Ny fanatanjahan-tena ataon'ny mpitondra ankilabao!!!

1. OLPolonaleopolitika ( 11/06/2006 16:59)
MAMPALAHELO!!!:(:(izay angamba no azo ilazàna azy raha mijery ny fanatanjahan-tena malagasy ankehitriny.Ny zavatra mety tsy tsapan'ny mpitondra anefa dia isan'ny zavatra afaka mampiroborobo ny toe-karena koa ny fatanjahan-tena raha ifoterana tsara jereo ny espagnole FERNANDO ALONSO naharesy @ F1 dia i NADAL t@ TENNIS.Ry zareo brésilianina @ lalao baolina kitra ,ny kenianina @ marathon ,ny cubains @ boxe....
Jereo ohatra ny football dia mampalahelo tokoa ny mahita andry i DEZY MONSTRE mpanao baolina gasy malàza fahiny lasa mpiandry vorona.Ny tanora moa dia resy lava !!!
MOTIVATION tsy misy, ENCADREMENT =0,REDRESSEMENT =0,SPONSORING+ MARKETING=0(niara-niasa t@ fédération foot ny SICAM taloha naninona no tsy nitohy izany? ohatra) ,ireo reléves izany hoe ireo vato vao asondrotry ny tany tsy mbola assurés sns....
Tsy fitiavana te hanatsikéra fahatàny fa fantatray fa tsy ny vola no tsy misy fa ny mankàny am-paosy no betsaka .
Ny zavatra tsy azontsika ho lavina dia efa HAUT NIVEAU daholo na AVO LENTA ny fihaonana ara-panatanjahan-tena izaisam-pirenena @ izao fotoana ka izay taraiky dia tsy tokony hieritreritra izany fandresena sy finale izany akory ,1ér TOUR DIA VITA!!!!efa zatra an'io koa angamba ny gasy koah depuis 2002
2. diamondra27 ( 11/06/2006 17:03)
3. sareraka ( 11/06/2006 18:04)
Toa mampihomehy tokoa ny hieritreritra hoe i PLATINI, VAN BASTEIN ,MARADONA , ZICO .. lasa mpiandry vorona sisa !!!
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
4. Fiffi ( 11/06/2006 18:17)
KA TSY MARINA IZANY ry sareraka ahhhh!!

Fa mbola hamiratra ny masoandron'ireo mpilalao malagasy eh!
5. petsambava ( 11/06/2006 18:42)
dans combien d'année ?
6. Rainikarabo ( 11/06/2006 18:43)
Ny hitako olana kely ho an'ny maro an'isa eto amintsika, raha vao miresaka fanatanjahan-tena dia baolina kitra no tonga ao an-tsaina. Avelako iny aloha fa hiverenako ny loha-hevitra.

Raha ny fahitako manokana, ny fanatanjahan-tena izay hita fa hananatsika talenta no mendrika tohanana, ary ireny no hananantsika champion du monde: toy ilay art Thai vao nahazoantsika champion du monde iny,ny Judo, Boxe, Kick boxing, Taekwondo, Rugby, Pentaque. Diniho fa havanana tsara isika amin'ireo taranja ireo. Ny resaka baolina kitra izany amiko tsy mila andaniana betsaka fa sady tsy talenta no tsy mamokatra.

Ny fanohanana koa anefa dia tsarovy fa andraikitry ny privé no betsaka, refa mamiratra sy mahery ianao dia tonga ho azy ny sponsor.

Izay aloha fa lasa lava loatra.....
7. cutie ( 11/06/2006 18:44)
tsy hitako ze ilaina @ zany :lol:
8. mandrindra ( 12/06/2006 07:31)
hoy i rainikarabo :
ny fanatanjahan-tena izay hita fa hananatsika talenta no mendrika tohanana

tena marina izany, izay efa hay aloha tokony hatao izay ahatongavana any amin'ny avo indrindra sy hijanonana eo

hoy i rainikarabo :
Ny resaka baolina kitra izany amiko tsy mila andaniana betsaka fa sady tsy talenta no tsy mamokatra.

ny hoe tsy talenta aloha dia tsy voaporofo izany. ny hoe tsy mamokatra dia heveriko fa diso satria ny kitra no fanatanjahantena be mpijery indrindra ary mitondra vola betsaka indrindra ka heveriko fa mamokatra izany. ny fomba fiasa no tokony hoheverina.

cutie, ilaina kosa ny fanatanjahantena e :D
9. lemenakely ( 14/06/2006 06:49)
Aza adino fa ireny star brésiliens @ foot ireny dia teraka tany @ FAVELLAS, toerana misy ireo olona sahirana indrindra any BRESIL ...fa tiany ilay zavatra no sady ifoterany dia izay !!ary tadidio fa refa milalao any ivelany ireo brésiliens ireo dia lafo dia lafo tokoa sahala @ RONALDINHIO dia 60 millions d'euros no karamany ao @ FC BARCELONE
10. lapino ( 14/06/2006 07:16)
Ny resaka baolina kitra izany amiko tsy mila andaniana betsaka fa sady tsy talenta no tsy mamokatra.

Aiza ary i jentilisa fa misy kombaka am'zany eo! :wink::-D:-D

Ny fanohanana koa anefa dia tsarovy fa andraikitry ny privé no betsaka, refa mamiratra sy mahery ianao dia tonga ho azy ny sponsor.

Izay mihitsy no izy! Ny vahoaka sy ny privé no tsy manao, dia an'ny fanjakana ny andraikitra.
Mbola pire ity noho ilay hoe "ny lalana vita, ny kibo noana" kle! Hitako nareo raha leo politika :wink:
11. avolenta ( 14/06/2006 19:02)
Za ndray mahita hoe ny antsika malagasy no tena hoe fanatanjahan tena. Satri nahona ary ozy nareo???
satri de natao hanatanjah tena fotsiny ihany fa tsy natao hitadiavana vola. hihihi!!
12. cutie ( 15/06/2006 17:41)
cutie, ilaina kosa ny fanatanjahantena e

ilaina fa atao fialam-boly fa tsy asiana resaka politika:lol:
13. mandrindra ( 16/06/2006 08:06)
tsy fialmboly fotsiny fa fanabeazana koa ka.
14. cutie ( 16/06/2006 13:50)
ok :wink:
de fitaizana koa
15. mandrindra ( 16/06/2006 13:55)
angaha moa ny miatiza tsy manabe ihany sa :wink:
16. cutie ( 16/06/2006 14:04)
mitaiza ara-barana koa, manabe nga tsy ara-tsaina fotsiny :lol:
17. mandrindra ( 16/06/2006 14:07)
manabe, ny vatana koa mihalehibe ka :wink:
18. cutie ( 16/06/2006 17:45)
:-D:-D:-D:-D
misy sens bdb zany :wink:
19. mandrindra ( 16/06/2006 19:59)
dia aiza ny direction an'ilay sens :wink:
20. cutie ( 16/06/2006 20:02)
:-D hummmm
mianatsimo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0028