"ou sont les hommmes?????"
82. boubounezy
(
24/06/2006 09:06)
andray:o f'aona kia ry fasaly? nga tena tsy ampy là any @naoreo any??:-D:-D:-D avelao any zareo refa tsisy ita fa manketo @ sera2 fotsiny kia dé efamaita betsaka a!:^):^)
fasaly:
fameuse: hummmmmm sambatsa zany njy kou!!!!!kozy zany:wink: ny aty aminay de mandeha seulle dooly ny vevavy rehefa misy bôl mande:x
84. fasaly
(
27/06/2006 18:35)
bounezy: ka zay no hahatongavako eto am sersera nge e! tsisy hita aby ny lahiny:roll::wink::-D:-D
85. fasaly
(
27/06/2006 18:38)
mandrindra: manao ahoana ny bôl ao e! masaka beu ve!?????:wink: i toi rery no mandalondalo ato amzao fa laninay vevavy ato an!:miam::miam:
zà kalou efa niodina kely indray mande depuis an'ity world cup ity e!:-w:-w ary mety hiodina be araka ny fialazan'i mandrindra io mintsy angamba:-w:-w
zà kalou efa niodina kely indray mande depuis an'ity world cup ity e!:-w:-w ary mety hiodina be araka ny fialazan'i mandrindra io mintsy angamba:-w:-w
87. mandrindra
(
28/06/2006 07:36)
fasaly, raisiko antanandroa izay te hihinana ahy ka :-D:-D:-D. dia rehefa mba miodina i fasaly dia avilio mankaty amiko ny volant :wink:
fiffi, aleo izy hiodina fa tsy koi zany ka, malalaka anie izy e
fiffi, aleo izy hiodina fa tsy koi zany ka, malalaka anie izy e
89. fasaly
(
29/06/2006 09:10)
:-D:-D:-D:-Dmerci ma,ndrindra an! zany ahay mba bandy coprehensif an! ela lôtsa lay bôl kanouuuu:°):°)
90. booboo
(
29/06/2006 09:20)
fasaly > soldes ndray zao mandritra ny iray volana maninjitra dia maka revanche, hihihihihihi tsy atao mivadika rouge fotsiny ny carte bleue hihihihihihihihi
92. mandrindra
(
29/06/2006 19:43)
booboo, tanjemo ary sao dia solde koa ilay activité mahazatra ka lasa -50% eo :-D:-D
94. Evah
(
30/06/2006 08:56)
Herimiafina:
=))=))
Aiza ho aiza leity ry patrick no misy ny zaoridiran'ilisany le?
Fasaly an! Tongava aty fa te hitsimpona tele nariana zah!
hehehehe=))=))
Fa enao konkoh zany maita valiny kiloun B fôna e! :-D
95. prime
(
30/06/2006 11:44)
Ity izany lasa hatsikana sy hehy ranolava an!!! vive les hommes!!!:-D:-D
96. boubounezy
(
30/06/2006 11:49)
hahahahahha dé mamponé angé njy zany e:! za kou alou torakizany e! fa ny anah ndray ariko mintry ny vady andefomandriko ka!;-)
fasaly:
bounezy: ka zay no hahatongavako eto am sersera nge e! tsisy hita aby ny lahiny:roll::wink::-D:-D
97. fasaly
(
30/06/2006 15:01)
prime:
Ity izany lasa hatsikana sy hehy ranolava an!!! vive les hommes!!!:-D:-D
vive les hommes hono---:roll::roll::roll::roll::roll::x:xzany veuh de mbo tiko, jereo aza ry mandrindra lazainy fa -50°/° ndray hono .....nefa aza efa délaisséna zao ny sipa...:cry:
99. mandrindra
(
04/07/2006 09:26)
fasaly, tsy izaho no manome -50% fa mampitandrina anareo sipa aho hoe sao dia variana any amin'ny solde any ka lasa -50 na -70% mihitsy aza ny ao antrano