"ou sont les hommmes?????"

1. fasaly ( 13/06/2006 16:31)
tena mba roviana ihany ity "world cup" ity no ho vita e! tena tssssss:twisted::twisted::twisted: "délaisseés" dooly ny andriambavin'ny lanitsa rehetra.....:^):^)
novalian'i prime ny 10/07/2006 08:49
2. Aino ( 13/06/2006 16:34)
:arrow::/
3. fameusecousine ( 13/06/2006 17:40)
aty amiany de tsy interesse lotra @ io ny bandy ka...za aza no tiany:lol:^^^^
4. fasaly ( 13/06/2006 17:57)
fameuse: hummmmmm sambatsa zany njy kou!!!!!kozy zany:wink: ny aty aminay de mandeha seulle dooly ny vevavy rehefa misy bôl mande:x
5. fameusecousine ( 13/06/2006 18:00)
revo mila yfona ehh..ts yde ilaina firy anie ry zareo ehh:lol::roll::roll::roll::roll:
6. Fiffi ( 13/06/2006 18:48)
fasaly: fa inona no sport tiandry ? ohatra tennis de lasa koh ndry mba mijery de heu....les hommes hihihihi . Ka mondial kosa io koh! :)
7. Fiffi ( 13/06/2006 18:49)
hihihihi indray mandeha isan-4 taona ve akia no mba misy an'io de ty mba azo heretana kely kosa ?
8. fasaly ( 13/06/2006 18:54)
fiffi: kou zà tsy tia bôl de mihahaka fotriny ny vevavy tsy tia bôl zany kou! tena tsy tazana tsony e!:x:wink: ka maharitra elabeuh nge lay foot de hiaretana kely ve efa miaritra beuh mahintsy amzany kou!:wink:
9. Fiffi ( 13/06/2006 19:18)
fasaly: ndryyyyy!! mba indray isa-4 taona akia io an! mandehana mihinana glasy fa mafana ny andro hihihi na mandeha mividy maillot hihhih:):-*
10. RADOUXE ( 13/06/2006 20:20)
tsssssss aona ary ty tssssty bol ty le ,asevo alefandry lerony mijery cinema e:lol:,na minana glace am ny antson'i fiffi hihi
11. Fiffi ( 13/06/2006 20:23)
:-D
12. fameusecousine ( 14/06/2006 00:48)
fa de nahona lotra re mo mila lehilahy vao mahivita zavad=tra ehh..dommage:lol::}:}:lol::lol::lol:
13. fasaly ( 14/06/2006 03:54)
fiffi: radouxe: be calories lotsa ny glace mampatavy kanou raha isaky ny bôl andeha hihinana glace ihany:?
ka ny bôl am alina foana njainjay de tsisy mpivarotra maillot:wink:
fameusecousine: toa hionona ihany zà hanao otrandry aky tsy mila lehilahy raha izany:P:-D:-D
14. Fiffi ( 14/06/2006 04:14)
fasaly: ary raha manasa namana ndry ? de ny rams mijery bol de nareo manao beloty ? :)
15. fasaly ( 14/06/2006 04:18)
fiffi ka zà kou tsy tia beloty:?:cry::wink::-D de aleo mi net na dodo e!:°)
16. fasaly ( 14/06/2006 04:21)
fiffi: ny vevavy maro manodidina ahy nge menomenona dooly e!:-D délaisseés de manjary miaraka mibalady rery ny week end:wink::°)
17. Fiffi ( 14/06/2006 04:28)
justement! io indrindra raha samy mimenomeno ny vhv manodidina andry de maninona raha miaraka daholo nareo de mba heu....manao beloty na heu..
18. mamzelkely ( 14/06/2006 04:45)
manaova akia ôtran anah matory isak misy bôl sinon de za refa leo de mampiritrano za de mitabatabata beuu atotoko dôly ny rehetra de anotaniko we "ilainao ngah ty?" ataoko ôtran'izany fôna fa tsisy hitany ny atsasak le bôl :-D:-D
19. fasaly ( 14/06/2006 09:00)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D zany an! njy kosa zany fetsy beuh an! ry mamz, non! ny ahy de tapahiko tsotsa zao ny courant ny compteur raha te hila kalin zà ny alina iny nefa ry zlahay ao am bôl....:^):^):^)aleo hifampitady ao am maizina ao tsisy bôl tsisi kalin:-D:-D

fiffi: k'efa we zà tsy tia beloty sady tsy mahay fa aotra beuh kouuuuu:°):wink::-D
20. andry08 ( 14/06/2006 09:19)
=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0778