahakevitro izay ?
mbola raisina antanandroa izay manakevitra,

25. diamondra27
(
16/06/2006 08:19)
tsy mifindra eo akainy ny havana no mety fa manalavitra azy = nareo mitsam sy ny zaza mandeha mifindra lavitra anjareo
26. diamondra27
(
16/06/2006 08:20)
de miomàna kosa aloha @ facture tél satria tsy maintsy eo @ tél injay izy satria tsy misy contact physik tsony
27. mandrindra
(
16/06/2006 08:27)
xxx, aza mifindra eo akaikin'ny havany izany raha tsy hoe te hanantona ny afo efa mandoro anao ianao. mandehana miala lavitra, avereno ho eo anivon'ny fiainanareo ny tokatranonareo.
29. Zina
(
16/06/2006 16:17)
xxx a miala tsiny aho raha directe an.. soa dia misy toetra tsy tiany eo @ nao? anontanio oe?
31. patrick2002
(
17/06/2006 03:44)
mba misy toro-hevitra ity sao dia ny havany kosa no mahatolotolotra ka any no itany fa hanavotra azy @ fiainany ara-bola io ,na materialy ,na asa any aoriana mba hanasoavany ny vady aman-janany .
Izao mantsy hitako tamin'izao nanao vacances tany fa tena desesperé ilay societé malagasy ka zara mahita hianteherana .
Ka sao dia ny fianteherany ny havany io c'est une solution passagere pour pour resoudre votre probleme financierement, materielement et emplacement.
Raha izay no izy dia mahareta fa hanana ny soa :lol::lol::lol:

32. Fiffi
(
17/06/2006 04:40)
Fiffi:zah ry zareo de io hiany no tena ato an-tsaiko an! Fa @ zao fotoana izao aloha de ny solution ho an'i xxx de aleo mifindra trano manalavitra ireo havany ireo.
Na izany na tsy izany de mba rehefa manambady de mba manaja ny tokatrano eh! rehefa tsy hahavita an'io de aza manambady aloha fa mbola tsy matotra ary tsy mbola vonona hisaraka @ fianakaviana.
33. xxx
(
19/06/2006 09:07)
Zina:
xxx a miala tsiny aho raha directe an.. soa dia misy toetra tsy tiany eo @ nao? anontanio oe?
Marina izany fanotanianao izany fa impiry nanotany azy aho fa ny valiteny azoko de ny tsy misy foana ,ary manaiky ny tenany fa diso foana izy
34. miranto
(
19/06/2006 09:15)
patrick2002:
mba misy toro-hevitra ity sao dia ny havany kosa no mahatolotolotra ka any no itany fa hanavotra azy @ fiainany ara-bola io ,na materialy ,na asa any aoriana mba hanasoavany ny vady aman-janany .
Izao mantsy hitako tamin'izao nanao vacances tany fa tena desesperé ilay societé malagasy ka zara mahita hianteherana .
Ka sao dia ny fianteherany ny havany io c'est une solution passagere pour pour resoudre votre probleme financierement, materielement et emplacement.
Raha izay no izy dia mahareta fa hanana ny soa :lol::lol::lol:
de mety ho zany tokoa ve ? nefa raha izany ange ny ao antsainy de tsy mba olona te hivoatra sy hiatrika ny fiainany izy izany fa de hitanitanina any antranon' olona fotsiny , tsy vitan' izany fa olona niteraka enao tokony hitsinjo ny hoavy ny zanakao ,tsy misy vitan_kavana izany amiko fa ny fihezahanao ihany no solution ho anao sy ny vady aman-janakao
35. xxx
(
19/06/2006 09:34)
miantra:
Raha tianao ny tokantranonao dia tsy maintsy entina mora ilay izy fa tsy hoe isan\'andro izao dia voagidragidra fona i lery.
Fais avec humour la remarque.
Rehefa misy zavatra tiandry ataony dia azon-dry atao koa ny mi-propose hoe andao isika hiraka hanamboatra ilay .... atsy ohatra dia indry no mba manao mise en place dia tariho mora izy hiara-miasa amin-dry dia féliciter-na kely izy @ bisous sns... sady resahina ka na dia mnolotra clé aza sisa no ataon-dry tsy maninona fa somary hiareto kely , hohitan-dry fa tamana izy .
Na koa hoe ilay \".........\" ange ka tsy mbola vita andao andramatsika atao e!
Ny ankizy koa mba ampianaro hampiseho fitiavana azy, mba ampianaro miara-milalao aminy na miara-manao découverte io ohatra miara-manamboatra papango sns...
Dia mba respecter-na koa ilay caprice kely-ny dans la limiten\'izay tatindry an!
Hihena tsimoramora ny fotoana handehanany any ivelany rehefa avy eo.
Izay aloha ny ahy no azoko atoro andry sao mba mahasoa e!
za ankia olona tena be fandeferana be tsy de migidraka izany an,fa rehefa ela ny ela de leo ihany indry de nianarako mintsy aza le nanao tezitra tamin'ny mba hampatahotra azy fa tsy nisy vokany izany, le hoe miaraka mandeha mivoaka aminy indray ankia de izao an, tsy mba tia mijery fety na mitsangatsangana miaraka aminao izany izy fa milaza fa misy dialehany foana e,tokana kely izay ange ankia ny zanany tsy tokony hanelingelina azy izany fa na milalao @ aza tsy mba hataony e,na week end izany aza izy tsy mba hitan-dry ao antrano izany fa de any @ havany,ary rehefa hanotaniana izy de milaza manao zavatra nefa izy hitako ao @ havany foana an,
36. Fiffi
(
19/06/2006 18:39)
mifindra hiany hoa ny vaha-olana , raha ohatra hoe mitady asa ndry fa lavitra de tsy maintsy mifindra manakaiky ny fiasana zany .
37. miantra
(
21/06/2006 11:59)
XXX: raha izany dia marina ny nolazain'y namana ery ambony hoe mbola tsy tapaka tadimpoitra izy.
Zah aloha dia ny miala lavitra aminn'y antsoin'i Fiffi no ataoko ,na koa mianatra ny manao mafy loha na tsy mivaky loha fa samy miaina ny fiainany izany no tediavin'i Lery koh!
Mialoha io anefa dia ataovy indray mandeha farany ny cartes sur table.
1. ity koa misy hevitra hafa: ataovy izay mahasoa andry sy ny zanak'indry. Ataovy mahavita manao zavatra ianareo na tsy eo aza izy, misy mantsy lhl sasany manao hoe"ho aiza eo nefa ireo ?"
*hevitra faharoa: Raha ohatra ka ouvert tsara ny toe-tsain'ny rafozandry ka mifankahazo tsara amindry zareo indry dia lazao azy ny olana.
Lazao azy ireo fa tsy hoe hotapahiana akory ny fifaneraserany amin-janany fa mba elanelanina kely fotsiny oh hoe au lieu de isan'andro dia mba isaky ny 3 andro @ voalohany no mitsidika azy ireo ny zanany.
Ny tsara aloha raha d'accord tsara @ ilay rafozan-dahy indry, na koa raha manana zao-dahy mba tena d'accord tsara amindry, na koa ny meilleur ami-an'ny vadindry raha mifanaraka tsara ianareo dia mba ry zareo no miteny an'i lery moramora .
Hafa ihany mantsy ny resaka samy lhl.
zay indray aloha ny hevitra sao mahasoa ,
dia mahereza,

38. xxx
(
23/06/2006 08:39)
Fiffi:
mifindra hiany hoa ny vaha-olana , raha ohatra hoe mitady asa ndry fa lavitra de tsy maintsy mifindra manakaiky ny fiasana zany .
misaotra ankia Fiffi fa tena namana ndry ,ary tena marina ny tenin-dry fa izay no hataoko , za aloha efa miasa izao e,tsy te nahita ny nataony aho teo de naleoko nitady asa de efa miasa za zao
39. dailynews
(
30/06/2006 19:30)
sao kosa ary dia sanatria ka manantsipa izy dia mody ny havany no hatao ala olana ?
misy mantsy ireny bandy ireny efa miafanaraka dia raha miantso an tel ianao dia lazaindry zareo hoe ao ankabone anefa tsy ao akory...asa aloha e, ratsy saina be ve izaho miteny izany ???