Izay tia ve kay adala sa maha jamba ny fitiavana

1. andria ( 11/06/2006 08:19)
niaraka t@ sipa aho efa ho 2 taona izao dia niteny izy andao hivady dia hoy aho eleo aloha ho nvita ny fianarako (dans 7ans io)dia lasa izy nanambady izy nefa mirevy ahy izaho koa mirevy azy.Mbola manao recherche sur terrain mantsy aho dia sahirana;nefa izahay mbola miaraka hatramin'izao,nasainy mintsy aho t@ mariaziny dia tonga soamantsara.Ahoana ny hevitrareo ny @ izany toerana izany
novalian'i andria ny 05/08/2006 11:26
2. Fanja1 ( 11/06/2006 09:00)
ka izy zany efa te hanana ny tonkatranony sy ny zanany kou...ela loatra aminy ilay 7ans andrasana , ny taona koa mandroso, nefa raha tena tia aloha amiko de afaka miandry e, sady @ izao fotoana zao anie tsy obligé we tsy maintsy mivady vao miaraka mipetraka e... marina fa tsy dia mbola fomba eo @ gasy io, nefa io no tena tsara ahalalana tsara we tena mety tsara ve ny fiarahanareo alohan'ny tena ivadiana. Ary tsy nety angaha raha natao ihany ny fanambadinareo , dia enao mianatra mou izy miasa.. de ny zaza no andrasana refa vita ny fianarana vao natao? de efa manambady izy zany zao de enao mbola miaraka aminy? enao zany lasa amant? tssssssss zany ve de mety? zay tia marina ngamba adala ka :(
3. fiaritiana ( 11/06/2006 09:31)
mbola miaraka ve nareo nefa izy efa nanambady??
4. MTN ( 11/06/2006 11:12)
Tsy migany kosa izany fa refa nanambady izy dia tapitra izany. Raha ianao no eo amin'ny toeran'ny vadiny dia ahoana hoy ianao? tianao ve ny vadinao raha miaraka aman'olon-kafa?
5. avolenta ( 11/06/2006 12:48)
izany tokoa no atao hoe fitiavana gaigy be, efa manambady ve lé sipanao taloha de nareo mbola miaraka foana. ianao no voa be amzany satria enao mety hiaraka aminy fona sady mety tsy ho tia olo kafa tsony de lany andro eo.
Fa ny azy efa milamina tsara ny tokantranony, raha tsy hoe ho ravanao ngaha . nefa tsy de mety lotra zay fa tara lotra enao. anao sisa ny safidy fa ra za enao hadinoina izy dia mifantoha am fenarana fa ho avy fona ny anjaranao
6. Fiffi ( 11/06/2006 13:32)
tena voa be marina ka tsy aleo ve mitady olonkafa eh ?
7. Fiffi ( 11/06/2006 13:35)
ary matoa izy nanambady heu...tsy ho hatakalony ny vadiny sy ny tokatranony enao fa de aleo minadino sy mitady hafa , zay angamba no fahendrena.
8. arson ( 13/06/2006 11:12)
"izay tia tokoa adala"tsy de misy ho tenenina fa aza mangalabadinolona intsony e!efa tsy anjaranao izy de aoka mitady hafa sao ahitana loza.marina mitsy io tenenin'i fifi io ambony io ny mitady hafa no mety.mitady tany hafa hanorenampangady e!.fa zao fotsiny no teneniko aminao maharary anie izany hoe alin'ny olonkafa ny vadinao oe.apetraho eo @ toeranao io,fa tena henjana be mitsy.
9. Fiffi ( 15/06/2006 06:32)
sady heloka be ange io an!
10. arson ( 19/06/2006 11:18)
tsisy otrany mandeha normal ihany e!sady @ zay ko mba tsy arahineriteridava.
11. Fiffi ( 19/06/2006 12:08)
f'ita hoa eh ? :)
12. arson ( 20/06/2006 06:05)
fa izao e!tony resampitiavana tony ve tsy aleo mba atao any @ fitiavana fa mampalahelo ery ty mijery azy aty @ namana vaovao.
:roll::roll::roll:
13. Fiffi ( 20/06/2006 19:48)
arson: tena marina mihintsy ny anao an! efa misy ny toerana natokana ho an'ny fitiavana.
14. majesty ( 21/06/2006 02:49)
: Izay tia ve kay adala sa maha jamba ny fitiavana
= mahalasa jamba adaladala ny fitiavana :D
15. arson ( 21/06/2006 05:36)
zany izy io an!
:-D:-D:-D:-D
16. dailynews ( 28/06/2006 14:38)
voalohany tokony tsy nanaiky azy nanambady ianao raha toa ka tena tia azy sinon dia hisaraho tanteraka izy.

ny zavatra tokony nataonareo raha tena nifankatia ianareo dia nanpiandrasinao roa taona izy, dia nivady ianareo, anefa tsy hovoatery nanajanaka, be dia be ny mpianatra mipetraka ao andafy manao izany, mivady aloha dia ny zaza manaraka afaka 4 na 5 taona any. tsy olana mihitsy izany. izao ianoa izao tena tia azy , izy tiana anao anefa inona no nataonareo tsy nigafy ny fitiavanareo fotsiny ?

de ahoana izao ? izy efa vadin olona ? ianoa kosa ange tokony mba nanome azy espoir tamin izy niteny hoe andao hivady e, hoe mandrasa kely aloha. asa tys haiko aloha izao izy izao lasa de ..izay ny tamin iny.
17. Evah ( 30/06/2006 08:43)
sarotra ny fandidiana ry namana. tena mahery B zany fitiavanareo izany an? D entina mankaiza lé situation izao kay? mety any angamba no tsara eritreretinao?
18. Nytoh ( 17/07/2006 12:37)
:(Mitadiava enao Olokafa fa tena tsy poen's zany,sady enao nge mandany fotona fotsiny miaraka aminy e!izy manana ny vadiny,sady enao ve sur fa tena tianao izy?tadidio anefa fa raha tiny enao de niandr ny bosinao izy de nivady nareo,sa ahoana?zay fa courage e!:D
19. andria ( 05/08/2006 11:26)
androanay ndray izy zao dia mbola niantso asa loha fa dia niresadresaka fotsiny izahay t@ telefon izaho anefa efa mba somary nanadino azy ary izaho efa nampanantena azy mitsy fa asa aloha zay tena heviny efa nanao feed back aby zay fa iny ny safidiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0847