Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i sera2, milahatra araka ny daty
sera2 ( 14/06/2006 14:20)
lalàna Sarkozy
Mba jereo anie ny Midi madagascar androany e!Malagasy voaroaka niala an'i Frantsa reny Malala.Ilay "compatriote" nitoroka tan am fanjakana frantsay koa no tena.... Rah nanao ny tsy rariny moa ze notor... tohiny
novalian'i vale ny 26/06/2006 19:59
sera2 ( 14/06/2006 13:48)
Mitady an'i Haja étudiant (médecine) eto France
Salut daol an!Araka ny torohevitry nomen'i Avolenta D efa niezaka mafy izahay nitady an'i Randrianarimanana Hajaniaina mpianatra ankatso taloha.Manohy ny fianarany ao am sampana Médecine izy eto Fran... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/08/2006 07:04
sera2 ( 11/06/2006 13:09)
mitady mpiara-mianatra teny Ankatso taloha
Manaona daol nareo namana retra mitsidika eto.Mila fanampiana avy amnareo za rah mba azo atao sy sitrakareo.Mitady mpiara-mianatra taloha teny ankatso za .Haja no fiantso azy ,reko eto France izy mano... tohiny
novalian'i sera2 ny 01/08/2006 16:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0135