Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
petsambava
(
11/06/2006 18:39)
FA TANY MIADY VE I MADAGASIKARA?
Raha ny zava-misy hita ankehitriny aloha dia toy ny tany avy niady ny gasy ara-ékonomia ,tsy nisy bomba na fifampitifirana fa dia nopotehina t@ ambo-po pôlitika ny toe-karena malagasy.
EFA HITA IZA...
tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 12:28
4mimananelatra
(
11/06/2006 18:15)
GASY te ho any an-dafy.. ny an-dafy nefa te hody aiza ihany?
Mahalàsa saina ihany isika olombelona ity refa tena dinihana lalina...Raha ny fijery ny gasy manokana dia maro dia maro ny haniry ny te ho any an-dafy izany surtout ny vehivavy eto @ tanàna .
Mieri...
tohiny
novalian'i titis ny 26/07/2006 18:57
OLPolonaleopolitika
(
11/06/2006 16:59)
Ny fanatanjahan-tena ataon'ny mpitondra ankilabao!!!
MAMPALAHELO!!!:(:(izay angamba no azo ilazàna azy raha mijery ny fanatanjahan-tena malagasy ankehitriny.Ny zavatra mety tsy tsapan'ny mpitondra anefa dia isan'ny zavatra afaka mampiroborobo ny toe-ka...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 20/06/2006 07:30
pissoa
(
11/06/2006 16:51)
Teny Malagasy: Samihafa
Mba misy afaka manazava ve ny fampiasana ny hoe [i]samihafa[/i] (teny tokana) sy ny [i]samy hafa[/i] (teny roa) kay. Sa mitovy ihany ireo? Mba atoroy fa tsy haiko :oops:
Misaotra....
tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 12:09
Silo
(
11/06/2006 14:17)
Iza no diso !!!
Ahitan-javatra maro ity fifampirafesana ity !
Nisy lhlhy 1 niteny t@ vadiny izy hoe handeha mission ka après 1 semaine vao miverina,
Niala ny tokatranony 'lay llhy andro maraina, niaraka @ sac ...
tohiny
novalian'i Silo ny 14/06/2006 11:44
bongokely
(
11/06/2006 13:15)
MBA MITADY OLONA HATANY FIANAR REHETSA MBA HIFANERASER
akory aby .iaho de mpianatra avy hatany fianarana mianatsa aty ivelan'i madagasikara .tsara mihitsy ny fisian'ny site web tahaka itony hifaneraserantsika mianakavy.Ka mba mangataka an'ireo mpianatra t...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 13:57
sera2
(
11/06/2006 13:09)
mitady mpiara-mianatra teny Ankatso taloha
Manaona daol nareo namana retra mitsidika eto.Mila fanampiana avy amnareo za rah mba azo atao sy sitrakareo.Mitady mpiara-mianatra taloha teny ankatso za .Haja no fiantso azy ,reko eto France izy mano...
tohiny
novalian'i sera2 ny 01/08/2006 16:44
Aino
(
11/06/2006 10:59)
Aiza izy tao tsy tazana tsony?
Malahelo sy manina any i Akamatiana fa tsy hita hintsony izy!!:snif:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/06/2006 18:07
andria
(
11/06/2006 08:19)
Izay tia ve kay adala sa maha jamba ny fitiavana
niaraka t@ sipa aho efa ho 2 taona izao dia niteny izy andao hivady dia hoy aho eleo aloha ho nvita ny fianarako (dans 7ans io)dia lasa izy nanambady izy nefa mirevy ahy izaho koa mirevy azy.Mbola man...
tohiny
novalian'i andria ny 05/08/2006 11:26
andria
(
11/06/2006 08:08)
Izay tia ve kay adala sa maha jamba ny fitiavana
niaraka @ vadinolona aho ary dia tiako izy izy koa tia ahy fa ny olana dia izao niteny izy hoe andao hivady dia izaho namaly hoe aleo après 10 ans de lasa izy nanambady nefa izay mbola miaraka ihany ...
tohiny
novalian'i andria ny 16/06/2006 13:38
soanja
(
10/06/2006 23:24)
Vady tsy tia fety na mivoaboaka
Hono hoy aho azafady fa hiresaka tokatrano indray eto. Inona no azo atao amin'ireny lehilahy tsy dia tia fety ireny na hoe aleony ao an-trano foana fa ao no mahafinaritra azy ary tsy manana namana fir...
tohiny
novalian'i tanie ny 02/09/2006 07:56
labomba
(
10/06/2006 19:35)
Sondage kely ndray!
Tandremo fa toa mifidy indray fotsiny de zay.
Misaotra!
http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n448463334a1fa...
tohiny
novalian'i vale ny 14/06/2006 20:19
Aino
(
10/06/2006 18:12)
hono hoa ry reto!!!
Mba fanotaniana maha lasa saina ahy izy ity indraindray @ ny olona sasany samy milaza any izay lazainy dol!!
Fa raha aminareo kay dia tokony manomboka eo @ firy taona kahatr@ firy taona eo ny vhv n...
tohiny
novalian'i Aino ny 03/07/2006 16:53
hesham
(
10/06/2006 13:54)
tsiron`aina
Noho ny fitiavantenan`ny lhl indraindray dia mbola betsaka ny vhv tsy mahalala akory ny hoe tsiron`aina , tena resaka marina io an .
Nisy bandy zay fa 2 mn dia lasa ny azy ary rehefa lasa dia mijanon...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/06/2006 08:33
Herimiafina
(
10/06/2006 12:46)
Ny zanaky ny haizina.
"ny zanaky ny haizina maranintsaian kokoa noho ny zanaky ny mazava" (ao amin'ny Luc 16).
Ny fahazahoako azy dia ao anatin'io zanaky ny aizina io avokoa: ny mpisoloky, ny tia kely, ny mpanao tsolotr...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/06/2006 18:47
andoniaina
(
10/06/2006 12:31)
Ny jôba ankehitriny sy ny foto-pisainany,,,,!
Miala tsiny @ izay jôba tandrifin'ity resaka ity fa de adi hevitra moa no atao eto.nisy jôba akama 1 zay,nirehareha be izy t@ vao vaky voalohany hoy izy taminay:vaky ihany reto izy ty à,faly be aho...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/07/2006 08:31
ariel
(
10/06/2006 11:14)
mitady fandefasana entana mora any dago
mitady fandefasana entana mora any dago aho zay mahafantatra teneno aho fa tena mitady aho fa tsy mahita....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/06/2006 04:15
era
(
10/06/2006 10:11)
kalon'ny fahiny
raha misy tia kalon'ny fahiny ato. Misy fampisehoana ao amin'ny FIAP amin'ny zoma 16 juin angaha izy izay! nisy pub nahitako an'io fa raha misy mila dia hotadiaviko dia lazaiko indray. Misaotra...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 23/06/2006 06:47
hps
(
10/06/2006 08:29)
mangataka ny hiran'i Ra kicky (tady vy)
Mba anisan'ny hira tiako be izy iny na ny enrg na ny tonony sady tantara marina koa izay lazain'ny lery fa tsy nisy titre taloha,sady mbola miampy an'ilay hoe: Misaotra an'Atra,de misaotra an'Andriana...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 08:55
Fiffi
(
10/06/2006 07:22)
Ahoana indray ity ?
hummmm ! ahoana indray no fahitanareo an'ity fiara ity ? manja eh ? hummm :) de iza indray no mba tianareo ato ? http://www.passion-tuning.fr/modules.php?name=coppermine&file=displayimage&meta=lastup&...
tohiny
novalian'i azerty ny 16/07/2006 21:29
