mitady mpiara-mianatra teny Ankatso taloha

1. sera2 ( 11/06/2006 13:09)
Manaona daol nareo namana retra mitsidika eto.Mila fanampiana avy amnareo za rah mba azo atao sy sitrakareo.Mitady mpiara-mianatra taloha teny ankatso za .Haja no fiantso azy ,reko eto France izy manohy ny fianarany (médecine).Avy any Tamatave izy fa nipetraka tany Ankadifotsy izy taloha tam nianatra teny Ankatso.Naman'i Vony be koa izy io ary toa samy mianatra eto France izy roalahy.Dia misaotra mialoha anareo.
novalian'i sera2 ny 01/08/2006 16:44
2. Fiffi ( 11/06/2006 13:29)
Miarahaba an'i sera2 :) fa t@ taona firy zany ?
3. sera2 ( 11/06/2006 13:52)
Fiffi:

Miarahaba an'i sera2 :) fa t@ taona firy zany ?



Misaotra an'i Fiffi namaly ,mafnartra e!.Tam 1989 izahay no 1ère année.D tam 1997 rah tsy diso ny fitadidiako no nihaona farany izahay satria samy sahirana tam fianarana sy ny fiainany avy.
4. avolenta ( 11/06/2006 14:26)
Raha naman'i vony be izy de mety any bordeaux zany no misy azy. fa tohizo ihany ny fitadiavana é
5. sera2 ( 11/06/2006 14:45)
Misaotra an'i Avolenta.Mahafantra an'i Vony ve enao?
Naman'i Vony be tkoa izy tan Ankatso.Ny fahenoako ny misy an'i Vony D toa oe any am faritra Alsace fa ze vao niova no tsy aiko.Tsy mbola nifandray tam Vony koa za satria tena tsy hitako mintsy ny misy azy.Asa rah mifankafantatra oe samy eto izy roalah na mifandray mintsy.Le fomba hitadiavana an-dry zareo mintsy no tena tsy hitako e! D ho tohizana ihany ny fitadiavana araka ny teninao .
6. Fiffi ( 15/06/2006 06:28)
7. raemtikoela ( 04/07/2006 08:51)
sera2 - promo - ko zany, saingy zaho GESTION, :oops:
8. sera2 ( 07/07/2006 18:50)
raemtikoela:

sera2 - promo - ko zany, saingy zaho GESTION, :oops:



Manaôna ô! ka enao zan gestion no fianarana nataonao fa raha mba sendra ka henonao ny misy an'i Haja D mba lazao azafady fa hatramzao d tsy mbola hita e!
9. dadabe ( 10/07/2006 03:48)
tena koboko io le
10. sera2 ( 21/07/2006 15:48)
dadabe:

tena koboko io le


Manaôna daol ô ! Zao vao hitako ny msg-nao dadabe a! elaela ndray mantsy tsy niditra teto fa somary sahirana . Ka kobonao ahoana kay fa tsy mbola hita hatramizao ny misy an'i Haja e! Mba ilazao raha fantatrao ny misy azy moa e! D misaotra mialoha . Toa tsy mijery ity fandaharana serasera ty ngamba izy satria raha mahita an'io filazana io izy D tonga D fantany tsara mintsy za .
11. dadabe ( 24/07/2006 03:34)
mipetraka ao frantsa i lery ao @ paris 94 :roll:
12. raemtikoela ( 26/07/2006 11:54)
sera:sarotra be ny ahitana azy, izy koa angamba tsy tia manketo e:(
13. sera2 ( 01/08/2006 16:44)
raemtikoela:

sera:sarotra be ny ahitana azy, izy koa angamba tsy tia manketo e:(



Manahoana daholo nareo, tena sarotra be marina ny ahitana azy ry raemtikoela , tsitako tson ze hevitra,mety tsy tia manketo klo izy na ze namany mahafantatra azy koa aza ngamba tsisy manketo. Efa nandefa antso ao am antson'ny fo za raha hitanao io fa tsita mintsy izy e! Fa na izany aza D misaotra anao namaly e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3518