"ou sont les hommmes?????"

21. tovobe ( 14/06/2006 09:39)
Tongava aty amiko dôly zé vevavy délaissé fa zà tsy tia bôl fa tia manao lutte!! eo ambony tatamia eponge!!!hahahahahaha:*:*:*:*:*
22. Samoana ( 14/06/2006 10:54)
fasaly/ nenay le mijery bôl mba 1 mois isaky ny 4 taona tsy aritrareo nefa nenareo mijery magazay in-4 isak'herinandro handeferanay !!!!:lol:
23. mamzelkely ( 14/06/2006 11:15)
fasaly aa ka njy nge ts hahazo ny rariny mits eee ôtran'io fiteniny samoana io mits no mahazo vô miteny, fa asaina mifidy bôl sa calin :-D:-D de hita eo zay choix vô bôl tôndé midongy beuu ôtsan zazakely de todihana lamosina ;) :-D:-D:-D:-D
24. pissoa ( 14/06/2006 11:51)
fasaly:
zany an! njy kosa zany fetsy beuh an! ry mamz, non! ny ahy de tapahiko tsotsa zao ny courant ny compteur
Hihihi, na de vhv aza zah dia ady tsy vita efa-taona zao kle. Tonga njay ny mondial manaraka vao milamina :roll::-D:-D:-D
25. Fiffi ( 14/06/2006 12:05)
fasaly: domazy ndry lavaitra fa raha tsy zany angamba an! :-D:-D
26. fraz ( 14/06/2006 12:46)
Ilay coupe du monde anie indray isaky ny efa-taona e. Fa izany akory tsy midika hoe adino nareo :)
27. tisera ( 14/06/2006 13:02)
aleo samy manao 'zay mahafalifaly ny fony é! samy manao izay mahafalifaly ny sainy é! Tsy tadidiko tsara lé hira ,dia zà izao rehefa mijery bôl ramose dia efa eto indray aho miserasera eto .... fa dia e...la....be ihany aloha ilay 1volana na dia isaky ny4taona aza fa tssss:?
28. Fiffi ( 14/06/2006 13:14)
ary raha mba miaraka aminy mijery eh ? de mba mitabataba manao komentera koh ? :-D:-D:-D
29. tisera ( 14/06/2006 14:06)
:?@ final na demi-final angamba aloha fa raha izao mbola tsy mampazoto ahy loatra an , tsy haiko ny namana hafa!
30. Fiffi ( 14/06/2006 14:17)
zah aloha de mijery le fintiny fotsiny zao ! :-D:-D
31. fasaly ( 14/06/2006 14:36)
Samoana:

fasaly/ nenay le mijery bôl mba 1 mois isaky ny 4 taona tsy aritrareo nefa nenareo mijery magazay in-4 isak'herinandro handeferanay !!!!:lol:


aza mbo manao anzany moa samoana fa de mijaly lotsa ny andriambavy ny lanitra e! un mois beuh zao!!!!!:x:-D:-D
32. fasaly ( 14/06/2006 14:39)
Fiffi:

fasaly: domazy ndry lavaitra fa raha tsy zany angamba an! :-D:-D


f!iffi fa maninona raha tsy lavitra tsika ????manjary mody alina ve ny veuhivavy de ny lehilahy zany mondial tena toa hilay izy zany aky ry fiffi:-D:-D

pissoa: tsy azoko de ady tsy vita mandrintra ny efa taona veuh raha indry no bandy tratran'ny jiro vonoina io????:wink:
33. fasaly ( 14/06/2006 14:42)
Fiffi:

ary raha mba miaraka aminy mijery eh ? de mba mitabataba manao komentera koh ? :-D:-D:-D



fiffi de mody manao cinema beuh mintry veuh???otranreny suportera beuh reny mintry?????ataoko tsy concentré izy amzay fa elingeleniko beuh mahintsy:-D::-D:-D
34. patrick2002 ( 14/06/2006 19:06)
tongava aty anky fasaly rehefa delaissée indry ah!,fa tonga dia ariko any anjoridira ny tele ko:-D:-D
35. Herimiafina ( 14/06/2006 19:31)
=))=))
Aiza ho aiza leity ry patrick no misy ny zaoridiran'ilisany le?
Fasaly an! Tongava aty fa te hitsimpona tele nariana zah!
hehehehe=))=))
36. xxx ( 15/06/2006 01:09)
fasaly


http://urv.aurelien.free.fr/humour/videos/disp_img_wmp?id_img=269 amin'ito video ito ny valiny :-D:-D:-D:-D
37. patrick2002 ( 15/06/2006 02:17)
herimiafina::-$:-$:-$ calmos
38. Ralay ( 15/06/2006 02:49)
Tsy aleo ve sady manao calin no mijery bol e @ zay samy mitoko :-D:-D :lol:
39. mamzelkely ( 15/06/2006 05:40)
za ts manaiky an zany ry ralay fa na calin na bol aa hihihihi soa fa miasa de vizana miasa ko de ts mahavita midrery bôl hahahaaha :-D:-D
40. mamzelkely ( 15/06/2006 05:44)
xxx =))=))=)) tiko be le video
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4666